Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Oay, milahatra araka ny daty
Oay ( 23/06/2009 04:16)
Inona Marina Ny Zava-misy Eto Madagasikara!
Miarahaba antsika rehetra indray i Oay! Tsy afaka niditra teto moa i Oay noho ny adidy hiantsorohana eo @ fiaraha-monina izay nandefa azy hitafa sy hidinika t@ olona tany amabaniravin'ahitra any, tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 07:28
Oay ( 20/05/2009 05:52)
Ny zava-misy eto Madagasikara...
Raha ny zavatra iainana andavanandro moa izany izao no jerena d ahoana ny fahitantsika anazy. _Rehefa manaraka vaovao enao ka mampitovy d tsy misy mandeha! Satria ny andaniny miteny fa tsy misy fifa... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 18:26
Oay ( 19/05/2009 09:12)
OK
Araka ny resaka nifanaovan'i Andry Rajoelina t@ mpanao gazety teny Ivato androany t@ 11 ora teo d OK NY HAT hoy i ny filohan'ny firaisam-be afrikanina amperin'asa. Nentina tany ny dossier d niaraha... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 15:13
Oay ( 08/05/2009 07:55)
Inona Ny Fositra Eto Madagasikara?
Inona ny fositra eto Madagasikara ! Mila manontany tena isika Malagasy @ fanonganampanjakana mitranga matetika eto Madagasikara ! Izany d mitarika antsika hametraka fanontaniana maro izay tsy ho vo... tohiny
Oay ( 07/05/2009 04:53)
Misaotra an'i fijo @ fahasahiana milaza ny marina...
27. Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-05-2009 23:23:28 Lohateny : Re : fijo hoavliako tokoa ary dia sahy milaza aho eto,fa tena misy zavara marina ireo voalzan'i falyfenosoa ireo. ny fanontaniana al... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:13
Oay ( 05/05/2009 15:52)
Tsy Misy Mafy Be Satria Voahongana...
_"NY FAMPIHELEZANA NY HEVITRA MILAZA FA MAFY BE RY RATSIRAKA SY NY EKIPANY" d azoko adika ihany koa manao hoe:"MIPETRAHA TSARA IANAREO FA MAFY BE RY ZALAHY IREO KA IZAY TSY MIARAKA AMINY D TSY MAINTSY... tohiny
novalian'i milamm ny 07/05/2009 15:52
Oay ( 02/05/2009 04:22)
Aleo Tsy Manome Fetra Satria...
Efa nilaza moa i Oay fa TSY MISY TOMPON'NY AMPITSO FA AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY IZANY. Eny afaka manao prévision, na prédiction fa TSY MISY TANTERAKA EO RAHA TSY MAHAZO NY FANKATOAVAN'ILAY RAY... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 02/05/2009 07:32
Oay ( 30/04/2009 09:12)
Momba ny karama ny mpiasampanjakana...
Araka ny resaka nataon'ny Ministre de la fonction publique d: TSY MISY OLANA NY KARAMAN'IZY IREO HATRAMIN'ny FAran'ny taona... ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:38
Oay ( 29/04/2009 11:17)
Voandingana indray i Afrika fa tonga d New-York!
« Le président de la HAT, Andry Rajoelina est convié à assister et à participer à la Conférence des Nations unies sur la crise économique et financière mondiale au siège de l'Organisation,... tohiny
novalian'i Oay ny 30/04/2009 10:07
Oay ( 28/04/2009 05:04)
Toa hodiso fanantenana ra-hery raha izao no mitohy...
Araka ny vaovao d ireto zavatra ireto aloha no hiseho ato ato raha sitrak'Andriamanitra.Ka raha izao no mitohy d hisy mpaminany sandoka satria haharitra mihoatra ilay telovolana ny faharetan'ny HAT.Mb... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:19
Oay ( 25/04/2009 06:29)
Mba ahatsiaro ve ny Malagasy fa nisy an'izany...
Averiko ny tenin'i Manandafy: rehefa tsy avela miteny ny vahoaka fa manao didy jadona ny mpitondra d miteraka mpanongampanjakana izany! Noho izany d tsy hisy intsony hiady hevitra angamba fa nisy j... tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 18:13
Oay ( 24/04/2009 08:32)
ifiona a! ampio i Oay fa tsy azon'ity é! saotra mialoha!
Misy video io: [url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/manandafy/video/x92l3h_ravalomanana_news[/url] Ka iza no tian'i Manandafy lazaina amin'io fa tsy tononiny ny anaran'ilay olona!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:50
Oay ( 23/04/2009 08:40)
Mazava izao fa Andriamanitra velona i dada...
Izao no nolazain'i ifiona: a a a, za tsy Sarah ka! tsy zanak'i Dada direct za fa zanak'i Dada t@ fanahy masina Ka d mazava ny resaka fa d mahavita manao zaza @ fanahy masina i dada! Ka d miho... tohiny
Oay ( 22/04/2009 12:03)
ravonjison a! ity ny valin'ilay fanambana basy é.....
Extrait de l'intérview de son excellence Niels Marquardt ambassadeur des USA auprès de La République de Madagascar:[url]http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=6200:amba... tohiny
Oay ( 22/04/2009 07:42)
Mpanao politika Malagasy tsy manaraka lojika...
Rehefa mandinika ny zava-misy any @ ireny firenena lazaina fa mandroso ireny isika d hita miavaka tsara ny mpanao politika sy ny mpikarakara ekonomie (Les Politiques et les Décideurs économiques) et... tohiny
novalian'i Oay ny 22/04/2009 16:23
Oay ( 21/04/2009 13:59)
Mba omeo vaovao é...
Lasa ny saiko tena sérieux an! fa otrany tsy hitako eto i Noue, ka izay mahalala anazy d mba omeo vao² é! sao sanatria mantsy, sa moa izy iny tsy aty Madagasikara! D i Salopard koa otrany tsy h... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 00:29
Oay ( 21/04/2009 08:44)
Ampiledaledana ny akama, ampitahorina ny fahavalo...
Voalaza izao fa afaka herinandro vitsivitsy na volana vitsivitsy d ho avy i Ravalomanana noho izany: 1°Ny eo Ambohijatoto d atao milendalenda fa ho avy dada na d tsy fantatra aza hoe rahovina ka r... tohiny
novalian'i Oay ny 21/04/2009 11:17
Oay ( 20/04/2009 11:41)
Momba ilay fanambana basy!!!
Mipetraka ny fanontaniana hoe iza no nanambana basy an'i Ravalomanana? Andao hoejerena: _Raha nisy nanambana basy i Ravalomanana d tsy maintsy CAPSAT ilay miaramila ka afaka mieritreritra ve isika... tohiny
novalian'i Oay ny 20/04/2009 16:17
Oay ( 18/04/2009 12:12)
Taratasy avy @ Filoha ny...
Taratasy avy any amin’ny Pasitera Lala Rasendrahasina Manoratra ho anareo aho ary miangavy anareo namana mba hanaparitaka izao resaka izao amin’ ny rehetra izay azonareo havaovana izany: Ambar... tohiny
Oay ( 17/04/2009 17:28)
Fa inn no nandrasana tsy nialana tao @ Francophone é!
Lasa ny saiko hoe :"Tena tsy tia frantsay tokoa ve i Ravalomanana sa paika entina handrangitana ny Malagasy ilay izy sa fomba iray ihany koa mba hahafahana mivarotra lafo an'i Madagsikara (Monter l'en... tohiny
novalian'i FYHDYH ny 18/04/2009 09:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274