Fanambakana tsotra izao sady fanangonan-karena

1. rabaradaka ( 17/02/2015 11:41)
Aiza ny chaine télévision tsy ahitanao an'ny Monsieur Aina na i madame Noella ? Mahantra tokoa ve ny malagasy dia ampiesoina sy hanaovana "magie" ?
Fampiesonana sy "arnaque" tanteraka io ataon'i Aina sy Noella io, vola hatramin'ny 5 millions fmg ary maherin'izany no alainy amin'olona izay ampanantenainy zavatra.
Tsy tanteraka avy eo ilay zavatra nampanantenaina dia toa voan'ny fandraikiraikana ny olona.
Dia mirehareha ery izy mivady hoe tsy mbola nisy olona nitaraina tany amin'izy ireo nilaza fa tsy mety ny nataony, nefa olona tsy toko tsy forohana no voan'izy ireo amin'ny fanambakana.
Namana iray izay nakan'ny Mr Aina en Itaosy 7 millions fmg nefa dia nitsefotra ny natao.
Aza mety ambakaina ry reto a
novalian'i Piltox ny 16/10/2015 12:27
2. rabaradaka ( 20/02/2015 11:38)
Fa hitanao ny trano chateau be ataon'ny Mr Aina eny Itaosy ? Dia gaga enao rey olona, volan'ireo sahirana sy mitady vahaolana daholo anefa izany. Tsy hateza io !
Raha tena mahay manasitrana sy mitsabo koa dia tsy tokony hanenjika olona e, izao iMr Aina dia lany fotoana manenjuika izao rehetra lazaina ho adversaire rehetra izao, ary dia mandany vola miseho télé manenjika ireny mpitsabo ireny, nefa samy asan-devoly ioreo. Mampiomehy
3. bazylou ( 20/02/2015 11:42)
aza mijery tntv tsony, mivadiha indray kolo tv,viva............
4. rabaradaka ( 20/02/2015 11:45)
ka i Dadafara ange miondana taolam-paty mihitsy hono e, manompo sampy be io rangahy io
5. hafahafa ( 20/02/2015 13:36)

rabaradaka:

ka i Dadafara ange miondana taolam-paty mihitsy hono e, manompo sampy be io rangahy io

Aleo izy ho traparany eo e!
6. Piltox ( 16/10/2015 12:23)
samy manana ny chanceny reto a! za zao nanao zavatra teny @ mr aina itaosy fa tsy nanenenako ny vola lany satria nety be ny zavatra nomeny ahy,ary sao de mba enw no manenjika anazy,enw mahita hoe izy manenjika anao.
7. Piltox ( 16/10/2015 12:27)

rabaradaka:

Fa hitanao ny trano chateau be ataon'ny Mr Aina eny Itaosy ? Dia gaga enao rey olona, volan'ireo sahirana sy mitady vahaolana daholo anefa izany. Tsy hateza io !
Raha tena mahay manasitrana sy mitsabo koa dia tsy tokony hanenjika olona e, izao iMr Aina dia lany fotoana manenjuika izao rehetra lazaina ho adversaire rehetra izao, ary dia mandany vola miseho télé manenjika ireny mpitsabo ireny, nefa samy asan-devoly ioreo. Mampiomehy
8. Piltox ( 16/10/2015 12:27)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6919