Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i klitika, milahatra araka ny daty
klitika
(
29/01/2009 05:28)
Lasa ho'a ny saiko
Lasa ho'a ny saiko hoe
Raha hianatra izao ny zana'ialahy ry TGV amin'ny herinandro raha miverina milamina ny raharaha. Dia mety akorain'ny mpiara-mianatra aminy izy hoe: "Dadanareo le nitarika ny 1...
tohiny
novalian'i ninimalala ny 30/01/2009 04:35
klitika
(
29/01/2009 04:25)
Lasa ho'a ny saiko
Lasa ho'a ny saiko hoe
Raha hianatra izao ny zana'ialahy ry TGV amin'ny herinandro raha miverina milamina ny raharaha. Dia mety akorain'ny mpiara-mianatra aminy izy hoe: "Dadanareo le nitarika ny 1...
tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 13:00
klitika
(
28/01/2009 14:46)
Ety anelakelatrano
Lasa mpivarotra daholo ny elakela-trano, izay ilanao misy daholo sady mora vidy: Portable, MP3, Tele, Tafo, Tohatra, Generateur.
Ho avy izany i Deba amin'ny volana Mars, izay no re ety anelakela-tran...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 09:13
klitika
(
27/01/2009 16:21)
Miverina indray ny TTS
Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy...
tohiny
novalian'i rasera ny 28/01/2009 21:02
klitika
(
27/01/2009 15:29)
Nahazo fampitandremana ny JB
Izao vao tonga amin'ny ady an-trano araky ny nandrandrain'ny hafa fony 2002 ny toe-draharaha, ary dia misy milisy mitety tanana miaraka tsy 5/5, mandrava sy mandroba izay mba bizn kely nitsanga teny a...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 06:43
klitika
(
26/01/2009 19:12)
Ireo afo mirehitra eto Tana amin'izao
Magro, Courts, RNM, NASA electronic, tranon'i Mox
Ny Mahagaga dia nahoana ny Courts nefa eo akaiky eo koa ny Geant Score, Tsy maninona akory. Midika izany fa misy antom-pirenena momba ity korontana...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 07:14
klitika
(
26/01/2009 01:38)
Afo nandoro ny lambako
"Izaho ry zalahy efa leo an. Tsy mitarika ol higrevy intsony aho fa alana Ra-Didy misolo Zafy. Voaendaka i Zafy misolo Ra-Didy. Niala Ra-Didy niova Ra-8, dia hiala indray Ra-8 hiverina i Ra-Didy.
...
tohiny
novalian'i klitika ny 26/01/2009 17:48
