Liste des messages
Liste des messages, inserés par bazylou , par ordre de date
bazylou
(
19/11/2006 22:36)
ho feno hatrany ireo hanenina
aleo handeha ny baolina e;;eo no m atimaty eo fa janvier 2007 ihany ireo dia mitsoaka ao madagasikara fa mafy ny ady!!
...
suite
répondu par Lejim le 21/11/2006 17:14
bazylou
(
19/11/2006 10:48)
nilaozann'y toetr'andro satria
tsy mitovy aminao ve??? mazotoa manompo azy e!!...
suite
répondu par xxx le 20/11/2006 09:07
bazylou
(
19/11/2006 10:27)
tsy nahazo kil ny teo amin'y trocadero
omaly , ka nody maina ny ny tim organizatera...
suite
répondu par akama2006 le 21/11/2006 10:26
bazylou
(
19/11/2006 10:19)
komberaka io
Raha jerena amin'ny maso tsy miangatra dia misy fahamarinany kely ihany ilay directoire saingy ny mahagaga dia maninona fa ny milaza azy ho prezda dia tsy nanao na inona na inona, fa mody fanina fots...
suite
répondu par papounette le 19/11/2006 13:11
bazylou
(
19/11/2006 10:13)
misy marina kely ihany ilay directoire
Satria hita mazava fa tsy misy manara-dalana ny propagandy !! sy ireo mpilatsaka ao amin'izany. Indrindra moa fa ilay 8 ity!! AIZA KOA NO MISY PREZDA SADY MITONDRA NO MANAO PROPANGADY ETSY SY EROA HO...
suite
répondu par bazylou le 20/11/2006 22:55
bazylou
(
18/11/2006 01:05)
ity misy zavatra
http://www.aody.mg/...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:41
bazylou
(
17/11/2006 23:20)
ny zavatra atao sy ilaina dia ny manangana
zavatra ho an'ny tena ihany.... Mba misy gasy ve mahatsangana usine mpanamboatra daba??? ,,tsy hisy mandrakizay izany!! nany karenjy aza nanjavona!! lany andro amin'ny mividy lava ohatrann'y afrikana...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:48
bazylou
(
17/11/2006 23:13)
politikan'ny tany mahantra e!!
la religion est l'opium du peuple!!; tsy maintsy hoe atao boto be voton'anatra ilay gasy..
ilay ra8 aloha mila avalona fa tsy ilaina intsony e!!
sadyraha mbola hidina 1e=26000fmg ny deviak dia , tsy...
suite
répondu par papounette le 19/11/2006 10:56
bazylou
(
16/11/2006 23:51)
tsy misy toro hevitra izany
de toute facon tsy hisy hihaino sy hijery anao eo!!!
Ireo no zestiavany hoe zava bita!! ireo izany no heviny!!...
suite
répondu par bazylou le 29/11/2006 00:06
bazylou
(
16/11/2006 23:48)
feno ireo ny zava bitany hono
dia firy tsy hta isany trosa naterany ??? Faly izany ianao fa ny zanakao no anefa ny adalanao!!...
suite
répondu par sarobidy le 03/11/2007 09:41
bazylou
(
16/11/2006 23:44)
mba hitanareove ny tao @ fr2 teo!!
hitanaro ireny ady hevitra malalaka be ireny!! mamaly ny fanontaniana tsy misy fisalasalana !!
Iza amin'ireo 14 ireo no sahy hanao ireny ,, na ny mpanao gazety gasy aza tsy sahy hanao émission ohatr...
suite
répondu par fijo le 17/11/2006 22:31
bazylou
(
16/11/2006 20:10)
lany andro amin'ny map, rri
etsy sy eroa sy ny lalan atsy e!! nefa anie tsy misy lalaln raha tsy misy vola matanjaka e!!
Ny azy moa ny trosa no aleony miavosa ka tsy mahagaga ka tsy nomeny lanjany ny volany!!! Ka nahanao lalan...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:51
bazylou
(
16/11/2006 20:04)
ireny ilay resaka anmpandrina adrisa sy ampirebirebena
vahoaka fotsiny!!! aiza izay vokany ????? ts tsy lany andro teo!!! miala atys dia zaroa indray , dia aorian'ny map dia inona indray ??...
suite
répondu par Robert le 16/11/2006 21:36
bazylou
(
16/11/2006 20:02)
rri, map, pdsr......
mbola pma foana izao e!!!...
suite
répondu par Robert le 16/11/2006 21:37
bazylou
(
16/11/2006 20:00)
tamin'ny andron'ilay 8 vao nisy an'izany hoe
loi de finance notapahina sy nodinihina teny amin'ny panorama!!!!...
suite
répondu par Robert le 16/11/2006 21:37
bazylou
(
16/11/2006 14:20)
tsy misy secteur vanona aloha hatramin'izao e!!
na inona io na inona!! ny secteur mandeha dia ny fandrebirebena ny pokona fotsiny amin'izay dia mba tsara maso aminn'y bizna ataony atsy ambadika!!
Mba ohatrinona izao ny trosa miavosa aloa , ary ny...
suite
répondu par caprio le 16/11/2006 23:22
bazylou
(
16/11/2006 13:38)
ka izahay anie rehefa eto
ianareo tsy eo ka aza mimenomenona e,,
TSY MISY MATAHOATRA IZAY ALIKANAO EO§!...
suite
répondu par fijo le 17/11/2006 22:41
bazylou
(
16/11/2006 00:02)
taminn'y andron'ilay 8 no nisy
an'izany hoe vola 10 000 ariary marina!! tss milay an!!, dia misisiha ao ihany e::...
suite
répondu par fijo le 16/11/2006 22:25
bazylou
(
15/11/2006 23:52)
aleo handeha ny baolina, fa raha mbola pma
ihany mandritra ny 5 taona manaraka dia aza mitsoaka mandadilady maka saosy aty aminay aty!!...
suite
répondu par kelly13 le 16/11/2006 15:31
