Fa maninona izy no halan'ireo...

1. Oay ( 06/03/2009 08:56)
Tsetsatsetsa tsy haritra ka ambarako anao...

Inona no mahatonga an'ireo mpiserasera eto mipetraka any andafy any d tsy tia an'i Andry Rajoelina?
Valiny satria mpiaramilalao ry zareo noho izany:
_Raha vehivavy izy ireo d mamaly faty satria nisy no efa kilalaon'i TGV ary nisy ihany koa ireo tsy niarahan'i TGV na dia efa nanao izay mety rehetra aza d @ izao ry zareo mamaly faty hihihi...
_Raha lehilahy moa d maro tokoa no tehamalifaty ka managidro an'i TGV satria nalain'i TGV teny antanany ny vehivavindry zalahy fony samy mbola tanora ry zareo ary ny sasany indray d mankahala an'i TGV satria ny vehivavindry zalahy raha vao mahita an'i TGV tamin'izany andro izany tonga d manipy ny tanandry zalahy mitantana anazy, d ny tena loza misy manofy an'i TGV rehefa any ampandriana ka tena nahatonga fialonana
_Na lehilahy na vehivavy indray d maro ireo be fialonana satria bandy tsy nianatra i TGV kanefa d lasa mamim-bahoaka fa ry zareo nianatra kanefa d voatery mijanona any andafy any satria matahotra ny fiainana eto Madagasikara.
2. Noue ( 06/03/2009 08:59)
Na lehilahy na vehivavy indray d maro ireo be fialonana satria bandy tsy nianatra i TGV kanefa d lasa mamim-bahoaka fa ry zareo nianatra kanefa d voatery mijanona any andafy any satria matahotra ny fiainana eto Madagasikara.
mbola tsy nahita rediredy tahakizao aho hatramy zay eee !! tsss !!
3. Andribe ( 06/03/2009 09:04)
Oay lety eee tokony hajanona le môly fa tsy zakandrizareo tsony sa ahoana ry noue be loatra ny rediredin ny mamon ny môly ato tsssss :-D :-D :-D
4. ralalaina ( 06/03/2009 09:08)
marina ne ela ry noue ary mety zany no tsy hitavany yuka sy mirana any ny de sahala @ izany koa ry noue sy tsinjo,ifiona mialona ny bogosite any lery
hihihihi adino andribe
5. Noue ( 06/03/2009 09:10)
=)) =)) =)) =)) =)) io ve no atao oe bogosy ee ?? :-D :-D :-D :-D
6. tsinjo ( 06/03/2009 09:17)
Oay ralalaina kle ty eee =)) =)) le andro kou efa maina mbola manamaina iany lisany ve e, ajanony oa io refa tsy zakaaaa
7. ralalaina ( 06/03/2009 09:20)
mahatsiaro tena ho voadona daholo ry tava tsoavaly ato de mibadabada daholo
8. tsinjo ( 06/03/2009 09:23)
so de ela tsy mitsahatra manopa oul io no tsy mazaka ny marina ka fanipanina fa voadona kle :^) :^)
9. ralalaina ( 06/03/2009 09:27)
rehefa milaza ny marina ve de manopa,tsara rehefa mahatsapa tena e,
10. tsinjo ( 06/03/2009 09:32)
hita taratra iany ny maha TGV anlah lty ee , mbo menatra ee :-w :-@ :p
11. ralalaina ( 06/03/2009 09:34)
aleo lti TGV mitaky ampilaminana to izayTIM mamono olona a
12. Noue ( 06/03/2009 09:45)
fomban'ny tgvendrana zany manompa zany eee !! ny hafa mahay manaja-tena
13. xxx ( 06/03/2009 10:01)
ty noue ty mitsy no tena vendrana ka!! mba asehoy ny sarin'ty jerena ary!! :-w :-w
14. yuka ( 06/03/2009 10:35)
NY AFA2 KOKOA RALALAINA FA TAOKO IN INY ZAKAN'NY RIVOTRA SADY TRAKY NIFY INY??? :roll: :?:
TSY NAHALALA NY FISIAN'INY TOLAKATSAKA INY AHO :twisted: :twisted: .
SADY INY VE HO TIA VEHIVAVY????RALALAINA ZAO NO TINY :} :-P
15. xxx ( 06/03/2009 10:54)
bitro ange no surnom n'iny aty aminay aty tana aty e!
jereo ny poziny eh
ary zay no mahatonga an lery nisafidy ny loko orange satria mitovy loko amin'ny karoty iny :D :lol:
16. ravonjison ( 06/03/2009 11:44)
OAY : Mandehana aloha manala vazomboana fa toa ohatry ny mamo tokoa ianareo e.
Aoka ny tsirairay no hilaza sy hanazava ny antony tsy hankasitrahany an¨i Andry, fatsy ianao no miseho ho mpaminany ato. Ary aza asiana resaka any andafy sy ao Dago ilay izy satria tsy miankina @ izay mihitsy.Oh: misy olona ao Frantsa izay mankasitraka anï Andry, ry zareo anefa dia atý ndafy koa.
Raha ny mikasika ahy aloha dia ireto ny antony @ ambangovangony mahatonga ahy tsy hankasitraka an ' i Andry :
1- fanonganam-panjakana
2- saribakoly
3- manararaotra ny fahantrana sy ny tsy fananan' ny vahoaka sasany fahalalána sy fanabeazana
4- jiolahim-boto
Ireo rehetra ireo dia miharihary toy ny vay an-kandrina,kanefa mbola sarontsaronana foana.
Mety hoe ny olona sasany no azony ambakaina, fa raha izaho kosa aloha dia tsy azony @ izany.
17. mion ( 06/03/2009 12:30)
>>> Oay,
refa nataoko ny psychanalise n'toi de hitako fa manana problème au niveau sexualité toi, politika no resahina eto de asian'toi resa-jaza miala sakana, ny subconscience n'toi zany mbola taraiky any @ puberté fa angamba tsy de
nahovoka loatra toi tany. En plus manana complexe d'infériorité toi @ io resaka io ka de teto no navoitrn'drangahy le izy.

mivavaha mafy ho an'ny filaminana eto antananarivo mba tsy hisy couvre-feu intsony eny akaikin'ny 13 mai eny mba ahafahan'toi miala sakana tsara. Aza adino ny enzoy.
18. Oay ( 06/03/2009 13:03)
ravonjison:

OAY : Mandehana aloha manala vazomboana fa toa ohatry ny mamo tokoa ianareo e.

Tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy d mba nolazaiko fa azafady raha toa ka narary be é!Mitohy ny resaka fa tsy misy mahatezitra satria resaka samy manana ny azy ny eto ka tsy tokony hahatezitra.

19. naughtyboy ( 06/03/2009 13:07)
oay lel... resaka tsisy dikany izany tsy oe in no itiavana sy tsia diso de diso tsy
vadiko izy na oe havako na namako fa le resak'etotra afafiny @ tanàna no tsy mety ary mila mboarina izy satria mpitarika ady antrano sy korotana fotsiny fa tsy mahavaha olana
20. Oay ( 06/03/2009 13:27)
naughtyboy:

oay lel... resaka tsisy dikany izany tsy oe in no itiavana sy tsia diso de diso tsy
vadiko izy na oe havako na namako fa le resak'etotra afafiny @ tanàna no tsy mety ary mila mboarina izy satria mpitarika ady antrano sy korotana fotsiny fa tsy mahavaha olana

Ka izy anie ry naughty toa tsy mbola mitondra ka inona no olana hovahany eo? Asa anefa aloha é! Mafy be mihintsy ingahy Andry Rajoelina an!
Mion mion mion marina ny anao tena mbola tanora tokoa ny tenanay ka d mbola miridiridy tsara, ary faly izahay satria mba afaka miresaka aminareo manatsaina toa izao, fa fanatatro fa sarotra be ilay toerana misy anareo fa izao "Minoa fotsiny ihany" ozy dada é! d tsarovy ilay tenin'i dada fony izy naka fanjakana andalambe t@ 2002 ozy dada t@ izay:...ianareo ireo tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsaranareo ary ianareo manana taranaka ka izao ataonareo izao d hotsaraina aminareo sy ny taranakareo io ny tenin'i dada d ampian'i Oay hoe loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika.D aza mora tezitra zany mion mion mion fa omen'i Rajoelina ilay trondro fa ny lohany ihany no hoaniny é!

:lol: :lol: :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0768