Liste des messages
Liste des messages, inserés par bazylou , par ordre de date
bazylou
(
25/11/2006 14:50)
ity ny an'i Darôla
www.rolandratsiraka.com
[url]http://www.rolandratsiraka.com...
suite
répondu par kelly13 le 25/11/2006 16:08
bazylou
(
25/11/2006 14:44)
miditra amin'ny pataloha tery
i madagasikar amin'io SADC io!! ny an'ny tena aza tsy voafehy koa ny hafa no itetatetana...
suite
répondu par Fiffi le 26/11/2006 17:13
bazylou
(
25/11/2006 14:38)
hitanao fa hisy
izany ny 2e tour!! 4 izany no tena favori, ary raha i darola no mahazo 9.75% fotsiny, ny ambiny anankiroa ve , ( herizo sy Ratsirahonana) dia ho 0%??
tsy possible,...donc 2e tour assuré...
suite
répondu par madera2 le 28/11/2006 18:42
bazylou
(
25/11/2006 14:32)
mba misy izany hoe
charte de qualité na norme nationale izany ve any Madagasikara??
Iza no organisme manao ny qualitén'ny zavatra rehetra ao Madagasikara???...
suite
répondu par Fiffi le 26/11/2006 17:14
bazylou
(
25/11/2006 14:14)
comme par hasard
Lerôla kely fait des malheurs et devient parmis les 4 favoris!!!!!! hoy ny mpanao sondazy rehetra...
suite
répondu par xxx le 26/11/2006 10:30
bazylou
(
25/11/2006 02:28)
koboko tao
amin'ny hebdo omaly fa ho avy tsy ho ela hono i deba , !!! ...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 10:59
bazylou
(
24/11/2006 09:03)
Maba ahoana re no fandehan'izy ity
raha misy gazety ohatran'ndry Charlie hebdo na canard enchainé any Madagasikara e?????
NY gasy ohatrann'y maizina ihany, tsy mahazaka democratie....
suite
répondu par bazylou le 25/11/2006 14:40
bazylou
(
24/11/2006 09:02)
hay ve ianareo tim ireto
tsy mahazaka ilay fahamarinana sy ny mpanao gazety e!! raha izao ilay 8 dia esorina daholo ny gazeey gasy rehetra!! Izany ve no demokraty??? ...
suite
répondu par fijo le 24/11/2006 23:05
bazylou
(
23/11/2006 16:36)
ny diaspora izao
dia efa mihena ny mankafy an'ilay 8!! satria feno resa be fotsiny nefa rehefa hangataka aty aminay ihany!!...
suite
répondu par bazylou le 25/11/2006 23:30
bazylou
(
23/11/2006 13:44)
mba misy ve kandida
afaka manao visoconference ohatran'i Herizo ve???
Nahaona ny sasny no tsy mahazaka sa....???...
suite
répondu par manantsoa le 24/11/2006 15:39
bazylou
(
22/11/2006 21:33)
ary ahoana indray ilay hoe
izahay aty SOFIA tsy mila an'ilay ra8 io!! tena nahazo kapoka mafy tazy nefa ny campagne tao an tanana nentin'ny pastera fjkm!!...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 22:38
bazylou
(
21/11/2006 23:35)
hono ho aho!!
bon, raha toa izany ka tsy nisy nilatsaka ireo olona ireo satria tsy nanaiky io daty io izy ireo fa i ra8 singla ihany no niditra teo,satria izy irery no nanaiky io daty io. Dia demokratika ve izany ?...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 23:23
bazylou
(
21/11/2006 13:34)
13 contre 1
izany ny baolina izao!! ...
suite
répondu par ronaldo09 le 24/11/2006 19:02
bazylou
(
21/11/2006 13:30)
ny ahy ny tsy azoko amin'ilay 8 io dia hoe
olona miseho azy ho mpanara dalana sy mirehahareha ary mizity hoe nahavita lalana tetsy sy teroa dia tsy loyal akory rehefa mifaninana amin'ny namany satria matahaotra ny ho very seza.
RAha tena mari...
suite
répondu par fijo le 21/11/2006 23:01
bazylou
(
20/11/2006 23:04)
hono ho aho mba inona no ataonareo
timiste , ra8ista ireto raha tsy lany eo ilay io????
INONA ????...
suite
répondu par akama2006 le 21/11/2006 10:12
bazylou
(
20/11/2006 22:53)
jereo izao !!
nahavita be hono ilay zalahy io fanano izatsy sy zaroa , nefa mba fantatrareo moa firy ny trosa nataony vao nahavita ireo!! ary firy ny 4mi miverina isan'andro ao lareunion kely!! firy ny gasy tsy mah...
suite
répondu par kitjo le 23/11/2006 07:43
bazylou
(
20/11/2006 22:50)
ny gasy anie ilay olona mora aodina izay e!!
ohatran'ny maizina ihany!! sty mahit alavitra fa ny eo ambany masony ihany no hitany dia rehefa midofotra vao ho e, ndryyyyyy!!!!!!...
suite
répondu par hery le 20/11/2006 23:34
bazylou
(
20/11/2006 22:40)
mba inona no ataon'ny fanjakana amin'ity
secteur savony ity ?? toa avela hanjaka fotsiny ny importe dia mamono ny eo an tanana!! sao dia tsy mety e:...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 14:46
bazylou
(
20/11/2006 22:00)
raha tonga marina moa ny tokoa
ny le 4 na ny le 10dec dia inona no ataon'ny ra8??
Dia inona no ataon'ny pokona ??? pokona maty noana!
Dia hanao autoproclamation indray ve??
ilay 8 hirifatra aty norvezy na usa na .... miaraka am...
suite
répondu par ninonati le 21/11/2006 00:05
bazylou
(
20/11/2006 21:47)
dia hahatana ny 0 taxe ve i Madagasikara
amin'ity sadc ity ?? tsy mampino aloha raha izao no fandehany!!...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 14:49
