Liste des messages
Liste des messages, inserés par salmo, par ordre de date
salmo
(
01/12/2006 10:16)
Madagascar
¿nahoana i Madagascar no mahatra?:roll:...
suite
répondu par kally le 06/12/2006 16:11
salmo
(
23/11/2006 22:21)
Dousiny vhv
Rehefa nande nitsangatsana t@ mpianatra aho dia: tonga ny maraina, ka hande hanao dousy izaho ity. kay filaharana ny dousy. sipa daholo no ao alohako. ozy ilay sipa iray tao arinako, atsy ambadika ats...
suite
répondu par xxx le 02/12/2006 06:46
salmo
(
22/11/2006 22:34)
sipa be dia be milay
Mety ve ny manana joba maromaro, isakiny firenena vitsivitsy, alohany hazahoana ny akohonana? :-P...
suite
répondu par ramahaay le 17/12/2006 00:01
salmo
(
22/11/2006 13:54)
Iray & Telo ambiny folo
Lasa vinany ny politika Malagasy. Ny fanaovana prôpangady dia tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar, mba tsy hanaovanireo 13 mianadahy raharahany fampielezankevitra. Mino aho fa his...
suite
répondu par fijo le 23/11/2006 22:59
salmo
(
21/11/2006 17:21)
Mikorotana Mscar
[b]Antso an-tarby[/b]
Ny miaramila sy ny pôlisy dia efa mifampitifitra ka maty ny miaramila anakiray, ary halevona rampitso.
Ny anakiray amin'ny miaramila Generaly dia nijoro fa raha lany i Andriam...
suite
répondu par xxx le 24/11/2006 20:58
salmo
(
21/11/2006 16:28)
Radio Malagasy International
Drôgy be le eto alohany ordinador nefa tsy maintsy ao an-trano vao maheno vazo gasy, avy @ alalany Satelite na Internet. [b]Misy vahaolana ve?[/b] mba hafahana mirevy any anaty vamm na eny an-dalana ...
suite
répondu par Fiffi le 22/11/2006 18:34
salmo
(
21/11/2006 13:58)
Baolina androany
Fanafihany Real Madrid tany Lyon.
O. Lyon 2 - 0 R. Madrid
androany:
[b]Real Madrid - O. Lyon[/b]
...
suite
salmo
(
21/11/2006 10:57)
Barcelone revin-kira milay (+Turismos)
[b][u]Barcelona 1992[/u][/b]
Niantomboka tao arinany Kilalao Olimpika 1992, Barcelona dia faritany renivohitra faharoa aty España, izay be dia be mpitsidika eo lafiny Culturas, Tahiry, tantara sns.....
suite
salmo
(
21/11/2006 10:10)
Fiesta Malgache en Paris
Tsy nisy nanasa t@ fety ny aty España, sa tsy dia mila ianareo :-D:-D
http://www.youtube.com/watch?v=hLpj27Dl3vI...
suite
répondu par Fiffi le 23/11/2006 15:56
salmo
(
20/11/2006 11:21)
Miala i ravalo de milamina ny tanàna.
Haleo i ravalo no filohany TIKO fa tsy filohany Mscar, satri ny vokatra TIKO dia ao anatiny vita malagasy ka tokony tsy hanaovana prôpangandy. Ny tokony hanaovana propangady eo amin'ny firenena mahat...
suite
répondu par xxx le 21/11/2006 23:36
salmo
(
19/11/2006 22:13)
ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
[b]a-)Any An-danitra?
b-)Afo-be?
c-)Tsy ho aiza fa efa vita ny fiainana.[/b]
(tsy ekena ny mamaly hoe; any @ volana, masoandro, kitana sns...)...
suite
répondu par Bakobako2 le 01/12/2006 18:21
salmo
(
18/11/2006 08:17)
T. Henry
Ity Jugador T.Henry ity dia hetahetany FC Barcelona hilalao aty @ kianjany NOU CAMP. ...
suite
répondu par lapino le 05/12/2006 14:25
salmo
(
17/11/2006 18:20)
¿Malagasy na Français ihany?
Bdb ny malagasy tsy mahay teny gasy aty ivelany Mscar.
[quote]Natokana ho teny Gasy sy Français ihany anefa ny serasera[/quote]
[quote][u]Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahanao mifandray a...
suite
répondu par xxx le 21/11/2006 01:58
salmo
(
16/11/2006 18:14)
Foot baolina Kitra
¿Maka an'iza ianareo raha mifandona ireto?
Champion ligue [b]Real Madird (Es) - Lyon (Fr)[/b] zah maka Lyon @ (l)
[b]Madagascar - España[/b] zah España @ (l)
[b]FC Barcelona (Es) - Lyon (fr)[/...
suite
répondu par jaguar le 27/11/2006 09:01
salmo
(
16/11/2006 15:44)
Ny teny Malagasy sy ny Malagasy
Ny akamarony ny namana eto @ sera2 dia; tsy fahalalana ny akamarony malagasy sy ny vahiny niampita ny tany Mscar. Ny namana ato amin'ity fandaharana ity dia; misy karazana. Ianareo mihevitra fa ny mal...
suite
répondu par mimich le 01/12/2006 08:20
salmo
(
15/11/2006 22:14)
Ny fitaovam-pianarany vhv
Tsssss, tena kirana mihintsy aho mahita ny vhv mitondra fitaovanam-pianarana feno sarisary fo sy sarisarim-bonikazo sy izao rehetra lokoloko isakarazany izao. Haleo mahita ny T1 sy T2 feno vovon-dakre...
suite
répondu par Fiffi le 16/11/2006 06:00
salmo
(
14/11/2006 21:12)
Kapoka olo-tiana na marary aza hefina
Rah tsy diso aho, hokapoiny Zina hono ny fitom-benako raha hitany fa izaho hono miteniteny foana:-D:-D Mitady mpiaro eeee...
suite
répondu par ikaretsaka le 24/11/2006 19:20
salmo
(
14/11/2006 20:49)
Devoly
¿Iza nareo no manana demonia?...
suite
répondu par vale le 20/11/2006 14:34
salmo
(
14/11/2006 18:48)
Ny toen-tsaina gasy tsy mety eo amin'ny fitondrana
Ny mpanao prompangandy dia azo lazaina oe: Henatra eo anatrehany vahiny sy ny tompo-trano. Ny zava-bita no hanaovana propangandy amin'ny mahantra @ izay hono fidina, satria izy ireny mantsy no mangeta...
suite
répondu par fijo le 17/11/2006 22:55
salmo
(
14/11/2006 16:03)
vendrana kou isika izany raha baolina
¿Rahoviana Madagasikara no hilalao CAN na Mondial?...
suite
répondu par Razouzou le 16/11/2006 17:05
