Lasa nitsoaka!!!Aza avela hiditra @ zay!!!

1. tgvafond ( 28/01/2010 11:23)
Tonga dia velezo dieny iny lasa nitsoaka iny ry zalahy e, aza ,avela mivena eto @ tanana intsony ,efa lasa nivoaka any fa tonga dia peho @zay ko!!!
Efa rava ihany ny 20 mars,
ka maninona moa raha amin’io andro io no mba manao Filaharam-be miaraka ?
Ny sasany avy any Ambohijatovo,
ny sasany avy any Tsaralalana,
ny sasany avy any Behoririka,
ny sasany avy any Ankorondrano,
avy any Mahamasina-
ny sasany Ambohijanahary. Amin’izay tsy araky ny lohakelin’Fat izay atao.
Antsika malagasy no manantanteraka e !
Raha misy mitady hisambotra dia atao angaredona toy ilay bodega voapala tany amin’ny bar.
Alefa ry miaramila a, apoahy @ zay fa ela loatra mijaly ny vahoaka e
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:48
2. Vahoaka ( 28/01/2010 11:29)
TSY MILA MPAMONO MALAGASY HO FILOHA IZAHAY ,ATAOKO FA MAZAVA IZAY 8O :twisted:
3. Mio21 ( 28/01/2010 11:33)
TSY MILA MPAMONO MALAGASY HO FILOHA IZAHAY ,ATAOKO FA MAZAVA IZAY
Samy namono malagasy daholo na Ratsiraka na Ravalo na TGV. Izy 3 ireo ve no tian'Vahoaka lazaina? Dia ho solointsika an'iza ary ? :D
4. wxxx ( 28/01/2010 11:48)
Nataon'i CIG nafana tao ny sofin-Rajojo
Nitaitasika antsokosoko ho any @ frantay sy kadastry takaka fa traingo tao ndray , io fa mihinana , velezao dieny mbola mahamay
5. tgvafond ( 28/01/2010 12:13)
Dia ho solointsika an'iza ary

Tsotra asorina eo aloha io Rajoelina io miaraka @ ilay mpamosavy lahy Ratsirahonana and co , izay aloha no voalohany
Manaraka , efa betska ny olona ao @ tgv ao no te hiala fa matahotra ny atao hoe mpamadika, ary misy @ ireo defi2010(tgv) sy udr(tgv) ihnay koa no vonona ny hanaraka tsara ny MaputoI sy Addis Abeba, dia atao ny tena tetezamita fa tsy tandrametaka lava izao
6. Mirananirina ( 28/01/2010 12:57)
Voalaza teo :
Dia ho solointsika an'iza ary

Tsotra asorina eo aloha io Rajoelina io miaraka @ ilay mpamosavy lahy Ratsirahonana and co , izay aloha no voalohany
Manaraka , efa betska ny olona ao @ tgv ao no te hiala fa matahotra ny atao hoe mpamadika, ary misy @ ireo defi2010(tgv) sy udr(tgv) ihnay koa no vonona ny hanaraka tsara ny MaputoI sy Addis Abeba, dia atao ny tena tetezamita fa tsy tandrametaka lava izao
marina mihitsy izany,tohanana 100%
7. xxwx ( 28/01/2010 13:20)
ka maninona moa raha amin’io andro io no mba manao Filaharam-be miaraka ?
Ny sasany avy any Ambohijatovo,
ny sasany avy any Tsaralalana,
ny sasany avy any Behoririka,
ny sasany avy any Ankorondrano,
avy any Mahamasina-
ny sasany Ambohijanahary.

ATAO TAMBABE AIZA NO TSY VIZANA EO IO FATY IO
8. locl ( 28/01/2010 14:14)
Salut daholo e!

Velezo ary e
9. ndotofetsy ( 28/01/2010 16:44)
tgvafond:

Tonga dia velezo dieny iny lasa nitsoaka iny ry zalahy e, aza ,avela mivena eto @ tanana intsony ,efa lasa nivoaka any fa tonga dia peho @zay ko!!!
Efa rava ihany ny 20 mars,
ka maninona moa raha amin’io andro io no mba manao Filaharam-be miaraka ?
Ny sasany avy any Ambohijatovo,
ny sasany avy any Tsaralalana,
ny sasany avy any Behoririka,
ny sasany avy any Ankorondrano,
avy any Mahamasina-
ny sasany Ambohijanahary. Amin’izay tsy araky ny lohakelin’Fat izay atao.
Antsika malagasy no manantanteraka e !
Raha misy mitady hisambotra dia atao angaredona toy ilay bodega voapala tany amin’ny bar.
Alefa ry miaramila a, apoahy @ zay fa ela loatra mijaly ny vahoaka e



dia inona no ho dorana ndray @ io fa tsy misy magro tsony sa ny injet sy ny viva ary ny tvm
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. bazylou ( 28/01/2010 18:33)
ka ry lerony aza efa vizana be etsy anosy ka anongan aho anongana, dia ny fananan' iza indray no dorana ary e, an'iza izao no tour, ,looolll :-D :-D
11. bazylou ( 28/01/2010 18:35)
ka ry lerony aza efa vizana be etsy anosy ka anongan aho anongana, dia ny fananan' iza indray no dorana ary e, an'iza izao no tour, ,looolll :-D :-D
12. Papoose ( 28/01/2010 19:01)
ndana aby lo mianatra politika wa! efa nahay zvt raha zay herintaona zay! :lol:
13. fijo ( 28/01/2010 21:11)
eny wa ry papoozy,mora le miresaka sy mamporisika,fa tsy hay izay atao rehefa avy eo
14. pikatti ( 28/01/2010 22:11)
ka ry lerony aza efa vizana be etsy anosy ka anongan aho anongana, dia ny fananan' iza indray no dorana ary e, an'iza izao no tour, ,looolll

Ka raha ny hevitry rapaty ao amabny ao no dinihina dia dorana koa zany ny fananan'i Rajoelina rehetra
Lery mantsy milaza fa jiolahim-boto nirahan'i Rajoelina daholo ireny nandoro ny fananan'i R8 ireny ny TIKO sns, ny an'i Frantsay(Leader Price) teo akaikin'ny JUMBO tsy rava, de izany ve rapaty no atao sy averina isakin'ny misy maka Fanjakana koa raha tsy ho ripaka daholo lé :roll: :roll:
15. zoam ( 28/01/2010 22:36)
Papoose:

ndana aby lo mianatra politika wa! efa nahay zvt raha zay herintaona zay! :lol:

I papoose angaha moa tsy efa nianatra momba ny politika e,handao mba hiaraka aminay hanohana an'i dada e


:^) :^) :^)
16. pikatti ( 28/01/2010 22:45)
I papose anie efa manao stage ao @ Onitiana Realy ao e, :lol:
17. pikatti ( 28/01/2010 22:47)
Fa taiza foana tokoa enao ry Papoose a,ary aiza zany voan-dalana izany aloha fa toa resaka fotsiny klé
18. milamm ( 29/01/2010 01:02)
vaha-olana 1 io voalazany tgvafond io fa mbola tsy azo atao zao de zao,nahoana?mila arovana tafika mpanelanelana hiaro izany filatsahana andalambe izany fa efa leony mandevina ny Malagasy.vaha-olana hafa azo aroso
L’option- négociation dans la recherce de solution de sortie de crise à Madagascara fait preuve de son incapacité à trouver cette sortie ,face à des
gens sans foi ni loi ayant pris en otage le Pays..!
Serait-il inconvenant d’user de l’option- militaire qui représente ne des solutions éventuelles évoquées dans le statut de la SADEC à laquelle la République de Madagascar est membre » suspendu » !
Le droit d’ingérence , gadget du ministre des a.e, dela France n’est pas recevable car ce ministre ne fait mystère du soutien qu’il apporte aux auteurs du coup d’état à Maagascar..

L’assistance militaire est une solution laissée à l’appréciation et à la responsabilité du Groupe de Ontact ,de ‘ONU ,du Groupe Europén ,des USA et de l’ONU..!

Devant un tel choix ,face à ce cri de désespoir, vis-à – vis de telleles éléments au sein de l’armée , sensés et soucieux de l’avenir des Malgaches ,aurient-ils une petite capacité
d’ indignation , de fierté et un dernier sursaut de dévouement , de courage et de patriotisme pour donner leurs mains aux Malgaches et pour combattre avec cette prise d’otage du Pays par des gens sans foi ni loi !

Le Gal RAMANANTSOA GABRIEL avait dit à ses Militaires ,

» FAITES LE MAXIMUM AVEC RIEN ! !

Ceci veut dire : » MEME SI VOUS DISPOSEZ DE RIEN ,
VOUS AVEZ LA FORCE DE L’ESPRIT ET L’ENERGIE DU DESESPOIR POUR AFFRONTER TOUTES LES DIFFICULTES

tsy azo atao sorona ny vahoaka fa ny miaramila mila mahatsapa ny adidiny ho any tanindrazana nefa misy manetsika izy ireny,fitondra-miaramila jadona ny fat ,i tana sy toamasina moa eo antanany organes,i toliara an'i vital St cyrien(Cdt ny 1er regiment militaire Toliara RM5),ramaroson,pety sy voninahitsy ary koutiti sy reo services de renseignements frantsay,noho izany marche ou creve ozy ny lezoka aleo hiditra ireo miaramila ny sadeky hiaro ny vahoaka refa tsy hagnano raha ny foloalindahy sy tafika faly tolorana fisondrotakarama @ volambahoaka
19. fijo ( 29/01/2010 08:03)
ka ny vahoak aihany no nitady de mahita ka,
20. ANARIM ( 29/01/2010 10:28)
quelques vahoaka (voavidy tam spectacle, rongony, toaka, vola sns sns), pas tous!!! attention!!! zà miasa manodidina 13 Mai, zokiko mipetraka Ambodifilao, fa tsy nisy vahoaka zany tao! jiolahy mamondrongony sy toaka no betsaka!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5127