Artista sy Hira

xxx ( 19/02/2004 20:10)
mba afaka misy manome momba momba an'ny membre an'i tarika io ve nareo azafady? indrindra moa lé bandy kely tsara feo kely iny!! justement tsy haiko ny anarany sady mbola tsy hitako ny tavany fa mino... suite
répondu par sweety le 29/11/2005 13:15
tambatra ( 07/02/2004 09:25)
Iza amin-tsika no tsy tia mozika?... suite
répondu par jhouhlambout le 13/03/2004 20:21
mahaleo ( 06/02/2004 10:45)
efa niresaka t@ hery ity aho ny mba ahafahana mangataka ireo tonon-kira rehetra via-email izay tiany ny mpikambana misaotra dieny mialoha... suite
répondu par fijo le 26/05/2004 23:12
jessicac ( 31/01/2004 18:52)
tena milay be lay album-n'i Anyah e! tena tonga dia nanenika be ny mpankafy!!!!!! raha omena mention dia zao ny résultats: Anyah: mention très bien Pazzapa sy Aina ary ny tariny: mention.....hono ... suite
répondu par zaira le 19/05/2005 12:48
ravatorano ( 29/01/2004 17:42)
Betsaka ny K7 piraty taloha fa izao efa ny CD indray izao no misy mamokatra ary misy tena milay ah ! Lé tompon'ny sangan'asa mbola tsy mahavokatra an'ilay izy ry zalà efa mamoaka ary ry lerony iany... suite
répondu par iartistika le 15/05/2005 14:18
bemanitra ( 29/01/2004 14:42)
Misy mahafantatra ve izay momba an'i Kazar @ izao fotoana izao? Ireny mantrsy no hitakon ho mba tena henjana t@ izany fotoana izany fa toa tsy zakan'ny gasy ny reviny... suite
répondu par xxx le 09/03/2004 15:10
maria ( 24/01/2004 11:39)
Sady te hihaino ireto hira ireto aho no te hanana ny tonony : iza no afaka hanampy ahy? "Vita ary izao ny fitiavantsika, fa nihova, nihova nangatsiaka,...." "Indreo vondron-drahona roa sa... suite
répondu par fijo le 20/02/2004 10:46
mahaizamifidy ( 24/01/2004 09:42)
Manahoana daholo, Efa misy site mivarotra CD Malagasy ohatran ny @napster reny ve fa Gasy ilay hira?,raha mba misy mahalala dia mba ampio fa tena tsy mety mahita mihitsy. Dia MISAOTRA mialoha.... suite
répondu par fijo le 27/01/2004 10:32
ikaretsaka ( 20/01/2004 10:27)
Ankoatran'ilay mpihira sy ny feony, ny mozika sy ny zava maneno koa matetika dia mitana toerana lehibe eo ary anisan'ny Maha hira ny hira: Feon-java-maneno inona ary no tena manaitra sy tianareo a... suite
répondu par ikaretsaka le 22/03/2004 18:12
booz ( 15/01/2004 14:44)
Ahaona ny fahenonareo an-dry pazzapa , toa tsy dia tsara akory aloha e ! ... suite
répondu par ikaretsaka le 18/04/2004 04:02
zzorro ( 15/01/2004 13:30)
Sao dia misy mahalala an'ilay tononkira hoe Hionona an'i Kiaka iny ô! Misaotra tompoko... suite
répondu par ngou le 10/03/2004 20:11
bix ( 10/01/2004 15:10)
tena masaka no azo ilazana azy eh !! mbola tsy misy ny mahazaka ny mavesatra mihoatra azy sa ahoana ? asa miombokevitra amiko ve ny maro,,,?????... suite
répondu par bix le 26/01/2004 14:31
donemaskit ( 10/01/2004 14:47)
Iza no mpanakanto tianareo indrindra (na Gasy na hafa) ny fandihiny sy ny fihetsiny?... suite
répondu par donemaskit le 11/01/2004 11:02
donemaskit ( 10/01/2004 09:26)
Iza no salle de spectacle tianareo haleha indrindra? Raha afaka hanamboarana salle vaovao dia toy inona ny habeny? aiza no toerana tsara? ...... suite
répondu par donemaskit le 24/01/2004 09:05
xxx ( 09/01/2004 15:14)
Mba hitanareo ve ny zavatra mamoha fady nataon'i EL SAPHIRA tao @ LA PLAGE t@ réveillon ?.... suite
répondu par xxx le 04/11/2005 00:48
neo ( 07/01/2004 16:39)
Sali daholo, misy hira milay ray zay mba tiako ho fantatra ny titra, henoko @radio foana fa tsy lazain-zareo mihintsy ny titre: hoatran' izao ny fiantombohany: "Ity hirako ity, dia hatolotr' ho anao,... suite
répondu par neo le 16/01/2004 15:13
jessicac ( 05/01/2004 10:14)
tsy mba tonga saina ve ireny olona manao clip ireny e? Very fotsiny ny volany anaovana an'ilay clip sady na ilay hira aza tena ratsy b.Sa miheritreritra ny halaza izy? Misy mihitsy ny mamalana hira!!!... suite
répondu par zaira le 19/05/2005 12:51
adamilus3a ( 03/01/2004 18:50)
tena bô mirevy reny Doc reny za fa tsy mety mahita cd na cdv na dvd clip tsotra moba dry lerony sady bô te halala ko oe ahoana ny tantarany radex sy ny akamany sao misy mahalala nareo fa bô lazao ... suite
répondu par hardosy le 11/04/2005 21:20
bix ( 03/01/2004 13:53)
fa maninona no betsaka ny kil no milaza fa tena miavona be i poopy anefa tena mifanohirtra amin'izay ny tena izy eh !! dia mbola misy milaza koa fa hoe tena mijaly hono izy @ i lery izay indray aloha ... suite
répondu par fiaritiana le 04/11/2005 00:53
ambondronamialy ( 29/12/2003 14:26)
AmbondronA, groupe tsara ndrindra eto @ tanàna @ mpivoy pop- rock. Mankafiza e, ohatr' ahy!... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1169