Mistery Prez Rajoelina
1. esserra
(
12/02/2010 06:09)
Ahoana ry tonton a, mbola ao ve ianao zay sa lasa nanangatra e?
Miandry ny fampanatenanao ny vahoaka mantsy fa hilaza tatitra ny dianao tany Frantsa ianao ,ka aiza indray ity fitaka be vava ty e!!!
Mba ilazao izahay ingahy prez o,aza dia variana manao pasy toloka ao @ io banky Gaboné France A Fric io enao datoa a
Ahoana saholo ireto ekipanareo ireto no tsy voafehy intsony e,lasa babangoana ny kianja raprez a
Le vice-premier ministre chargé de l’Intérieur, Manorohanta Cécile, a dirigé le gouvernement. La patronne du bâtiment patte d’éléphant a fait savoir que le locataire de Mahazoarivo se trouve actuellement en mission dans le Sud du pays. Le vice-premier ministre chargé des Affaires étrangères, Ny Hasina Andriamanjato, était également absent durant la rencontre. Pour la simple raison qu’il a déjà démissionné du gouvernement. D’autres membres du gouvernement ont également brillé par leur absence durant le Conseil conjoint, pour ne citer que Nathalie Rabe, Julien Razafimanajato, Augustin Andriamananoro, Rolland Ranjatoelina et le vice-premier ministre chargé de la Santé, le Pr Alain Tehindrazanarivelo.Midi Madagascar

novalian'i yonikafopl ny 12/02/2010 21:40
2. esserra
(
12/02/2010 06:36)

Teny Anosy tao amin’ny Lapan’ny Antenimieran-doholona no nifanatrehan’ny Governemanta sy ny mpikambana ao amin’ny HAT omaly momba ny raharaham-pirenena (sary Kelly R.)
Tapa-porohana sisa mbola ho may :lol:
5. booboo
(
12/02/2010 13:20)
yonika > :-D :-D io koa no hitako voalohany
fa maninona tokoa ho'aho izy io no tsy miala solomaso mainty foana foana e ?

6. fijo
(
12/02/2010 21:07)
ka simba hono ny masony raha vao mahita mazava ko,na matory aza io mbola solomaso foana
7. yonikafopl
(
12/02/2010 21:40)
dadabe,salut mon amour,zay njay lah vo tazako an :P ,efa niala le sary fa nisy nanolo kou
booboo, de gaga mintsy za amin'io fa na anaty trano maizina aza de tsy miala mintsy, na amin'ny alina aza de eny fona,matahotra mazava ngamba,otran mpangalatra hihihihihiihi
fijo zany an