Hoan'izay liam-baovao
1. Annie2006
(
12/02/2010 13:07)
Miarahaba,
Eo anatrehan'izao zavatra misy izao, ny toe-draharaha politika izao, dia aiza hoa aiza ny fitsinjovana ny fianam-bahoaka sy ny ho avin'ny firenena?
Manomboka mitsiry ny tena vaha olana:
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Convention-nationale-de-MDM-Les-videos.html

novalian'i pikatti ny 15/02/2010 14:00
2. diloo
(
12/02/2010 13:40)
Efa miala aina ny tgv dia hivadika mdm ny fianalam's fa tapi-dalan-kaleha.Aleo izay dia tarito ny fianakam's ry Annie an fa ho lasa kamboty atsy ho atsy ry zareo ..
Opposant acceptable i Rapiero par rapport an-drabelety.
OK Annie, raikitra ny débat mikasika an'i Pierrot. :wink:
Opposant acceptable i Rapiero par rapport an-drabelety.
OK Annie, raikitra ny débat mikasika an'i Pierrot. :wink:
3. AndriambyII
(
12/02/2010 15:39)
M'sieur soulapèèkk est-il crédible politiquement ?? !!! :-D :-D :-D
4. milamm
(
12/02/2010 15:51)
certainement pas,on n'a pas oublie ses mefaits a propos de ses crimes economiques contre la Nation,abus de pouvoir,detournement des biens ,des fonds publiques lors de son mandat en 3e rep,un autre joker au sein des services d'interets francaises ====> credentiality nil
5. sylvain
(
12/02/2010 19:25)
d mbola misy foana ny gasy azo rebirebena sy hampanantenana pôkaty d ry pierrot ve no mbola hande handrandraina nefa teo tsy hita zay natao sa efa lany ny nangonina hatr@ zay ka d handrebireby vahoaka aloha angalana seza hanangonana indray, tsy mila any reny tsony, iza no tsy hanana hevitra tsara ho entina hampandrosoana an' i Mcar fa rehefa tonga eo tsy hita zay fivoarana, mba olom-baovao no tena hilaina é! fa ts'izao efa lany daty rehetra zao!
8. Annie2006
(
13/02/2010 08:33)
Se préparer. S'organiser. Le défi pour la reconstruction nationale est énorme. Pour le relever, il faut du courage, de l'abnégation, de l'humilité du savoir-faire, un projet, une vision.....
Aza matoritory fa ny hoavin'ny firenena no banjinina.
Aza matoritory fa ny hoavin'ny firenena no banjinina.
9. bazylou
(
13/02/2010 19:03)
za lesy mba gaga ry zalahy , rah ai solapaika no prezda dia aleo ihany ny tgvnay no eo fa tsy alehany iny , dia rehefa prezy ve lesola dia hirepla aty bercy foana, beeeuurrrk :-D :-D
10. Annie2006
(
13/02/2010 19:20)
Izay finidim-bahoaka ihany no ho filoha eo na inona na inona no safidin'ny tsirairay. Tsy maintsy roa ihany koa ny fomba entina handaminan-tsaina rehefa avy eo: Na mioraka satria lany ilay notohananay, na kosa lasa manatevindaharana an'ireo izay hanohitra izay laninay eo.
Aza matoritory fa ny hoavin'ny firenena no banjinina.
Aza matoritory fa ny hoavin'ny firenena no banjinina.
11. pikatti
(
15/02/2010 14:00)
Aza matoritory fa ny hoavin'ny firenena no banjinina.tssss, nareo aza tsy heno mintsy efa elabe zay , fa nisy inona no nifoha tampoka be e :?: :idea: