horera

21. nathie86 ( 24/04/2007 08:53)
BDB zany mbola tsy itako zany de anao anné sabatik mintsy lou ngamba za:-D:-D:-D:-D
22. kelly13 ( 24/04/2007 10:31)
nisy film mba tsy laitrako kou fa blade na 1 na2 na 3 d pfffffffffff
23. mamzelkely ( 25/04/2007 10:02)
kelly a inn mo le film orera nojeretsika tam mbola kely iny le resaka vampire de nisy an le sally iny :roll:
24. kelly13 ( 25/04/2007 12:14)
tsy tadidiko tsony zany film zany, fa asa ra tadidinao le reveillon tsika nilay b tao ambany d ni zappe télé d tsy nisy n'inon'inona mintsy ny télé kanjo nisy film 1 d hoe "ndao io jerena fa toa mba film civilisé" d nijery kay le film film d'horera! hihihi

25. nathie86 ( 26/04/2007 07:29)
kelly13:

nisy film mba tsy laitrako kou fa blade na 1 na2 na 3 d pfffffffffff


fa aôna nga mafy B ozatra sa tôlana:-D
26. mamzelkely ( 26/04/2007 08:39)
kelly =))=)) ie tadidiko iny ka kay 'une nuit en enfer' no nande satri film orera be dôly ny tam télé =))=)) tadidiko iny hummmm :-D:-D

tadidiko amizay le film "demon2" le film :-D
27. kelly13 ( 26/04/2007 09:10)
nathie86>natsiravina ahy le izy ka, b ozatra sy b taolana iany ms na izany aza pfff b le izy!

mamz>ah oui, demon2, dainnnnnn, tena kel horera :-D za io zao hijery the reaping efa brrrrrrrr
28. kelly13 ( 27/04/2007 15:02)
nathie86>misy film d'horera 1 zay kou fa tena mampihorohoro b an, soupe aux choux ny titre-ny hahahahahahahahahahahaha
29. nathie86 ( 03/05/2007 07:10)
kelly aiza:roll::-D
30. kelly13 ( 03/05/2007 10:22)
efa hitandry v io film dorera io? hahahahaha
31. diamondra27 ( 03/05/2007 21:30)
film gasy: kalanoro sy ambalavelona ngah tsy tiandry?
32. nathie86 ( 04/05/2007 14:35)
Diams tsy tiako ki reo nga reo mo zan no atao hoe ôrera.
Kelly mbola tsy hitako ka:lol::-D:-D
33. ikaretsaka ( 04/05/2007 14:53)
nathie> misy tendrombohitra izay ao atsimon'Ambalavao, Ambondrombe no anarany.

rehefa manam-potoana dia mandehana any rehefa vacances dia manaova randonnee ao amin'io tendrombohitra io! indrindra le rehefa alindalina iny

tsy film intsony no hitanao amin'izay fa realite!
34. nathie86 ( 10/05/2007 14:45)
Ika-> ndao mba hiaraka mo eh
35. diamondra27 ( 13/05/2007 08:13)
nathie86:

Diams tsy tiako ki reo nga reo mo zan no atao hoe ôrera.
Kelly mbola tsy hitako ka:lol::-D:-D




snakeman aza ve efa hitandry e
36. nathie86 ( 15/05/2007 08:57)
diam mbola za ne mbola bdb ny film tsy itako lay grudge io zao vao nojereko fa tsy dia mbola mahataitra anà mintsiny lay izy ka.
In no tena mampivadipo mandrapahatatrany eeeeee:-D
37. kelly13 ( 18/05/2007 10:28)
nahatsiaro anjy retsy za ry nathie86 omaly nijery "salem's lot" a (jerusalem's s lot no tena izy)an'i stephen king, fa resaka vampire bdb hihihi! natahotra sy taitaimbômbina mintsy za nijery azy (fa mba vitako hatramin'ny farany klou e) hihihihi
38. nathie86 ( 18/05/2007 13:49)
ndraso njay fa jereko io eeee. Za mba andefaso film any ranga aaaa télechrgeko ô
39. kelly13 ( 18/05/2007 13:58)
io ankia telecharger-na fa ra tia resaka vampire njy d tu seras bien servie a! misy ilay "le bal des vampires" kou fa efa film soara b io
40. nathie86 ( 24/05/2007 07:20)
aiza no mety aitako an'io mo zany:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0474