Liste des messages

Liste des messages, inserés par itaramasoandro, par ordre de date
itaramasoandro ( 11/01/2010 13:08)
andohalika ny ranombary
hevitra noentiko teo @ tontolo iainana saingy mifandringitra mafy 2 fiaraha monina ka arosoko eto. tsy nisy nanohy ity hevitra momban'ny fandripahana ny alan'ny nosy ity ny namana teto @ serasera. ... suite
répondu par milamm le 15/02/2010 21:02
itaramasoandro ( 19/10/2009 17:14)
araho maso
... ka tondroy ireo mamdripaka ny harenan\'ny tanindrazana, ireo mpanararaotra itony krizy eto @ nosy ka manondrana tsy henatra tsy tahotra ny hazo sy zava maniry sarobidintsika, ho any ivelany mba h... suite
répondu par IMR le 17/02/2010 21:01
itaramasoandro ( 16/08/2009 04:32)
mitady olona madio
iray volana lasa izay no naneho antso teto @ ity takelaka ity aho, toy ny malagasy maro ka nanao hoe: [quote] rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay... suite
répondu par papala le 05/10/2009 09:45
itaramasoandro ( 16/08/2009 04:29)
toa tojo valiny
iray volana lasa izay no naneho antso teto @ ity takelaka ity aho, toy ny malagasy maro ka nanao hoe: [quote] rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay... suite
itaramasoandro ( 07/08/2009 22:59)
misaotra mampahatsiahy
... fa mandalo ny fotoana, ny lohataona sy ny taona, oadray. mankasitraka sy mankatelina ny tompon'andrakitra é. ny hafatro dia ny hoe: mankalazà ny fotoana, minitra sy segaondra tsirairay fa ... suite
répondu par nathie86 le 12/08/2009 10:34
itaramasoandro ( 02/07/2009 04:28)
hietsika sa tsy hietsika...?
hietsika ! izany ny fomba mailaka naseon'ny foibe ny firenena mitambatra, onu, vao nandre fa nisy korontana politika tao honduras, tany iray ao amerika afovoany. nietsika ny fitambaran'ny firen... suite
répondu par eh le 02/07/2009 09:06
itaramasoandro ( 30/06/2009 04:58)
nandalo tsy re tsaika...
tsy re tsaika ny volanin'ny fiteny malagasy dia lasa tsy nahitàna lohan-kevitra miaro azy, tsy nandresana tantara na fihetsiketsehana arahin'amponga sy dihy ary antso avo manerana ny nosy. toa kam... suite
répondu par cutie le 07/07/2009 20:12
itaramasoandro ( 29/06/2009 02:20)
finoana miaro zavaboary
maro ireo finoana malagasy midika fady ary natao hiarovana ny zavaboary fototry ny fiainan\'i malagasy hatr@ fahagolan-tany. ohatra : - \"fady ny mipetraka ambaravarana @ fotoana iteraham-bary fa m... suite
répondu par rzakarivola le 08/07/2009 13:13
itaramasoandro ( 18/06/2009 05:19)
ampanatrehan-tena, rahoviana ????????
rahoviana no hisy olona iray na vondron'olona, malagasy ray malagasy reny, hitondra ampanatrehan-tena ny teny ampilamina marina ny korontana eto @ nosy? rahoviana no hisy olona, tompon'andraikitra,... suite
itaramasoandro ( 15/06/2009 21:48)
finoana sy fanjakana
lasa lavitra ny eritreritra mandinika ny zavamisy eto an-toerana hatrizay ka hatrizao raha fehezina @ teny vitsivitsy ny fifampitahana : - jiona 2009: asandratra ho olontsambatra L. Rafiringa, kato... suite
itaramasoandro ( 15/06/2009 21:47)
manintona ny saina...
lasa lavitra ny eritreritra mandinika ny zavamisy eto an-toerana hatrizay ka hatrizao raha fehezina @ teny vitsivitsy ny fifampitahana : - jiona 2009: asandratra ho olontsambatra L. Rafiringa, kato... suite
itaramasoandro ( 09/06/2009 02:14)
fa raharahan'ny malagasy inona...?
Novakiako an-gazety sasany androany ny hoe ny ambasadaoro frantsay eto antanindrazana dia niresaka momban'ny raharahampirenena sy ny olana eto an-toerana. Fa ataon'ny malagasy inona ny hevitr''i Ramo... suite
répondu par soanja le 16/06/2009 19:14
itaramasoandro ( 09/06/2009 02:13)
fa raharahan'ny malagasy inona ...?
Novakiako an-gazety sasany androany ny hoe ny ambasadaoro frantsay eto antanindrazana dia niresaka momban'ny raharahampirenena sy ny olana eto an-toerana. Fa ataon'ny malagasy inona ny hevitr''i Ramo... suite
itaramasoandro ( 18/04/2009 22:32)
taho ahelin'ny gazety...
Natao ampita vaovao mitombona ny gazety an-tsoratra, ny radio sy ny fahita-lavitra saingy tsaho tato ho ato no matetika hiangan'ny vaovao. Misy mantsy ny manararaotra ny toejavatra mampalaelo miseo ... suite
répondu par accolade le 29/04/2009 10:15
itaramasoandro ( 18/04/2009 22:31)
ny tsaho ahelin'ny gazety...
Natao ampita vaovao mitombona ny gazety an-tsoratra, ny radio sy ny fahita-lavitra saingy tsaho tato ho ato no matetika hiangan'ny vaovao. Misy mantsy ny manararaotra ny toejavatra mampalaelo miseo ... suite
itaramasoandro ( 26/03/2009 01:42)
olon'ny radio sy serasera hoe ?!
ary hono ho'a' reroy, fomba amam-panao tahaka inona moa izato fandoroana ny HAREN-TSAINA SY VAKOKA MALAGASY- dia ny RADIOM-PIRENENA izany -notontosain'ny olona sy ny firongony izay milaza fa hoe olom-... suite
itaramasoandro ( 26/03/2009 01:39)
... zary finoana
afindrako etoana ny hafatra napetrako teo @ sehatry ny fiaraha monina satria karazan-kevitra afaka mandingana sehatra maro ny firaisankina, araky ny fihevitro. Izao korontana eto @ Nosy izao dia manal... suite
répondu par rhina le 23/09/2009 11:24
itaramasoandro ( 18/03/2009 17:22)
ankamatatra
Manao ahoana daholo, Ankamatatra : inona ny antony hidirana sy hanoratana eto @ sehatry ny serasera raha toa ka tsy miseo akory izay nolazaina satria, na dia feno avokoa aza ny fitsipika nandefasa... suite
répondu par ni81 le 25/03/2009 16:59
itaramasoandro ( 03/10/2008 17:09)
artista sy teny gasy
Nitsidika ny klip gasy aho androany ary finaritra nihaino ny karazan-kira ary nijery ny dihy samihafa hita tao @ takelaka. Efa mihetsika ny mpihiran-tsika fa tsy toa ireo taloha saiky ny tànana fotsi... suite
itaramasoandro ( 08/09/2008 15:31)
fiovana
Raha "telomiova" ny sary famantàrana ny "serasera", mankasitraka ny aty; fa mba aiza kosa ary ny daty famantàrana ny andro iseoany? Tsara raha ampiana io daty io eo @ takelaka fandraisana. Misaotra ... suite
répondu par ssendra le 08/09/2008 19:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0272