REGARDER VIDEO Lundi orange viré en noir 26 jan 2009

1. vatofototra ( 27/01/2010 14:51)
REGARDER VIDEO Lundi orange viré en noir 26 jan 2009

- Emission spéciale sur les événements de la journée orange virée en noire du 26 janvier 2009.

- Participer au Débat National

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par fijo le 28/01/2010 21:36
2. terrywui ( 27/01/2010 16:19)
dia mazava zany ry vatofototra fa tsy nitana ilay marsa ny Fanjakana rehefa tsy nety ny fiarahamonimpirenena ee!! ka raha ny zava misy zany de tsy manao barofo na manao didiko fe lehibe mitsy ny fitondrana fa xrehefa zay no lan in'ny be sy maro de manaiky ny fanjakana !! bravo ....!!

3. pikatti ( 27/01/2010 22:27)
!! bravo ....!!

Bravo leisy lery raha tsy nanaonao foana a,tena mbola tsy ampy mila mifona aty amiko aty aloha :-D :-D :-D
4. fijo ( 27/01/2010 22:48)
ka zaza anie rehefa manao zavatra ,dia fanimbana no tena hainy e
5. patrick2002 ( 28/01/2010 02:53)
efa mazava izany fa i Ravalo no nanome baiko ny miaramila tsy hietsika ,ary izy no nanarama ,mpamaky trano sy handroba ny CITIC ,sy ny courts ,satria rehefa norobaina ny azy dia aleo koa horobaina daholo,
Tena mpivaro-dronono marina .
6. xxxw ( 28/01/2010 08:22)
Nimportekoi!!!
7. badanne ( 28/01/2010 13:59)
terrywui:

dia mazava zany ry vatofototra fa tsy nitana ilay marsa ny Fanjakana rehefa tsy nety ny fiarahamonimpirenena ee!! ka raha ny zava misy zany de tsy manao barofo na manao didiko fe lehibe mitsy ny fitondrana fa xrehefa zay no lan in'ny be sy maro de manaiky ny fanjakana !! bravo ....!!


=badanne
rahaamiko manokana dia izao no tena marina:
election =financement banque mondial,kanefa ry zareo ireo tsy nahozo ilay sosy dia voatery nahemotra aloha dia mody ny firaisamonim-pirenena no hialana zigla
jero kely ny lojikan-javatra ;karama nampakarina 10% kanefa ny indicen'ny mpiasam-panjakana ninina nalatsany 508 ny dikany dia ny anao ihany no nanajany anao sady mbola nanasorany ko inona ny @izany kotozafy ihany no alexis! tsy fantatrareo angaha fa iompotondra io anie ka mpitondra tsy mbola nikatona loha malemy io eh, satria ny zavatra nataony sonia aza tsy norarahiny akory amino ve izany dia mety
ny anjarantsika dia mandinika fotsiny izay ataony eh


8. ndotofetsy ( 28/01/2010 17:24)
lundi orange violet en noir

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. fijo ( 28/01/2010 21:36)
aok aletsy rapa an,aza de miteniteny foana fa mahamenatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515