Liste des messages

Liste des messages, inserés par Oay, par ordre de date
Oay ( 16/04/2009 08:57)
Iza no namorona ny fidinana andalambe teto é!
Eny fa na d mbola tsy teraka aza ny tenanay d notantaraina fa ny Jiolahimboto namorona ny fidinana andalambe teto Madagsikara d i Manandafy Rakotonirina! Mbola voalaza ihany koa anefa fa d i Manandaf... suite
répondu par Oay le 17/04/2009 08:28
Oay ( 16/04/2009 05:49)
Ny Fozaorana sy ny momba azy...
Malaza be fa ny mpanohana ny TGV d ny fozaorana, ny fozaorana moa d entina milaza zavatra natao ho an'ny mafy ady (ohatra ny finday takatrin'ny mpivarotra anana d fozaorana no filazana anazy). Fa nan... suite
répondu par Oay le 16/04/2009 15:30
Oay ( 14/04/2009 06:34)
Mila fahendrena é...
Araka ny resaka mandeha any ambony any d hoe manomboka miresaka i ny ekipa Ravalomanana sy ny ekipa Ratsiraka ka ny mpanelanelana d i Khadafi! Satria moa i Khadafi sy Ratsiraka d mpinamana be d i Kha... suite
répondu par Oay le 14/04/2009 14:21
Oay ( 11/04/2009 07:57)
Fampihavanampirenena hoe...
Mahafinaritra fa mifandinika ny ankoholafiny rehetra misy eto @ firenena! Noho izany d: Hiverina i Ravalomanana d averina @ toerany eny Iavoloha! tsy aiko ny titra fa d azo atao hoe président honor... suite
répondu par fijo le 14/04/2009 22:28
Oay ( 10/04/2009 14:24)
Ho an'ny...
Koa satria hankalaza ny paska isika mianakavy, izay andro fankalazana ny andro nanoloran'i Kristy ny ainy hanavotana ny zanak'olombelona! Nanetry tena izy t@ izany satria Izy ilay Mpanjaka kanefa d n... suite
répondu par fijo le 10/04/2009 18:54
Oay ( 09/04/2009 13:54)
Raha ohatra ka!!!
Tsy d tiako loatra ilay mametaka afisy fa misy zavatra manahirana kely ny saiko ka d aleo iarahana mijery! Voalohany aloha d Kristianina ny tenako ka tsy afaka haniry ratsy ho an'olona satria heloka ... suite
répondu par fijo le 10/04/2009 20:15
Oay ( 27/03/2009 15:06)
D inn ndray izao no holazan'ny...
Mihomehy ny tenako eto ampanoratana ity lohahevitra ity d manontany tena manao hoe inn indray izao ny holazain'i Noue, Hery, penguin, ifiona, i neny bozybolenta satria d nametraka ny fepetra tsy maint... suite
répondu par Oay le 28/03/2009 05:25
Oay ( 24/03/2009 14:17)
Radiovazogasy sy ny fampielezankevitra
Marina ve fa hoe ny radiovazogasy d manao fampielezankevitra manentana ny vahoaka ho eny Ambohijatovo satria nandefa oronampeo momba an'ilay Radio Mada Internationale. D raha marina izany d efa tsy m... suite
répondu par tgvra8 le 24/03/2009 16:45
Oay ( 17/03/2009 15:38)
Azo antoka ve?
Lasa ny saina ka manontany manao hoe "Azo antoka ve ireo Jeneraly nametrahan'i Marc Ravalomanana ny fahefana". Ny antony (critères) nametrahana an'ireo Jeneraly d ireo zokiny indrindra ka za mieritr... suite
répondu par Oay le 17/03/2009 16:47
Oay ( 17/03/2009 14:07)
Iza no akoholahy fataka...
iza no tena akolahy fataka? Ny akolahy fataka d manao taridositra d tsy miverina intsony fa mamono vorona ery lavidavitra ery! Fa ny akolahy mpiady kosa rehefa tena tsara reny d tsy miala izany fa a... suite
répondu par Oay le 17/03/2009 14:19
Oay ( 17/03/2009 10:12)
Fa maninona no rehefa ny ...
Misy zavatra mba ilana ny hevitrareo. Tamin'ny niakatra teny Ambotsirohitra ny vahoaka d zone rouge iny toerana iny d tonga d nitifitra ny mpiambina ny prézidà, omaly anefa toa tsisy mpiambina tao ... suite
répondu par ratavao le 17/03/2009 11:54
Oay ( 15/03/2009 08:57)
Ny Mpanondraka Voatondraka
Ny Mpanondraka voatondraka d nihevitra fa: _Efa mahantra sy maty noana ny Malagasy ka na hikorontana aza d tsy haharitra ela satria raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy.Ny tsy fanatany anefa d ny ... suite
répondu par mpandalina le 16/03/2009 07:45
Oay ( 14/03/2009 06:12)
Zanaka ampielezana!
Androany izany ianareo mpomba an'i Marc Ravalomanana d hanao fihetsiketsehana any Frantsa any, i Augustin moa ny an'ny TGV europe d io efa lasa minisitra io, misaotra anareo ao frantsa ao aloha fa rah... suite
répondu par Oay le 14/03/2009 10:04
Oay ( 13/03/2009 12:07)
Lasa adala hono fa rava i Babylon...
Lasa adala i XXX fa rava i Babylon d inn sisa vahaolana manao copier coller satria marary andoha mahita ny zava-misy, rehefa kely aina aza mba manao ratsy ary ozy ny filou Marc Ravalomanana izay hoe T... suite
répondu par yuka le 13/03/2009 15:08
Oay ( 08/03/2009 07:45)
Ahoana ity andrimasompokonolona ity é!
Manitikitika ny saiko hoe "Ahoana ary toa ny TGV ihany no manao andrimasompokonolona kanefa d ny mponina misy TIM". Fa maninona ny TIM tsy mba mampiseho ny fanoanany ny filou-ny, lasa ihany ny saiko... suite
répondu par tafondro le 08/03/2009 13:24
Oay ( 07/03/2009 07:52)
Ho an'ny mpandrindra momba ny copier coller
Tsapako izao fa rehefa lohahevitra manelingelina ny mpitondra ankehitriny no mba apetrako eto dia mba hahakivy ny mpamaky d manao an'io copier coller io ny mpanohariana noho izany dia milaza @ mpandri... suite
répondu par Mirananirina le 07/03/2009 14:30
Oay ( 06/03/2009 17:03)
Mbola voazanaka ny Malagasy...
Fomba fitenin'ny zoky olona rehefa hiteny frantsay izy ny manao hoe "TENY BAIKO" satria ny nahazatra azy d ny mpibaiko d miteny frantsay. Rehefa mahita vazaha na vazaha tsy an'asa avy any @ misy anaz... suite
répondu par Oay le 07/03/2009 07:39
Oay ( 06/03/2009 13:50)
Tezitra be mihintsy...
Tezitra be mihintsy mion mion ary d nolazainy fa ny tenanay d mbola zaza tsy ampy taona, tsy nahatezitra anay izany fa vao maika aza izahay faly satria mba afaka milalao eto miaraka @ ireo olon_dehibe... suite
répondu par Oay le 06/03/2009 15:53
Oay ( 06/03/2009 08:56)
Fa maninona izy no halan'ireo...
Tsetsatsetsa tsy haritra ka ambarako anao... Inona no mahatonga an'ireo mpiserasera eto mipetraka any andafy any d tsy tia an'i Andry Rajoelina? Valiny satria mpiaramilalao ry zareo noho izany: ... suite
répondu par ravonjison le 06/03/2009 18:34
Oay ( 05/03/2009 17:37)
Izao rehefa avo loatra ny fisainana
[img]http://www.madagate.com/politique/931-commandos-etranger-de-ravalomanana.html[/img] Mampalahelo fa tena voazanaka hatrany isika satria t@ andron'ny Frantsay d nalefa ny Sonegaly nandripaka ny Ma... suite
répondu par xl le 05/03/2009 19:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0249