Politika

ndotofetsi ( 18/02/2010 18:44)
Tsy mbola izao no azoko akory no omeko anao wiwi ny telefoninako , ianao mantsy toa henoko manao be lazao loatra ka aleo ihany eto no hifampireka... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/02/2010 12:05
TEGEVE ( 18/02/2010 17:24)
Aleo atao hadivomangan'i kirijavola hono ka ny voamasony no potsirina avy hatrany Izao mantsy no tena tsy zakako @ io GIC io, olona efa novonoiko iny R8 iny dia mbola velominy foana, tena valaka be a... tohiny
novalian'i milamm ny 20/02/2010 01:59
patrick2002 ( 18/02/2010 16:01)
Anisany andraikitry ny fanjakana aloha ny miantoka ny fananany olo-pirenena sy ny ainy olom-pirenena miaina ao aminy ,lalana fototry ny mpikambana ao @ ONU rehetra io . Ka misy loha-hevitra ao amban... tohiny
novalian'i moi ny 26/02/2010 08:05
bazylou ( 18/02/2010 13:43)
2011 vao manana prezda i mdg, beurrrk , ry akbaraly sy ry dondroporaly ary i fatsoraly no manao ny fahasalamana ao mdg ao, na i zain aza efa lasan'dry lerony . :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
esserra ( 18/02/2010 12:39)
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/uneS.jpg[/img] [img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/03.jpg[/img] Mouvances Madagasikara Antsahamanitra omaly... tohiny
novalian'i esserra ny 20/02/2010 13:13
vatofototra ( 18/02/2010 09:11)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour une sanction individuelle 17 février 2010 - Lors d'une conférence de presse, Andry Rajoelina, maintient sa position et se dit prét pour une sanct... tohiny
bobimarolahy ( 18/02/2010 06:29)
Raha izaho no tahaka an-dRavalomanana dia efa nanasa tanana aho ny @ty firenena ity satria efa nanao ihany fa ny kely natsangako ary noravana ka inona intsony. Izany hoe mety mbola manana risi-po an... tohiny
vatofototra ( 17/02/2010 22:53)
REGARDER VIDEO Adoption Rapport ONU Genève 17 fév 2010 - Lors de sa 7ème session du 17 février 2010 à Genève, le Conseil des Droits de l'Homme de l'ONU a adopté le projet de rapport sur... tohiny
fijo ( 17/02/2010 21:01)
-PPN avy any arabia? -le vary sy menaka mora vidy? -le vola 50 000 000€ efa vonona hanampiana raha vao azony fitondrana? -le fahafahana sy demokrasia nampanantenana teny an kianja? -le fahaf... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:38
vatofototra ( 17/02/2010 19:38)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour une sanction individuelle 17 février 2010 - Lors d'une conférence de presse, Andry Rajoelina, maintient sa position et dit prét pour une sanction... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2010 21:25
MRifiona ( 17/02/2010 17:56)
IHANGAVIANA IANAREO REHETRA RAHAMPITSO HARIVA HIARA HIDINIKA NY RAHARAHA MIKASIKA NY TANINDRAZANTSIKA!!!HILATSAKA MANTSY ILAY ANTSIBE NOTADIAVIN'IRETO TGV IRETO!! MITONDRA RANO MANGATSIAKA HO ANAREO T... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/02/2010 22:34
Ronaldo ( 17/02/2010 15:07)
Tsy hitan'ny FAT intsony ity izay asiany ny lohany,misavorivory , mandrovitsihy , manao herim-boatay miala aina :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:39
ronaldo09 ( 17/02/2010 13:25)
=)) =)) =)) Zatra ny lalan-dririnina ka na fahavaratra avy hanao hitsin-dalana ry vendrana isany ka hisakana ny iraky ny HAT nakany Geneve! Nanao fihetsiketsehana ny Gaigy Thai Tanteraka, hisakana ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:09
bobimarolahy ( 17/02/2010 09:35)
Vizanina tanteraka ny gasy izay no fanamby nataon-drajoelina t@ lafrantsa ary tanterany izany ankehitriny. Tsy hisy fihinanana ho an'I lafrantsa tsony teto afrika raha Ravalomanana no filohan'ny vondr... tohiny
novalian'i moi ny 18/02/2010 12:09
katrikatry ( 17/02/2010 07:47)
Racketena daholo ny orinasa rehefa avy nampinanana, takiana izao vola nampanantenaina natao tsy ampiheverana ho fanandroadroana ny vahoaka, tsy mbola ampy ihany anefa ity ny vola bôritra fa tena baot... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:40
xxxw ( 17/02/2010 06:46)
Mitototo ing Vital,vizaka miaro seza etdy sy eroa ,tany Maputo t@ iny week end iny dia izao indray lasa nitsaitsaika any Addis Abeba saingy tsy poinsa fa i Mangalaza ihany no fantatry ny GIC... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/02/2010 13:51
feticon ( 16/02/2010 22:56)
efa manisa andro fotsiny isika eto,efa tena akaiky le fotoana nifanomezana dia ilay sactions individuelle hoan'ireo fat ireo ,nefa alohan'izany aloha dia mbola ho maro no hitsoaka andaharana mpikamba... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/02/2010 15:43
Noue ( 16/02/2010 20:58)
[b]Mangataka fialana ao @ HAT koa Nathalie Rabe !! Izy io nefa dia mpikambana ao @ franc-maçonne ( club de service )[/b] iza koa ny manaraka eee !! fa dia miala tsikelikely zany ???? matahotr... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/02/2010 13:54
vatofototra ( 16/02/2010 19:49)
REGARDER VIDEO ONU Genève-HAT botte en touche devant les Troikas-Juges 15 fév2010 - Madagascar face aux Troikas -Juges de l'ONU sur le droit de l'homme à Genève Lundi 15 février 2010 ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2010 20:50
kidoropamba ( 16/02/2010 17:32)
Na inona lazaina, na inona, na kidnaping na coup d'Etat...mazava kosa fa raha mijery an'izao dia TENA MAFY NY HATEZERAM-BAHOAKA t@ Ra8. http://www.youtube.com/watch?v=Rl0_MG1Yz_I&feature=PlayList&p... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1203