Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nathie86, milahatra araka ny daty
nathie86 ( 19/06/2007 07:00)
aiza ao @ Baiboly kay ........???
no misy hoe tsy azo hoanina ny Kisoa fa fahotana izany? Misy rangahy zay mantsy miteny anà io fôna eh. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i marozevo ny 06/07/2007 19:04
nathie86 ( 04/06/2007 11:34)
Barea
Mety mba hisy fiovany v ny baolina kitra Malagasy tô faharesena fôna ny azo zay manomboka ny nahafatesan'i Ntsoa. Mbola hisy avenir v d mety hanova zvt v ny fanovana ny mpanazatra lava ty eh.:)... tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:57
nathie86 ( 01/06/2007 07:07)
P Diddy en James Bond
P Diddy a afirmé vouloir être le prochaine James Bond:lol: Aôna ny hevitrareo, mety ho pozina Bond v i P Diddy.(imaginer Diddy en costume 3pièce grande classe) Mety ho possible v hoe ho noir ny ... tohiny
novalian'i karinah ny 02/06/2007 13:24
nathie86 ( 01/06/2007 06:32)
ody fitia
tena misy v io:roll:... tohiny
novalian'i Romano ny 20/09/2012 05:57
nathie86 ( 30/05/2007 06:07)
language du Royaume de Dieu
Misy miteny hoe mila mahay miteny na mianatra hebreux ny Kristiana reetra satria io no teny hifampiresahana any an-danitra sy ety an-tany refa ho avy ny Tompo. Zany v d mba mitombina d mety ho in mar... tohiny
nathie86 ( 29/05/2007 12:35)
Injustice
[color=red]Quelle est la bonne attitude qu'il faut adopter face à une injustice sans oublier que si Dieu a en Horreur le péché, il aime le pécheur et veut qu'il se repente.[/color]... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:31
nathie86 ( 25/05/2007 06:08)
rivalité
marina v fa hoe ny vhv no tena no tena tia migafy entre elle. Oh : refa misy competition patinnage reny d mifanimba patin ry zareo na mifangalatra miintsy ary.... tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/05/2007 06:42
nathie86 ( 15/05/2007 08:31)
Grand amour
Tena misy v io eh:?::roll: Iza no efa niaina an'io:?: refa hita v io d tsy misaraka ntsony:?:... tohiny
nathie86 ( 15/05/2007 07:45)
Kristy
Andriamanitra iany v i Kristy, sa misy aloha Andriamanitra dia avy eo I Jeso Kristy ilay zanany lahy tokana ?... tohiny
nathie86 ( 07/05/2007 07:51)
diamondra27
Happy Birthday ki njy an[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img214.imageshack.us/img214/2513/gateaumw4.jpg[/IMG][/URL] ... tohiny
nathie86 ( 02/05/2007 15:15)
fahotana v
[izy ty moa zany d fanontaniana napetraky ny olona iray zay t@ko ka mba entiko hamaliana azy d tsy diso ngamba za ra manontany anareo. Hoy izy : [color=red][b][i]" fahotana v ny fanaovana fanabeaza... tohiny
novalian'i piton ny 21/09/2007 13:53
nathie86 ( 23/04/2007 12:01)
fahafatesana
"Ny fahafatesana no tambin'ny ota" Eh d efa maty daolo zany isika ra izany. Sa misy olona mbola tsy nanota mintsy?:cry:... tohiny
nathie86 ( 19/04/2007 08:21)
horera
za ry reto mba ti an'ireny film reny ka mba mangataka titrena film ôrera mlay any @ nareo mba ho jerena eh... tohiny
novalian'i kelly13 ny 26/06/2007 08:43
nathie86 ( 19/04/2007 08:14)
jeux des Îles
Ho ani'zay mety mahafantatra na mpikambana ao @ CJSOI mety ôtrinona kay zao ny fidirana ra hijery athlètisme na bascket, mba mora anaovako boaty ndrakitra:). Misaotra mialoha oh... tohiny
nathie86 ( 19/04/2007 07:45)
Rackiky
hirotsaka deputé :?: fa nga mo tsy efa maty ny casié judiciairany:?:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 09:34
nathie86 ( 16/04/2007 08:21)
maagaga................
maagaga fa tsy mety misy mamaly mintsy za. Za ouah mba te andefa na iinseré ireny kisarisary alefanareo ireny tsy ny sary fanampiny no tiako tenenina eto fa le sari² reny eh de tsy mba misy mizara m... tohiny
novalian'i nathie86 ny 17/04/2007 13:04
nathie86 ( 13/04/2007 09:00)
feu de l'amour
tantara-pitiavan'iza @ ireny no tianareo iainana? Oh ny anà zao ny an'i JT sy Coline... tohiny
novalian'i maikha ny 26/04/2007 09:25
nathie86 ( 13/04/2007 08:04)
Protestant
Ho anareo izay protestant inona kay no dikan'ilay fanaovana faneke-pinoana refa eny antenantenany fifavahana iny?... tohiny
nathie86 ( 10/04/2007 08:56)
fanekena fahatelo
Miarahaba antsika reetra. @nareo manankevitra ambara :mety hisy ve ny fanekena fahatelo?? Ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy toa miha ratsy andro aman'alina. ... tohiny
nathie86 ( 23/02/2007 13:51)
Inona no antony
Aôna ndray ny faitanareo ity tantara ity. Ny sipako taloha efa nisaraka zay efa ho 1/2ans, efa manambady izy an, nefa de mbola miantso @ phone sy manakorontana imasombahoaka fôna.:?::?::?: le manan... tohiny
novalian'i nathie86 ny 26/02/2007 13:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.026