Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i klitika, milahatra araka ny daty
klitika
(
21/03/2009 07:26)
Manohana an'i TGV indray hono ny BANI sy RFI eh
ao amin'ny orange.mg
Kay famonoan'afo fotsiny ilay omaly koa...
tohiny
novalian'i Oay ny 21/03/2009 13:42
klitika
(
27/02/2009 03:27)
Andrywui sy ny resabeny
Vita io @ sabotsy eh
Hohitan'lisany eo ny fialan'io amin'ny talata eh
Efa nandalo sabotsy telo anefa no nilazana an'io, ary vao tamin'ny talata teo ilay hoe talata nolazaina, nefa tsy hita ihany i...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 14:52
klitika
(
24/02/2009 16:58)
Inona indray hono no fifampidinihana tao?
Sao mba misy mpitsikilo mahay an'io aza fady? Dia mba lazao anay eto tsy maninona na misy HONO aza?
...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 01:54
klitika
(
21/02/2009 13:49)
Ohatry ny tsy misy ilana azy izany kaly ny lapam-panjakana a
Ka ny Filoham-pirenena ery ambala-kisoa ery no mandeha mifampidinika amin'ny mpanohitra.
Iza ary no protocol an'io Prezida io le? Taiza no nisy nanao fifampiraharahana avo lenta toa izao dia hoe an...
tohiny
novalian'i klitika ny 21/02/2009 16:05
klitika
(
21/02/2009 04:36)
Mbola dodo daholo nga
misy ao izao ny manonofy hoe manorokan-dRa8, na Lalao, ny sasany hoe TGV na Mialy. Dia mbola eto foana isika eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:52
klitika
(
20/02/2009 20:11)
Andryuwui sy Noue ireto ohatr'ireny mpivady miady ireny
Tena kozy eh
Saingy m'lay ihany izany, fa mitombo ny safosafo amin'ny alina am'zay.
Tandremo kosa anefa sao mifampisinton-damba ao an...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 23/02/2009 08:13
klitika
(
20/02/2009 19:21)
Ny mandreraka amin'ity sehatra fivavahana sy finoana ity
Dia misy efa vita lasitra, ka raha vao tsy nivoaka tamin'io lasitra io ianao dia diso izay.
Ny hafa indray efa mandrakitra "Formule" raikitra araka izay lasitra nidirany ka rehefa tsy io na tsy mah...
tohiny
novalian'i coopsal ny 06/03/2009 14:47
klitika
(
20/02/2009 06:06)
Fa ahoana le vazaha 4 voaroaka nolazain'ny tribune ireny eh
Nga tsy ry zalahy ireny ilay nodradrain'ny 13 Mai hoe nivarotan-dRa8 ny Nosy Mitsio,
Kay akaman'i Lucky Luck tsy misy Jumper, saika ahazo ilay nosy ambongadiny amin'ny tsy vidiny akory raha ry zala...
tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 14:44
klitika
(
20/02/2009 04:09)
fin de l'episode
Izaho mba hoe hiandry ny film manaraka
Kay tapitra ilay izy, fa dia angoron'entana i Ra-8 ary dia omena tso-drano andeha any Afrika Atsimo, na Swazi, na Bulgarie
Dia afaka firy taona indray ny t...
tohiny
novalian'i klitika ny 20/02/2009 06:09
klitika
(
19/02/2009 12:34)
Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo
Maninona hono no tsy ny vadin'ireo mpitolona mafana fo ireo no aroso eny aloha hoy i xxx?
Dia hoy ny mpijery hoe, manjary tsy manaranaka izy dia tsy lasa tsy misy mpitolona intsony eto Madagasikara...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 19/02/2009 13:23
klitika
(
19/02/2009 03:50)
Maraina indray aloha ny andro
Dia eny mbola maraina laoha dia aleo miantsena, dia mba afaka mitsotsotra indray androany mihaino tantara direct avy eny Anosy.
Tena tsy mahavoaka intsony fa efa mankaleo be ilay titre, nefa teo e...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:47
klitika
(
14/02/2009 16:17)
za androany variana nanao tornike teo amin'ny 13
za androany variana nanao tornike teo amin'ny 13
fa tena mba nilay satria rehefa milalao fotsiny dia nahazo saosy. Dia natsoiko ny bandy akama mba nandeha teo sitrany ahay aloha kaly herinandro k'l...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 16:57
klitika
(
10/02/2009 14:08)
Nahoana ny fomba fahafatesana no misy lanja politika?
Maro ny olona maty noho ity hetsika ity. Saingy ireo maty noho ny haitrano, dia nodiana tsy tenenina, fa ny sary tety an-tsisiny no mba nilaza azy. Tsy nisy mpitomany tsy nisy hoe filaharana hanome vo...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 11/02/2009 04:37
klitika
(
08/02/2009 03:54)
Nahoana ireo mpitarika teny Antaninarenina no tsy nampilaza
teo amin'ny fivorivoriana teo Antaninarenina dia efa nilazan'ny miaramila ny mpitarika ny fihetsehana fa hitifitra ny miaramila. Nefa dia tsy nilaza tamin'ny vahoaka notaritiny ireto mpitarika fa izy ...
tohiny
novalian'i nani ny 08/02/2009 20:23
klitika
(
07/02/2009 12:50)
Mbola raikitra ny ady
Matimaty foana ny olona entina nananika ny lapa teny Ambotsirohitra,
Ny Radio antsiva dia mbola miteny fa tsy maintsy vita androany ny farany amin'ny fitondran-dRa8
30 no heno fa maty, iray tamin'ir...
tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2009 23:52
klitika
(
04/02/2009 14:44)
CIA latsaka fahefany ny Malagasy
Ny Gasy ho'a CIA latsaka fahefany raha hitsikilo, hainy daholo hatrany ambony fandrianan'i Ra8, sy hatrany anaty paosin'i Andry.
Fa rehefa asaina manao zavatra, ny olona 30 pejy no tantaraina fa ts...
tohiny
novalian'i klitika ny 05/02/2009 17:16
klitika
(
31/01/2009 12:28)
Iza avy no mety ho anatin'ny GVT izao?
Aleo mba asiana vinavina eh...
tohiny
novalian'i njara2007 ny 31/01/2009 12:59
klitika
(
31/01/2009 10:55)
info mba arahina
www.tvplusmadagascar.com
...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 31/01/2009 13:10
klitika
(
30/01/2009 19:37)
Tsindrin-tsofina
Ny Gasy mahonana an'i TGV any Amerika, dia hanao fanehoan-kevitra manoloana ny ambasady any DC rahampitso ho fanoanana ny GVT. Dia mba ampitao vaovao ny serasera aza fady...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 21:30
klitika
(
30/01/2009 16:06)
Hatsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT
Dia izay izany no tapaky ny ankolafiny avy amin'ny TGV, fa dia tsy maintsy atsangana rahampitso eo amin'ny 13 Mai ny GVT, ary sendra lasa moa ny resak'Ingahy Maurice Tsiavonana, fa dia mety hatsangana...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 08:33
