Liste des messages
Liste des messages, inserés par salmo, par ordre de date
salmo
(
13/12/2006 22:06)
Mitady vazo tsy hita tao am rvg
Ilay hoe:
[b]Njakatiana - Raikitra[/b]
[b]Rebika - tsy misy miala[/b]
[b]Red Metal - mpiatsaravelatsihy[/b]
[b]Anja Andrianjafy - Vorona[/b]
de zay alou sao be de be loatra....
suite
salmo
(
13/12/2006 18:01)
¿mangataka an-ti vazo ity ho ao am rvg?
[b]Rebika - tsy misy miala[/b]
...Tsy miala eo ry akama,
fa samy tary am tanana
ny ho kivy sanatryyy
veleso ny amponga hiara-mandihy...
...
suite
répondu par Fiffi le 17/12/2006 17:59
salmo
(
13/12/2006 12:43)
mpinamana hihaona indray
[quote=Fanscination mivazo]Andao fa ho entiko any ianao
hijery ilay tanananay...
miorina an-tampon-kavoana izy
voadidin'alaala, no sady mangina kou
fa lalan-tsarotra tokoa
no ho diavintsika i...
suite
répondu par salmo le 19/12/2006 18:03
salmo
(
12/12/2006 21:23)
Hampio hifantina
-ilay gasy matanjaka kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza maranitra kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza madio kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy mihanta kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy be taraina kokoa noho i...
suite
répondu par salmo le 14/12/2006 11:04
salmo
(
12/12/2006 11:03)
Fiombonana daka tsy hita maso
Ity kilalaoany malagasy ity de mitondra zavatra be de be; fanaratsiana, fitiavana, sangisangy, fahaditrana, fitiavan-tena, tsy fifanajana sns... (izay tsy matanty aleo tsy miombona)
Ny kilalao [b]d...
suite
répondu par salmo le 19/12/2006 18:00
salmo
(
11/12/2006 12:32)
Ny milay kokoa
¿Vazaha sa Gasy? ...
suite
répondu par xxx le 13/12/2006 01:21
salmo
(
08/12/2006 18:56)
Ok daholo
Raha ny fandinihana ny serasera.org dia natokana ho any Malagasy manerantany (oh: Mscar, France, USA, España, Italia sns...)
Ato koa dia hahitana olana hifandraisana @ mombamombany hafa, @ tsy fito...
suite
répondu par Bakobako2 le 10/12/2006 18:22
salmo
(
07/12/2006 22:54)
ilay voalohany
Mba noraisiko ihany oe; Ny taloha dia afa mihintsy, ary izao de vaovao ndray. Ka ny lasa dia ho fahatsirovana sy tantara @ akampobehany. Fa ilay voalohany tsy mba nahay nakatoa, ka mitady hisava lal...
suite
répondu par salmo le 12/12/2006 23:15
salmo
(
06/12/2006 19:35)
Ny nofy faniriana ndray
Mba milay zao zany oe; miarakaraka @ artiste Gasy ao Antananarivo ao, le tena milay ireny ihany anefa :-P:-P ...
suite
répondu par karinah le 06/12/2006 22:43
salmo
(
06/12/2006 12:38)
Ny lehilahy sy ny vehivavy
[b]Aminao![/b]
[b]I-) ¿Iza no tena mpandany vola kokoa?[/b]
a)- Ny lehilahy
b)- Ny vehivavy
c)- Mitovy
[b]II-) ¿Iza no tena kivy sy kizitina @ paoziny sy ny fitafiany raha tsy lamaody...
suite
répondu par HESHA le 20/02/2007 08:15
salmo
(
05/12/2006 22:01)
Tafakatreeeeeeee
[b]Barça! Barça! Barça![/b] http://www.youtube.com/watch?v=8Kazk-eUrvw
Ry zareo Alleman dia nietsana teto @ Camp Nou barcelona ,ary+ atody no entina mody:-D:-D
...
suite
répondu par xxx le 06/12/2006 19:39
salmo
(
05/12/2006 10:40)
revy manja vazo milay
[b]radio vazo gasy[/b]:-* manjamanja milay.=D=D
http://www.youtube.com/watch?v=z5vpylh-sxo de avy eo http://www.youtube.com/watch?v=cmjuGIVyP4Q ...
suite
répondu par diamondra27 le 04/01/2007 12:06
salmo
(
04/12/2006 10:58)
Aty no milay
Halohany fahavitany ny taom-pianarana sy ny asa, dia samy manomana vakanse ny akohonana na ny mpinamana. Izany no fombafombany tsirairay akapobehany.
Mba ho fialatsasatra na fakandrivotra @ toerana ...
suite
répondu par salmo le 05/12/2006 14:44
salmo
(
03/12/2006 23:06)
Ny tena mahay
iza no tena mahay mitady na mikôty, raha sendra misy olona tena tiany ho azy?
[b]a)- Ny Lehilahy[/b]
[b]b)- Ny Vehivavy[/b]
[b]c)- Mitovy[/b]
...
suite
répondu par cutie le 05/12/2006 16:55
salmo
(
03/12/2006 22:29)
Ilay fombafomba tsy hatao direct
Ny akamaroany mpifankahita an-tsekoly matetika dia misy hamatarana ny mombamombany tsirairay. Dia mahatonga fifantokisana amin'ny afa, ka samy mifanao mpinamana amin'ny maha samy mpianatra ny iray kil...
suite
répondu par Papoose le 07/12/2006 20:03
salmo
(
02/12/2006 03:29)
mila gôma
Amin'ny sasany dia sarotra ny mamafa izay ao anatiny eritreriny, ka na dia lavitra be aza, hitany foana ny hifandraisana amin'ny ilay katsaina. Nefa tsy ao anatiny sainy izy ireny akory oe; ahoana sy ...
suite
répondu par salmo le 12/12/2006 23:13
salmo
(
01/12/2006 17:36)
Krismasy & Taom-baovao
Ny 25 Decembre no taona nahaterahany Jesosy kristy.
Ny tantara anefa manambara fa t@ taona ''0'' no nahaterahany Jesus, ary niantomboka ny taona. ¿Tsy 01 Janvier ve zany no Krismasy?...
suite
répondu par cutie le 03/12/2006 22:43
salmo
(
01/12/2006 13:58)
la señorita Hantatiana
Tsy efa rafotsy be ve ity pihira ity http://www.youtube.com/watch?v=uVbCdeekmhw&mode=related&search= :-D:-D...
suite
répondu par Papoose le 04/12/2006 18:05
salmo
(
01/12/2006 12:50)
¿¿¿¿¿UNICEF ????
Betsaka ny firenena mitongilana ao anatiny toe-karena sy fahatrana. Be dia be ny olom-belona matiny tsy fihinana sakafo sy ny aretina (oh:SIDA).
http://www.youtube.com/watch?v=elNTqkW3cSU&mode=re...
suite
répondu par Zina le 03/12/2006 23:50
salmo
(
01/12/2006 11:24)
zavatra miseo
Ny vhv 10años-22años,
raha dinihina dia ry zareo samy zareo ihany no mifanipaka sy mifandaka ary mifanambany. Hatrany an-tsekoly, fety, ny tanàna sns...
Raha dinihina izany dia; ny fahatsarany t...
suite
répondu par Fiffi le 02/12/2006 10:55
