Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mandrindra, milahatra araka ny daty
mandrindra ( 21/07/2005 10:30)
Les sectes évangélistes foisonnent dans la Grande Ile
Les nombreuses «nouvelles religions» sont surveillées par le pouvoir, qui redoute de les voir incarner la contestation sociale Les sectes évangélistes foisonnent dans la Grande Ile Antanana... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:40
mandrindra ( 21/07/2005 10:24)
Le Figaro 21 jolay 2005
Le président a mis en chantier des réformes Ravalomanana a amorcé le redressement économique Sixtine Léon-Dufour [21 juillet 2005] Madagascar est un bon élève. Discipliné. Qui n'a pa... tohiny
novalian'i zama91 ny 07/08/2005 21:05
mandrindra ( 20/07/2005 15:21)
Iza no tompon' andraikitra?
Resaka mandeha matetika tato ho ato ny momba ny fahantrana. Ao ireo izay milaza fa ny herin'ny tsirairay ihany no mety ahatafavoaka amin'izany. Miasà fa aza mitsikera be fahatany hoy izy ireo. Aza ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 04:51
mandrindra ( 08/07/2005 14:41)
JO tsy leomboanana ny frantsay
nanao fanambarana ny ben'ny tanan' i Annecy, Bernard Bosson, fa hilatsaka ho fidiana ho tanana andray ny JO hiver 2O14 i Annecy. Any indray ry zalahy no miala vokona angaha?... tohiny
novalian'i banga ny 15/07/2005 18:02
mandrindra ( 07/07/2005 12:40)
Attentat Londres
Niharan'ny asan'ny fampihorohorona i Londres androay maraina. Araka ny henoko tao amin'ny rmcinfo vaovao tamin'ny 2 ora tolakandro dia nisy fipoahana 7. Niaraka nipoaka tamin'ny 9 ora latsaka folo (or... tohiny
mandrindra ( 16/06/2005 11:09)
Ny vehivavy sy ny boky
Toa misy ifandraisany ny fampisana azy ireo. Ny itovizany aloha dia samy sokafana. avy eo ny tohiny no samy hafa. Ny boky manomboka amin'ny fampidirana ary miafara amin'ny index . Ary ny vehivavy ? ... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/06/2005 17:37
mandrindra ( 29/04/2005 14:37)
Miss Mada modely hoa an'ny Miss France
Nanome hevitra ho an'ny Miss France ve ilay Miss Mada nalaza tamin'ny sarimihetsika iny? Ilay Miss France 2004 mantsy no eo amin'ny pejy voalohan'ny playboy mai 2005 dia misy sary maro samihafa ko ho... tohiny
novalian'i stephan ny 14/05/2005 13:57
mandrindra ( 25/04/2005 13:08)
Père Pedro
Nandalo tao amin'ny fandaharana "Tout le monde en parle" izay mandeha rehefa asabotsy misasakalina i Père Pedro. Tamin'io fandaharana io no nanaovany dokambarotra mikasika ilay boky nosoratany izay v... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2005 20:30
mandrindra ( 22/04/2005 08:14)
Homo
Tamin'ny filazambaovao anikeheo maraina dia henoko fa hanome halalana ny homosexuel hanambady manoloana ny fanjakana i Espagne, ary tohin'io ihany koa dia ho ekendry zareo ny fananganan'ny homo zaza. ... tohiny
novalian'i deghany ny 30/08/2005 15:00
mandrindra ( 21/04/2005 14:05)
Tsaramaso
Dinidiniky ny koaitra roa no nitrangan\'ny tantara. Nandeha ny resaka dia farany niteny ilay koaitra voalohany : \"Izao aloha rty no tena vaovao a. Za nge rty ka bikina e\" Dia namaly ilay faharoa :... tohiny
novalian'i sonwin ny 28/04/2005 15:05
mandrindra ( 12/04/2005 10:34)
Heno fa tsy hita
Misy ady hevitra ary ambadika ry namakiako an'io dia nahatsiaro tanatara iray aho. Nisy vehivavy nanatrika fitsarana satria mpivafolobodirindrina amina mpivady miady lava. Ny mpitsara : "Dia tanatar... tohiny
novalian'i Mifenty ny 14/04/2005 08:21
mandrindra ( 01/04/2005 14:21)
Mpiompy vorona
Rakoto dia manampitiavana manokana ny vorona. Nanangana toerana lehibe izy hiompiana karazana vorona maro samihafa. Rehefa nihamaro anefa ireo vorona dia tsy vitany intsony ny nikarakara irery fa nila... tohiny
mandrindra ( 24/03/2005 16:16)
Poulet farci
Tovolahy roa mpisakaiza efa hatry ny fahazaza ary nifampizara ny manta sy ny masaka andeha ho antsointsika hoe i Nary sy Lita. Indray andro dia tonga tao antranon'i Lita i Nary. Hoy i Nary, tena mani... tohiny
novalian'i rurik ny 02/04/2005 14:15
mandrindra ( 22/03/2005 17:06)
Ilay boaty mainty.
Tanataran'ny mpinamana 3 vavy nandray fiaramanidina. Ny 2 tamin'izy ireo moa dia blonde jejo be ary ny fahatelokosa dia mainty. Nisafidy toerana ry zareo ary nahazo seza telo mifanakaiky. Niakatra n... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 11:01
mandrindra ( 16/03/2005 15:20)
Zaza alika
Teny amin'ny fitsangatsangana-mpianakaviana no nitranaga ny raharaha. Zazalahy 3 taona no niantso :"Te hipipi aho". Nanantona ny reniny dia nilaza hoe andao ary. Tsy nety anefa ranamana fa hoy izy ho... tohiny
mandrindra ( 07/03/2005 16:34)
Fandrefesana velarana
Fandrefesana vaovao 1 are = 1m² 1 centiare = 100 m² 1 hectare = 10000 m² 1 gaymard = 600 m²... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2005 00:43
mandrindra ( 01/02/2005 11:05)
Lalana 5000 km
Fanontaniana ho an'izay mahalala. Anisan'ny zava-bita 200' dradradrain'ny mpitondra ny lalana 5000 km vita. Misy afaka manoro ve hoe aiza avy ireo lalana ireo? Nanao kajy kely tsotsotra mnatsy aho hoe... tohiny
mandrindra ( 12/01/2005 10:21)
Inona no ho avin\'i Madagasikara?
Ankehitriny efa mikiaka ny malagasy fa tsy mitsahatra ny miakatra ny vidimpiainana. Tsy mahavoa ny mpitondra, misy aza ny mifamely izy samy izy. Ny mpanohitra tsy midradradra afa tsy fampiraisankinam-... tohiny
novalian'i xxx ny 15/01/2005 21:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303