Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 25/02/2015 07:54)
Tokony hiala sy hisintaka amin'ny Ravalo ny MFM
Tokony hiala sy hisintaka amin'ny Ravalo ny MFM fa ataony sovaly fitaingenana fotsiny nefa tsy omeny seza na asiany hasina akory. Ohatra iray tsotra, tao Antsirabe, raha tsy nisy ny MFM dia efa nangin... tohiny
rabaradaka ( 25/02/2015 07:49)
Fa iza marina no mitondra an'ity firenena Malagasy ity e ?
In'efatra androany no nametraka an'ity fanontaniana hoe iza marina o mitondra an'ity Madagasikara ity. Izao mantsy, milaza i Rivo Rakotovao fa izy no tena mibaiko ny lafiny rehetra, izay no mahatonga ... tohiny
rabaradaka ( 25/02/2015 07:42)
Fa inona loatra ny antony mahatonga ny PRM hahatoky loatra ireo namany na dia efa hita izao fa donendrina sy tsy alehany e ?
I Rivo RAKOTOVAO no namporisika an'ny Hery Rajaonarimampianina mikasika an'iny fizarana an'Antananarivo ho kaomina maromaro iny. Nanatrika ny ady hevitra aho tamin'izay, fa ny mahagaga ahy dia saribak... tohiny
rabaradaka ( 20/02/2015 11:33)
Mazava fa tea hery famoretana ny BIANCO
Mibaribary fa ataon'ny mpitondra eto Madagasikara ho hery famoretana sy fampitahorana ny vahoaka madinika sy ireo tsy eo amin'ny fitondrana ny BIANCO. Rehefa ny olon-tsotra no misy mitory eny amin'ny ... tohiny
rabaradaka ( 17/02/2015 11:41)
Fanambakana tsotra izao sady fanangonan-karena
Aiza ny chaine télévision tsy ahitanao an'ny Monsieur Aina na i madame Noella ? Mahantra tokoa ve ny malagasy dia ampiesoina sy hanaovana "magie" ? Fampiesonana sy "arnaque" tanteraka io ataon'i Ain... tohiny
novalian'i Piltox ny 16/10/2015 12:27
rabaradaka ( 17/02/2015 11:33)
Gaga ihany ny mpanara-baovao fa dia tsy misy hafa ...
Gaga ihany ny mpanara-baovao fa dia tsy misy hafa tsy : - Olga Ramalason mivady, - Ihanta Randriamandranto, - député Hanitra, - député Guy Rivio ve ao aminny mouvance Ravalomanana sa ireo vehivavy... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2015 11:44
rabaradaka ( 12/02/2015 07:14)
Aza andrasana hidina an-dalam-be ny vahoaka vao ho tonga saina
Asa na mba fantatry ny Filoha Hery Rajaonarimampianina fa tena mampiteny ny moana ny halatra tany ataon'ny ekipan'i Rivo Rakotovao. Tany efa an'olona misy titre sy borne nefa dia sahin'ireo Directeurs... tohiny
rabaradaka ( 12/02/2015 07:08)
Fakana vola anaty orinasam-panjakana
Olona telo na efatra raha betsaka no mahalala an'ity resaka ity : Fahefana avy aiza no ahafahan'ny DEirectreur général du Trésor maka vola amina miliara ariary maromaro ao amin'ny Caisse d'Epargne ... tohiny
rabaradaka ( 16/01/2015 08:43)
Fa iza marina ity Voahangy Rajaonarimampianina ity e ? Ary inona no fahefany ?
Vaovao vao mitontona izao ity omeko anareio ity ary vavolombelona aho sy olona dimy be izao (tsy tononiko ny anarany). I Voahangy Rajaonarimampianina no manao avis favorable izay CV go an'ireo candida... tohiny
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:03
rabaradaka ( 16/01/2015 08:37)
Fa maninona no atao kilalao ny fiainam-pirenena e ?
Raha misy olona afaka mampita ity hevitra ity amin'ny ekipan'ny Hery dia ataovy izao dia izao. Mazava fa i Voahangy sy Nicole ary i Claudine no nanery an'i Hery RAJAONARIMAMPIANINA hametraka sy nametr... tohiny
rabaradaka ( 14/01/2015 14:07)
Manahy aho fa tsy hateza ity fitondrana ity noho ny ataon'ny Filoha Rajaonarimampianina
Miady varotra mafy ry Ravalomanana hananana ministera betsaka sy hoe hanana fahefana indray. Fa dia olona kentrina sy vendrana mihitsy ve ity RAJAONARIMAMPIANINA Hery ity no hanaiky an'izany ? Raha iz... tohiny
rabaradaka ( 07/01/2015 15:48)
Tokony hipetraka tsara ny vadin'ny Filoha Hery Rajanoarimampianina
Noheverina fa vehivavy mahay miaina sy mahay mipetraka i Voahangy Rajaonarimampianina, hay ity izy tena "sorcière". Jereo ny nataony nanodina ny fiaramanidina Air Madagascar tamin'ny 30 decembre 2014... tohiny
rabaradaka ( 07/01/2015 14:43)
Pazza promu au grade de Général de Corps d'armée ??
Quelle folie de Hery Rajaonarimampianina ? Pazza est un Général nul et sans expérience. Pazza est promu au grade de Général de Corps d'armée à cause de son effort et la reconversion des 4000 da... tohiny
rabaradaka ( 06/01/2015 13:05)
dernière ligne droite pour Hery Rajaonarimampianina
Voalohany aloha dia bonané daolo nareo ! Raha mbola ry Rivo Rakotovao, Henry Rabary-Njaka sy ny Rachid ary ry Harisson Randriarimanana no henooin'i Hery Filoha hajaina dia ho rava io fitondrana io. E... tohiny
rabaradaka ( 22/12/2014 06:57)
Kivy ny mpizaika HVM ary niantso tody mihitsy
Ny fanomanana aloha dia nampiolay fa tsy izay no tena nahakivy ny rehetra mihitsy : nanantena fa io congrès io no ametrahana ny birao politika sy ny mpitantana ny HVM nefa dia tsy nisy izany. Iza moa... tohiny
rabaradaka ( 17/12/2014 12:39)
Scoop : rencontre Hery - Lala Rasendrahasina
Midika inona ny fihaonan'i Hery Rajaonarimampianina sy ny Pasteur Rasendrahasina filohan'ny FJKM ao Ampandrana amin'izao ora itenenantsika izao. Tamin'ny 3 ora tsy diso no nigadona ny Filoham-pirenena... tohiny
novalian'i hafahafa ny 17/12/2014 13:05
rabaradaka ( 13/12/2014 07:27)
Hanendry sénateur indray i Hery Rajaonarimampianina
Maika sy dodona ery ny HVM fa manahy tsy hahavita ny taona 2014 ! Heno izay araka ny loharanom-baovao fa hotendren'i Hery ny sénateur anjarany ao amin'ny Sénat dia i Rivo Rakotovao no ho hatao Filoh... tohiny
rabaradaka ( 04/12/2014 08:02)
Inona no resaka any ? Tatasika indray ity e !
Hay ve ity PM Kolo Roger tsy manana diplôme de doctorat en médecine akory izany hoe tsy dokotera fa technicien en radiologie et en IRM, izany hoe bac +2 fotsiny. Hay ny zandrin'ny première dame no ... tohiny
rabaradaka ( 29/11/2014 06:18)
Very hevitra ny HVM, hiala sa hanaiky ny tenin'ny rehetra
Mangovitra ny patalohan'ingahy Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany fa toa tsy maintsy hirosoana ny Fampihavanam-pirenena. Mitady izay fomba rehetra hialana amin'io ry zareo ary mahavita manakarama ... tohiny
rabaradaka ( 25/11/2014 05:11)
Fa maninona no simbaina mihitsy ny INFA ?
Lasa ny bado dia miditra ny kentrina, izay no azo ilazana ny mpitantana ny INFA. Fa maninona ny Fitondrana Rajaonarimampianina no manimba zavatra toa izany, dia tsisy olona mahay afaka hitantana ny IN... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0429