Eto dia samy manala ny fony sy samy be vava daholo. Fa ny hita aloha hatramin' izao ( raha ampitahaina) i Ravalo ihany tonga saina haingana sy nahita vahaolana haingana, fa " ny milelaka ny vodin' ny frantsay dia mamofona tokoa ka tokony hialana haingana dia haingana ".