Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa inn no nandrasana tsy nialana tao @ Francophone é!
1. Oay
(
17/04/2009 17:28)
Lasa ny saiko hoe :"Tena tsy tia frantsay tokoa ve i Ravalomanana sa paika entina handrangitana ny Malagasy ilay izy sa fomba iray ihany koa mba hahafahana mivarotra lafo an'i Madagsikara (Monter l'enchère)"
Gaga ihany mantsy ny tenako hoe hatramin'ny voalohany no efa tsy tia frantsay i Ravalomanana ary mbola tsy lefy izany fito taona aty aoriana kanefa d tsy niala tao @ Organisation internationale de la Francophonie i Madagasikara na d afaka nanao izany aza!
Ny mahagaga sy mahatalanjona ihany koa d ny niadian'i Ravalomanana mafy ny hanaovana ny sommet ny OIF eto Madagasikara @ 2010 (Ady be ilay izy satria i RDC ihany koa mba te handray) sa ve misy sosy hihihi...
Malahelo za satria za d mivazavaza fa tsy milay ny frantsay ary nisy fotoana aza moa d nolaviko mihintsy ny handeha hanao fihofanana tany frantsa kanefa ilay prézidà-ko taloha na d afaka nanala an'i Madagsikara tao @ io OIF io d tsy nanao izany ka d ontsa ééééééé! d zao zaraina aminareo izao!

novalian'i FYHDYH ny 18/04/2009 09:23
3. xxx
(
17/04/2009 17:32)
Marina ny anao leitsy:
I TGV rehefa tsy tia SADC dia niala izy,
mazava ny azy
fa ity anankiray tsy hita izay handraisana azy, aleo arina mifanena @ mpamosavy, tonga dia hitanao ny haratsiany, toy izay mifanena @ mpandainga tsy hay hoe ho aiza ny htondrany anano

4. Oay
(
17/04/2009 17:36)
XXX a! raha mba azonao atao d asehoy ny PS mba ahitako hoe olona otrany ahoana ilay miteny sy mamaly ahy, mbola averiko hoe raha azonao atao an! Misaotra mialoha!
6. halloween
(
17/04/2009 19:02)
Bazylou , Oay ... !tsy hiseho anarana na ps aminareo roalahy eo zany i Miarananirina raha tsy oe sendra diso tsy voaovany angah le oe tsy lazaina vao mety ho tratra izy , fa raha hiangaviana zany de ho reraka eo fon nareo , fetsy anie i Mirananirina io e,
7. belaza
(
17/04/2009 19:05)
i ra wui a, za letsy io fa tsy mirana a, de za kou ilay lazainla tsy sahy niseho fa hoe matahotra anla, de io ary za de ahoana? aty bira za ary mahakobo anla tsara! 8O
8. halloween
(
17/04/2009 19:08)
ah salut rabelaza a! hay ve akama vaovao e! arahaba alou atao papa a! inona ny vaovao ao mandanidresaka ao les ?? inona ny maresaka ao 4chemins ambohimiandrisoa ao belaza ?? ary elah zan efa vonona ny ho ampihinananany eto ??
9. belaza
(
17/04/2009 19:13)
efa ela za no teto ka! mety efa talohanlah ary ny vaovao ndray de sasamiandry ny solotenany tgv izahay eto bira(4chemins) nareo tsy hita mihitsy mba mamagy e!
10. Oay
(
17/04/2009 19:16)
Lasa ny saiko hoe :"Tena tsy tia frantsay tokoa ve i Ravalomanana sa paika entina handrangitana ny Malagasy ilay izy sa fomba iray ihany koa mba hahafahana mivarotra lafo an'i Madagsikara (Monter l'enchère)"
Gaga ihany mantsy ny tenako hoe hatramin'ny voalohany no efa tsy tia frantsay i Ravalomanana ary mbola tsy lefy izany fito taona aty aoriana kanefa d tsy niala tao @ Organisation internationale de la Francophonie i Madagasikara na d afaka nanao izany aza!
Ny mahagaga sy mahatalanjona ihany koa d ny niadian'i Ravalomanana mafy ny hanaovana ny sommet ny OIF eto Madagasikara @ 2010 (Ady be ilay izy satria i RDC ihany koa mba te handray) sa ve misy sosy hihihi...
Malahelo za satria za d mivazavaza fa tsy milay ny frantsay ary nisy fotoana aza moa d nolaviko mihintsy ny handeha hanao fihofanana tany frantsa kanefa ilay prézidà-ko taloha na d afaka nanala an'i Madagsikara tao @ io OIF io d tsy nanao izany ka d ontsa ééééééé! d zao zaraina aminareo izao!
Gaga ihany mantsy ny tenako hoe hatramin'ny voalohany no efa tsy tia frantsay i Ravalomanana ary mbola tsy lefy izany fito taona aty aoriana kanefa d tsy niala tao @ Organisation internationale de la Francophonie i Madagasikara na d afaka nanao izany aza!
Ny mahagaga sy mahatalanjona ihany koa d ny niadian'i Ravalomanana mafy ny hanaovana ny sommet ny OIF eto Madagasikara @ 2010 (Ady be ilay izy satria i RDC ihany koa mba te handray) sa ve misy sosy hihihi...
Malahelo za satria za d mivazavaza fa tsy milay ny frantsay ary nisy fotoana aza moa d nolaviko mihintsy ny handeha hanao fihofanana tany frantsa kanefa ilay prézidà-ko taloha na d afaka nanala an'i Madagsikara tao @ io OIF io d tsy nanao izany ka d ontsa ééééééé! d zao zaraina aminareo izao!
12. BeraMuc
(
17/04/2009 20:10)
Aoka hazava ny resaka
a) Francophonie # France
b) Francophonie = fikambanan ny firenena izay mampiasa ny teny frantsay
c) Eto Madagasikara, ny teny frantsay dia langue officielle
d) R8 tsy hoe tsy tia Frantsay fa nametraka mazava ny fivelaran i Madagasikara
ary nampiseho fa i France tsy renimalala akory
Betsaka ny firenena hafa hahafahana miara-miasa
Jereo ny zava-bita, raha tsy hiresaka afa-tsy ny Boulevard de l Europe
sy ny Boulevard de Tokyo fotsiny aho

13. ravalotgv
(
17/04/2009 20:54)
aleo ranga asiana boulevard de ra wiwi ndray aaaa =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. fijo
(
17/04/2009 21:09)
i ravalo ry oay no atao hoe mahay politika.amin'ny politika dia ilain any fahaizana mifandray ,na dia tsy tian aaza ilay iray.
15. bazylou
(
17/04/2009 23:07)
mahay politika marina i lery ka lasa nirifatr any amin'ny maizina an!!! tssssle ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. FYHDYH
(
18/04/2009 09:23)
aleo miditra anglophone indray fa francophone dia tsy tafita daholo fa anglophone no tafita,izay colonie frantsay rehetra tsy tafita satra frantsay zalou