Liste des messages
Liste des messages, inserés par Oay, par ordre de date
Oay
(
04/03/2009 07:58)
Iza ary no nanao an'ity kabary ity.
« Ianareo mpanao gazety, mpaka sary, na mpiasa’ny televiziona avy any ivelany tonga aty amin-tsika, ao anatin’ny fotoana fohy dia afaka mampita zavatra any ivelany any izy. Ny anareo ny efa misy ...
suite
répondu par Oay le 05/03/2009 07:13
Oay
(
03/03/2009 13:04)
Mampalahelo ny mahazo anazy...
Misy tantara mampalahelo d mba zaraina é! Misy namana nipetraka tany ivelany tany d nifanena t@ olona miaraka @ fitondrana @ izao fotoana izao d nody aty tanindrazana d niara-niasa @ mpitondra hanaso...
suite
répondu par Oay le 03/03/2009 15:54
Oay
(
02/03/2009 08:35)
Maty ny prézida
Maty ny prézida an'i Guiné Bissao fa tsy ny an'i Madagasikara an!
Aza taitaitra fa toneo ny fo sao d tapaka ny lalan-drà....
suite
répondu par Fanhaiky le 03/03/2009 13:10
Oay
(
28/02/2009 08:33)
Ny vahaolana ho an'i Madagasikara.
Raha tsy efa tara loatra d azo atao,
1°Manambara ampahibe maso i Didier Ignace Ratsiraka sy ny taranany fa tsy ao ambadik'izao zavatra miseho eto Madagasikara izao.
Fanazavana mafy tokoa ny nentin'...
suite
répondu par ravalomanan le 28/02/2009 22:30
Oay
(
12/02/2009 14:17)
Iza no nahazo tombotso t@ nahamay ny RNM sy ny Magro
penguin aza vohizina ilay hevitra hoe mpamaky trano i TGV fa Andriamanitra sy izay nanao anazy ihany no mahalala an'izany.
Za zao ohatra tsy miaraka @ i TGV fa za mamosavy ahy ny saiko izany hoe tsy ...
suite
répondu par tsiafoi1 le 13/02/2009 09:06
