Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mandrindra, milahatra araka ny daty
mandrindra
(
12/06/2006 13:41)
nofy mety ho realy ve sa tsia?
nanofy aho hoe indray andro eto amin'ity serasera dia hanomboka ny dinika hitondra ny lohateny hoe madagasikara sy ny hoaviny. ka ny fifanakalozankevitra ao anatin'izany dia madio ary tena ny hevitra ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 04/02/2015 05:16
mandrindra
(
12/06/2006 07:52)
izay lahafaty baolina be indrindra
iza indray no ho meilleur buteur amin'ity 2006 ity? ary iza no ekipa ahafaty baolina betsaka ?
ny ahy aloha ny fijeriko dia na i pauleta, na i klose no meilleur buteur.
ny ekipa indray dia ny rainib...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 08:38
mandrindra
(
08/06/2006 06:58)
Al zarkaoui
nanao fanambarana ny tv irakiana fa maty i abu moussa al-zarkaoui izay lehiben'ny al qaida ao irak. nanamarina io fananmbarana io ny miaramila amerikana. ny mpitsikilo jordaniana dia nilaza fa fiaraha...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 17/06/2006 11:05
mandrindra
(
06/06/2006 09:37)
mafana ny andro, tonotono
inona aby ny karzana tonotono fanaonareo, na akoho, na omby na kisoa ..., sy ny fomba fikarakaranareo azy ?...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2006 00:39
mandrindra
(
05/06/2006 13:00)
Bà gasy
Anisan'ny dokambarotra teto amin'ny serasera iny fampisehona iny. tamin'ny asabotsy alina teo moa izy io. tena nahafinatitra satria ny sangany amin'ny feo noravahan'ny sangany amin'ny gitara....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/06/2006 16:57
mandrindra
(
01/06/2006 12:56)
Levelo
mitady tononkira maro miara amin'ny tondrompeo raha azo atao. anoatr'ireo 4 izay efa ao amin'ny takelaky ny tononkira.
ny mombamomba ny mpihira raha misy mahalala.
misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i pissoa ny 05/06/2006 11:08
mandrindra
(
30/05/2006 12:07)
tampax
niditra ny supermarché ity rangahy iray, avy hatrany izy dia nanantona ilay caissière :
- azafady e, aiza kay no misy ny tampax ?
- mandeha mahitsy ihany ianao dia faharoa miankavia, ary ery amin'...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/06/2006 08:24
mandrindra
(
30/05/2006 11:59)
mpivady
tafan'ny mpivady :
manao metimety ilay vehivavy dia lasa nanontany ny vadiny : iza no tian'ialahy vehivavy manja sa vehivavy intelizansa be?
dia namaly rangahy : tsisy tiako izy roa ireo fa efa ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 02/06/2006 14:36
mandrindra
(
30/05/2006 11:51)
namana
resadresaky ny mpinamana roalahy :
1 manaja letsy inn vadin'ialahy iny an. raha mba pehako izy dia mbola ho mpinamana be ve isika roalahy?
2 an3
1 hijanona ho mpinamana tsotra ary e?
2 an3
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 14:25
mandrindra
(
17/05/2006 09:27)
développement durable
resabe esty sy eroa ny mikasika azy ao tato ho ato; inn marina io tantara io ry zareo? ny tanjona, ny fampiharana azy ny fiatraikany?...
tohiny
novalian'i prime ny 22/06/2006 10:24
mandrindra
(
26/01/2006 09:56)
Frantsay
Fa maninona ny frantsay no be maty andrano foana?
Satria ry zareo tsy mitsahatra ny mitabataba sy mimenomenona ka na dia efa manao ankiletika aza dia tsy mbola misokatra foana ny vavany....
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:58
mandrindra
(
02/12/2005 09:34)
Andao hifandray tanana !!!!
Any amin’ny dinika maro samihafa eto amin’ny sehatry ny serasera dia hita ao ny mpanohina sy mpanohitra ny fitondrana ankehitriny. Ny mpanohina milaza fa misy ny zava bita, ny mpanohitra manamafy ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/12/2005 09:47
mandrindra
(
17/10/2005 13:46)
Iza moa andriamanitra ?
Ho anareo mpino, mba hazavao hoe iza marina moa izy io !!
Inona ny heriny, ary hatraiza ny fetrany?
Izy marina ve no mahafehy izao tontolo izao, raha eny amin'ny fomba ahoana?
Inona no andrasany...
tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:42
mandrindra
(
10/10/2005 13:07)
Arabolahy
Tafahoana ireto arabolahy mpinamana fony kely dia mitafa.
- Inona lesy no ataon'ialahy izao? hoy ity voalohany.
- Ny omaly sty miova fa izao mafy ady izao leisty a. Ary ialahy izany anie metimety m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:08
mandrindra
(
30/09/2005 14:17)
Ratsiraka sy ny fivavahana
Nigadona ny taona 2002 . Manomboka very hevitra ny lahilahy fa mitady tsy ho lany. Nanapankevitra fa andeha irery any amin'ny eglizy angata-pitahiana sao mba mety mivadika ihany baolaina no sady vaova...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 19:56
mandrindra
(
12/09/2005 09:57)
Tranga US Open 2005
Nijery ankatoky ny famaranana US Open vehivavy aho tamin'ny zoma teo.nifandona tamin'izany i Dementieva sy pierce. Ny zavatra nahavariana ahy dia isaky ny fialantsasatra kely dia omena sachet feno gla...
tohiny
novalian'i hesham ny 24/09/2005 23:36
mandrindra
(
08/09/2005 10:03)
Normal
Saika teny henoko isanndro izy io. Normal iny, tsy normal iny; norma izany, tsy normal izany. Ampiharina amin'ny fitondratenan'ny olona na fomba fiheviny sy fihetsiny izy io. Vao misy manao zavatra di...
tohiny
novalian'i deghany ny 19/10/2005 13:55
mandrindra
(
02/08/2005 15:31)
Inona no mahamenatra ?
Nisy lohahevitra iray nanombolka io resaka io atsy ambadika atsy ka mba tiako ho tohizana kely. Samia hoe milaza izay mahamenatra azy amin'ny tenany ka tsy tiany ho hitan'ny olona. Inona ny antony? Ao...
tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:34
mandrindra
(
21/07/2005 14:51)
Bomba kely nirefotra tao Londres indray
Tsy gravy sahala amin'ny tamin'ny 7 jolay fa iray aloha no maratra tao amin'ny station métro Warren street any avaratr'i londres io.
nandefa antso ny lehiben'ny Scotland Yard mba tsy hihetsika any a...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/07/2005 13:56
mandrindra
(
21/07/2005 10:41)
Tombatombana
Hitondra inona ho an'i Madagasikara, ho an'ny Malagasy ny fitsidiahana ataon'i Chirac mandritra ny roa andro?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/07/2005 08:14
