horera

1. nathie86 ( 19/04/2007 08:21)
za ry reto mba ti an'ireny film reny ka mba mangataka titrena film ôrera mlay any @ nareo mba ho jerena eh
novalian'i kelly13 ny 26/06/2007 08:43
2. kelly13 ( 19/04/2007 08:55)
dreamcatcher stephen king, mazotoa fa za tsy tia film orera mintsiny fa matahotra :oops:
3. booboo ( 19/04/2007 09:08)
Kelly13 > zà vô ny bokiny aza no vakiako defa manonofy ratsy ny alina :-D:-D:-D...tsy sahy mijery ny films-ny zà :°)
4. nathie86 ( 19/04/2007 09:20)
m'sôtra:) za lou tena tia eh.
5. kelly13 ( 19/04/2007 12:09)
booboo>za ni style b namaky fa tsy vitako le boky, aveo d vao maika ni style oe hijery film, drayyyy tsy pihana ny jiro mandraparainan'ny andro hihihi

nathie86>urban cannibal kou oe jerevo d ra film dorera d lazao ahy fa tsy jereko aveo, hihihihi, ny ramose kelly13 mantsy d tia sy mankafy tokou ny film dorera
6. nathie86 ( 19/04/2007 12:40)
ok fa io urban canibal io ôrera mintsy ka.
in no tena tsy itiavan' ramose ôrera:?::roll:
7. kelly13 ( 19/04/2007 12:43)
non au contraire ka, tia horera b izy fa za no tsy tia fa matahotra sady taitaimbombina aveo. ato aminay mantsy d feno film d'horreur! misy an'izay brain dead zay kou fa mba misy mampimé kely (kely fotsiny an)
8. pissoa ( 19/04/2007 13:18)
:-D:-D:-D

Ireto ny film orera tena nilay nijery azy ! Efa taloloha daholo :
- The Exorcist
- Wrong Turn
- The Ring Two

refa mahatadidy njay za manoratra :-D
9. pissoa ( 19/04/2007 13:22)
Oops, The Grudge koa kay - fa io tsy dia tena nampitahotra fa ilay "tantara" kely no tiako ! :-D:-D:-D
10. kelly13 ( 19/04/2007 13:24)
plane dead, zany kou zao no hitako ato aminay ato, fa d lasa haingotrano e, hé hé hé
11. nathie86 ( 20/04/2007 07:25)
pissoa mba tia:-D:-D:-D:-D nef ra ôrera de tokny:evil::twisted::evil::twisted:
12. Fiffi ( 20/04/2007 07:38)
http://www.rocler.qc.ca/horreurvideo/ brrrrrrrrrrrrr
13. booboo ( 20/04/2007 08:48)
Pissoa > The Grudge tsy mampitahotra ? Maha-voan'ny crise cardiaque mitsy kouh ! :-D:-D:-D. The ring two moa defa tsy nojerena fa fay :°)
14. nathie86 ( 23/04/2007 08:01)
fiffi merci:)
15. kelly13 ( 23/04/2007 09:29)
la nuit de loosers ndray mba sensé oe film d'horera ono ms mampimé nefa :-D
16. nathie86 ( 23/04/2007 11:49)
zany iiiii. Ary evil dead iny no tena mape anà tsy misy dikany mintsy.:-D sady maasosotra enao efa mieritrerita hoe ôrera nefa :roll:
17. mamzelkely ( 23/04/2007 12:22)
silent hill jerena :°)
18. pissoa ( 23/04/2007 19:35)
nathie86:

pissoa mba tia:-D:-D:-D:-D nef ra ôrera de tokny:evil::twisted::evil::twisted:

d mbola :-D:-D:-D foana !
k'efa oe tsy mampitaotra hoa le movie ka inn aza :-D:-D:-D

19. pissoa ( 23/04/2007 19:59)
booboo:

Pissoa > The Grudge tsy mampitahotra ? Maha-voan'ny crise cardiaque mitsy kouh ! :-D:-D:-D. The ring two moa defa tsy nojerena fa fay :°)

:oops: - tsy nampitahotra anah aloha ny nijery an'io The Grudge io e !
Fa ilay The Exorcist no nisy maromaro nampitahotra :-D:-D:-D

Horror Movies hafa :
Dawn of the Dead
Resident Evil
Hmmm - misy zombie fotsiny ao :-D:-D:-D
20. marindra ( 23/04/2007 21:16)
the shining no tena loza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2465