Artista sy Hira

nemia ( 06/12/2003 19:22)
je trouve qu'elle a une voix magnifique et qu'elle est bien. je ne la trouve pas tés belle ni tro movhe mais je dirais qu'elle a un charme qui succombe...matokia!... suite
répondu par six le 21/02/2004 18:28
lion ( 28/11/2003 09:01)
muSic, fa efa mba fitiavana ihany izany ka ato no ampidirako azy, sao mba fantatrareo ny titre an ilay film @ clip-n i Lene marlin where i m headed?... suite
répondu par ranomanga89 le 26/12/2003 19:05
tianarivo ( 28/10/2003 19:22)
Ry namana rehetra tiako lazainareo amiko ny zavatra rehetra mety ho fantatrareo momba momba ny Tempo Gaigy mpankafy ihany manko aho nefa indrisy tsy nanana fotoana nahazahoana ny N° téléphon-dry za... suite
répondu par xxx le 04/11/2005 01:01
ddauphin ( 28/10/2003 13:10)
Faly miarahaba ny rehetra! Dia arahabaina i Herinaina nahazo ny lokan'ny Toile Malagasy @ lafiny zava-kanto. Satria izaho dia anisan'ny mpandalina sy mpankafy ny mozika malagasy @ lafiny rehetra... suite
répondu par rniaina le 26/12/2003 19:15
oully ( 21/10/2003 09:17)
Dia faly miarahaba antsika rehetra fa nahazo loka voalohany tamin\'ny sokajy nisy azy ny tranokalantsika tononkira.serasera.org Tamin\'izaho nahalala an\'izy io voalohany dia noheveriko fa handoavam... suite
répondu par rinakely1 le 10/11/2003 11:20
mahaizamifidy ( 13/10/2003 12:40)
tezitra hono ny Rapeurs fa misy boysband mihira rap (Madagascar io)izahay anefa faly raha mba manao pop koa ilahisany satria izany ange ny tena henjana e,jereo izao ry Eminem fa manao pop tsy misy res... suite
répondu par malagasy le 16/12/2003 19:31
rfanjav ( 10/10/2003 16:43)
Ary ahoana indray ireny mpanakanto amin'izao fotoana izao toa lasa nivadika nanao hira ara-pilazantsara ireny?... suite
répondu par mouvoka le 18/01/2004 19:06
mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:54)
Ho anareo mivikanny BB sy HH ity ka sokafy tsara ary ny MasoBEnareo,Hihira sa hanao tsianjery sa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery?,ko tsy aleo manao ohatranay! izahay an! sady tsy BB no tsy HH f... suite
mahaizamifidy ( 24/09/2003 17:24)
Ianareo ve mahatsikaritra fa ny akabeazan ny köfa ao@ tanana @zao surtout le miondana, efa nahazo famindra somary miaingaainga kely daholo,amboarina ve ireny sa natiora e!?,de inona ny tanjona?,sa ho... suite
répondu par ikaretsaka le 02/04/2004 18:44
dd ( 12/08/2003 16:18)
Raha sendra hiran'i Mahaleo iray zay ny tenako dia nahatsiaro ny fahazazana, sao mba misy manana ity hiran'i Mahaleo ity : "Tena tia", eto amin'ny tononkira misy ny tonony fa mba tiako henoina mihitsy... suite
répondu par dd le 02/03/2004 17:13
cocory ( 17/07/2003 08:36)
Manao ahoana daholo e! Namana eto ve moa dia tsy mba hisy mpankafy an'i Eric Tahina e?Izaho aloha dia mpankafy 100./. e!Dia mitady anareo mpankafy toa ahy hifanakalo sariny,tononkira,sns,... Misaotr... suite
répondu par felicia le 12/04/2005 02:22
xxx ( 12/07/2003 09:32)
Rap
Hono oâ ry Tax , mba possible mety misy e-mial hahazoana an'i Bamb's ve azafady?.Za mantsy mba te hifanerasera aminy entre rapeuse gasy.Avy aty @ rapeuse tamaga.... suite
répondu par malagasy le 16/12/2003 19:25
hery ( 07/06/2003 15:13)
Misy fisehoan-javatra mampalahelo eto Antananarivo amin'izao fotoana izao satria mifaninana ireo mpametaka petadrindrina (afisy). Fotoana iray ihany mantsy no anaovana ny fifaninanana ka dia samy mame... suite
répondu par rinakely1 le 29/11/2003 13:34
tamatave ( 31/05/2003 14:28)
Ravoron'iry o. Io ny lohateniny. Ny mpihira tsy fantatro. Miala tsiny raha tsy eto ny toerana fitadiavana tononkira. Misaotra ny namana rehetra, tena tadiaviko mafy hatramin'ny ela mihitsy io. TAM... suite
répondu par ikaretsaka le 20/01/2004 18:43
xxx ( 21/05/2003 18:43)
Fony teto Dago i Rossy dia nanana eritreritra hamory ny artista maromaro ho lasa professionnels. Amin'izao dia misiy ny looko Dosol. Sao dia i Dosol no hanohy ny nofinofin-dRossy. Dia mahavita soa ary... suite
répondu par iartistika le 20/04/2005 16:29
rasam ( 20/05/2003 12:13)
Mba maninona hoy aho isika no tsy mandefa tononkira rap tena rap mihintsy e, fa ireo mozika hafa foana no misandoka hoe rap amin'ny internet ka mahasosotra. Mba mandefasa tononkira e... suite
répondu par malagasy le 16/12/2003 19:27
xxx ( 19/05/2003 13:27)
mahavariana ihany ilay mpihira atao hoe THIARY satria raha ny lalana nolalovany (mpanao variété, reggae,dombolo, hira gasy ...) dia hita fa tsy mety malaza izy ary tsy manao hafa tsy ny maka tahaka ... suite
répondu par adamilus3a le 03/01/2004 18:31
taxbota ( 17/05/2003 10:40)
rap
o!ry zalah! ny rap anie tena ahitana ainga mpanahy eh! sady rehefa mivazo tena milay ah!... suite
répondu par six le 21/02/2004 18:23
hery ( 02/05/2003 14:17)
Marina ve fa misy mpihira mihitsy indray mamoaka pirates? Izany hoe tsy mahavelona azy intsony ilay vola takian'ny producteurs-na K7 dia avy eo koa tsy ampy ny vola omen'ny OMDA dia izy ireo indray no... suite
répondu par mihanta le 02/02/2005 12:36
radd ( 30/04/2003 09:56)
Tena mahagaga ahy mihitsy ny tsy fifankazoan'ireo mpiangaly ny haintso haintso eto @ tanàna @ ireo mpihira boys band. Efa fantatry ny be sy ny maro @ izao fa zavatra samy hafa no iangalian'izy roa t... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.1174