Liste des messages
Liste des messages, inserés par itaramasoandro, par ordre de date
itaramasoandro
(
23/09/2011 18:56)
naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-te...
naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-telo nisesy momban'ny mahakanto-tokana ary sarobidy ny tontolontsiaka eto @ nosy aho izay novelabelarin'ny televiziona frantsay arte saingy akory ny hag...
suite
répondu par itaramasoandro le 25/09/2011 13:15
itaramasoandro
(
31/07/2011 16:28)
tsy ny sokatra ihany
http://www.traffic.org/home/2011/7/27/malagasy-frontier-police
fa miampy ny fanondranana marokarazany toy ny hazo sy haren-tsarobidy ankibon'ny tany izay hatao varo boba amban'ny lalàna sy antsoko...
suite
itaramasoandro
(
28/07/2011 19:29)
tsy ritra
tsy ritra, tsy fongana ny vovo mamokatra olon’ny fo mitsinjo ny zo sy tombontsoan’ny mpiray tanindrazana aminy hiaina fianaritra tsy hanaiky ny kolikoly, ny hery setra ary ny fanakavahana fa kosa ...
suite
itaramasoandro
(
16/06/2011 16:33)
haody re ry malagasy
zary kianja malalaka filalaovan’ireo mpanao politika sisa ity tanindrazana ! sarambabe no miditra an-tsehatra samy te-andihy ny kianjabe hitondra ny baolina saingy mivotsitra avokoa izay hatomboka :...
suite
répondu par itaramasoandro le 22/06/2011 01:01
itaramasoandro
(
16/06/2011 16:33)
haody re ry malagasy
zary kianja malalaka filalaovan’ireo mpanao politika sisa ity tanindrazana ! sarambabe no miditra an-tsehatra samy te-andihy ny kianjabe hitondra ny baolina saingy mivotsitra avokoa izay hatomboka :...
suite
répondu par vonynive le 14/07/2011 07:31
itaramasoandro
(
21/03/2011 20:59)
hevitry ny mpanao gazety vahiny
notsongaiko tao @ gazety miseo isan'andro [i]letemps.ch[/i], misy ny tohiny...
opinions vendredi18 mars 2011
Désastre politique et social à Madagascar
José Ribeaud
17 mars 2009: Andry Rajoelina ...
suite
itaramasoandro
(
21/03/2011 20:52)
hevitra avy @ mpanao gazety vahiny
notsongaiko tao @ [i]letemps.ch[/i] izay niseo ta@ 18 martsa lasa teo, misy ny tohiny...
opinions vendredi18 mars 2011
Désastre politique et social à Madagascar
José Ribeaud
17 mars 2009: Andry ...
suite
itaramasoandro
(
21/03/2011 15:56)
noentin’ny riaka mankadiry sy mahery ary rava ka potika ny faritra avaratr’i zapôn. tany efa nopotehin’ny hery ataomika enina ambienimpolo taona lasa izay.
mihatrika ny loza niantefa ny mponina...
suite
itaramasoandro
(
21/03/2011 15:53)
zapaone vs. malagasy ?
noentin’ny riaka mankadiry sy mahery ary rava ka potika ny faritra avaratr’i zapôn. tany efa nopotehin’ny hery ataomika enina ambienimpolo taona lasa izay.
mihatrika ny loza niantefa ny mponina...
suite
répondu par itaramasoandro le 22/05/2011 15:52
itaramasoandro
(
10/11/2010 04:28)
maro ny porofo
"Million-dollar beds fuel Madagascar timber crisis" - BBC, ho hitanao ao @
http://www.bbc.co.uk/news/science-environment-11626412
tsy hay ny tsy hizara ny lahatsoratra.
...
suite
répondu par itaramasoandro le 13/11/2010 22:53
itaramasoandro
(
05/11/2010 04:05)
voatahiry an-tsain'ny mponina...
...[i][b]ny maha-malagasy antsika [/b][/i] :
[b]iray tanindrazana[/b] -[b] iray fiteny [/b]- [b]iray tantara [/b]: maro fiaviana (aostraonezianina, arabo, afrikana) saingy nitambatra ho malagasy ran...
suite
itaramasoandro
(
05/11/2010 04:01)
ny maha-malagasy
[i][b]ny maha-malagasy antsika ary voatahiry ao an-tsain'ny malagasy[/b][/i] :
[b]iray tanindrazana[/b] - [b]iray fiteny[/b] - [b]iray tantara[/b] : maro fiaviana (aostraonezianina, arabo, afrikana) ...
suite
répondu par RAR.DAGO le 09/11/2010 04:27
itaramasoandro
(
20/10/2010 02:18)
ny entonin'ny rivotra politika
na koa hoe ny entin'ny rivotra masiso ny rivotra politika ankehitriny dia voalaza @ ity rohy manaraka ity,
t@ volana septambra lasa teo .
raha manohy mizaha ianao dia ampio ny hoe < madagascar> ka...
suite
répondu par itaramasoandro le 23/10/2010 14:00
itaramasoandro
(
20/10/2010 02:17)
ny entonin'ny rivotra politika
na koa hoe ny entin'ny rivotra masiso ny rivotra politika ankehitriny dia voalaza @ ity rohy manaraka ity,
t@ volana septambra lasa teo .
raha manohy mizaha ianao dia ampio ny hoe < madagascar> ka...
suite
itaramasoandro
(
29/06/2010 15:13)
fetim-pirenena frantsay
natao ho fanamafisana ny firaisankina sy fiarovana ny valamparihy ny firenena eoropeana ny fandraisan'ny firenena eoropeana hafa (pôrtogesa, letonia, pôlône,...) @ filaharana miaramila @ faha-14 jo...
suite
répondu par sipagasy le 21/07/2010 09:23
itaramasoandro
(
04/02/2010 04:36)
mpangala-jaza sy vehivavy
ankina tsy maha leo-bava ny tena mahita, mamaky fa nanararoatra ny loza mahazo ny haisianina ny mpisompatra ka nangalatra 33 zaza kamboty hatr@ 14 taona !!!!
miampy trotraka @ ity raharaha ity d...
suite
répondu par dadax le 15/04/2010 09:27
itaramasoandro
(
03/02/2010 04:20)
finoana - fety
ho ansika rehetra ary izay te-hahalala bebe kokoa ny momba ny fandroana dia aza adino ny manenjika ity fety makotrokotroka natao indrindra hampahatsiarovana ny asaramanitry ny fandroana malagasy ity....
suite
répondu par soanja le 07/02/2010 15:30
itaramasoandro
(
26/01/2010 01:49)
tsy mino ny lahatra ny malagasy
namparitaky ny vahiny nifandimby teto @ nosy sy ny gasy sasantsany nifandray tendro @ izy ireo ny hoe : « mponina mora kivy, manaiky ny lahatra voatondro ho azy ny malagasy ».
rehefa jerena a...
suite
répondu par fijo le 04/02/2010 20:16
itaramasoandro
(
15/01/2010 14:34)
niady sy namono t@ anarany
ireo milaza fa mino ny andriamanitra kristianina (indrindrindrindra) sy silamo dia namono nandringana mponina maro maneran-tany izay nitondrany ny teniny nolazainy ho soa . dia nambarany fa hoe \"[i]a...
suite
répondu par soanja le 05/02/2010 23:39
itaramasoandro
(
11/01/2010 13:13)
ampitampitao hivelomana
hevitra noentiko teo @ tontolo iainana saingy arosoko eto fa mafy ny manjo.
tsy nisy nanohy ity hevitra momban'ny fandripahana ny alan'ny nosy ity ny namana teto @ serasera. sady mahatezitra no mam...
suite
répondu par itaramasoandro le 15/01/2010 02:09
