Artista sy Hira

xxx ( 12/04/2004 15:11)
mpiavana daholo ireto olona ireto ,ary samy mpihira ihany koa mba fidio hoe izay tianareo na eo@toetra na eo @ endrika - voahirana (ratsimbazafy) -poopy -giana(tsy hyaiko na izao no fanoratra azy ... suite
répondu par vahona le 07/05/2004 22:44
mpihira ( 08/04/2004 17:54)
Style "world music", notamment tsapiky fusionné avec de rythmes occidentaux et afro-antillais. Il y a 11 titres dans l'album dont 7 malgache et en 4 français. Sortie prévue le 20 avril , mais po... suite
répondu par donemaskit le 11/04/2004 16:15
2689 ( 08/04/2004 15:08)
Andefaso tonon' io hono ao @ tononkira fa be mpitady...... suite
répondu par Corail le 21/01/2019 19:36
ikaretsaka ( 04/04/2004 06:13)
Sendra mba hamadibadika magazine aho ry zareo dia nisy interview ana bandy malaza izay izay saika "grands classiques" aby ny hirany, dia ny filazany dia hoe ny hira "mateza" hono dia matetika ireny... suite
répondu par fijo le 31/05/2004 23:36
ravatorano ( 31/03/2004 09:06)
Nodimandry ny 28 Mars 2004 teo amin ny faha 27 taonany i Razafinimanana Fidy na Rafix mpitendry gitara solo tao amin ny tarika Menalootsa izay manao ny hira mavesatra. Ny namana rehetra eto amin ity ... suite
répondu par nirijimka le 08/04/2004 12:49
xxx ( 30/03/2004 13:44)
tsy mba misy hita rehefa 29 Martsa, ngamba variana mamoronkira.... suite
répondu par fijo le 19/04/2004 22:19
fitsipika ( 27/03/2004 19:49)
fa maninona ry zalahy no tsy malaza intsony no sady tsy be mpakafia ry zalahy ireo anefa mba manana ny maha izy azy ihany... suite
répondu par fijo le 15/06/2004 22:57
jhouhlambout ( 27/03/2004 18:07)
Mba té halala aho hoe firy marina ny opérations(chirurgie esthetiques) nataon'i lery iny e? Sady toa lasa chirurgie Inésthétique lé izy t@ farany!!!... suite
répondu par ramaso le 06/04/2004 02:14
mika ( 27/03/2004 10:06)
mitady manager aho. izaho dia mivoy rap ka mitady lavaka amin'io zavattra io raha mahaliana anao izany dia soraty ao amin'ny mikeproduction@lepompier.com rahany niveau dia eo am pihirana aho hitanao.... suite
répondu par mika le 10/04/2004 09:32
joy ( 26/03/2004 18:18)
Inona no tena itiavanareo le mozika rock ? mba lazao eto ny antony, dia inona koa no tsy itiavanareo azy ?... suite
répondu par fijo le 17/06/2004 23:24
voninkazokely ( 26/03/2004 10:15)
Manakory aby ianareo eto amin'ny forum! Mba mangataka ny adiresy e- mail an' i Poopy sy Bodo raha mba azo atao é . Misaotra betsaka mialoha ô!... suite
répondu par chipie1 le 11/06/2004 07:56
kally ( 18/03/2004 17:06)
Samia ary milaza izay hira vahiny nohagasiana izany hoe nadika t@ fomba fahenoana azy ohatra hoe : Point de vue de face Babylon (By the rivers of Babylon) na ô ry mpivaro-mangahazo asio ranondranony ... suite
répondu par ari.malala le 28/05/2004 12:45
ikaretsaka ( 16/03/2004 14:25)
Miresaka ilay Grands classik ihany isika , fa tsy misy hevitra ve ny hampiarahana ireo hira sasany ato ohatra hoe ireo lazaina fa classique (classiques =ireo be mpahafantatra sy mpahay fa tsy ilay ba... suite
répondu par fijo le 15/06/2004 22:59
donemaskit ( 15/03/2004 20:59)
ireo hira heverinareo fa be mpitia sy mpahalala indrindra eran-tany... suite
répondu par donemaskit le 04/04/2004 22:06
jhouhlambout ( 12/03/2004 18:00)
Inona ny karazana hira tianareo? Fa maninona?... suite
répondu par fijo le 31/05/2004 23:39
nananie ( 11/03/2004 14:38)
Ahoana no fahitan'areo an'izy ireo?Feo, Look sns?... suite
répondu par fijo le 17/06/2004 23:26
neo ( 29/02/2004 17:38)
Sali daholo! Sao dia mba misy maharaka vaovao ny akama ato @serasera? Izao manko ny question: misy concert n' i Eric Manana @le 5 Mars ka asa na mba fantatrareo aiza no toerana hanaovany an'izany? M... suite
répondu par fijo le 03/03/2004 10:15
fijo ( 28/02/2004 09:13)
izao aloha dia io tarika io no malaza aty frantsa.misy tia sy tsy tia io.tsy olana izany,fa ny tiako lazaina dia ilay gasy ao.ahoana no fahita nstika azy. araka hira,fihetsika,sy ny fifandraisany ami... suite
répondu par totty le 19/12/2004 01:16
rapah ( 27/02/2004 10:43)
Mitady bandy mba mahay mihira tsara aho raha mba liana ianao. ohatran' ny tarika JOHARY. aza matahotra fa expera ny aty. Rapah ! ... suite
répondu par rhh1972 le 26/03/2004 18:51
xxx ( 21/02/2004 19:29)
te hanangana groupe rock aho nefa tsy mahita élement surtout chanteur ( charismatique ) izao guitariste mba ampio o... suite
répondu par nirijimka le 08/04/2004 12:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.082