Zanaka ampielezana!
1. Oay
(
14/03/2009 06:12)
Androany izany ianareo mpomba an'i Marc Ravalomanana d hanao fihetsiketsehana any Frantsa any, i Augustin moa ny an'ny TGV europe d io efa lasa minisitra io, misaotra anareo ao frantsa ao aloha fa raha tsy misy anareo d tsy misy zavatra mihetsika eto Madagasikara eto é! Izahay aty moa d efa hitanareo fa ny ankamaroanay d raha vao mandre teny frantsahay d efa milefa teo ka mino izahay fa izao hetsiketsika ataon'ny mpomba an'i Marc Ravalomanana izao anie ka mba horen'ny mpitondra frantsay ka hiaro an'i Marc Ravalomanana ry zareo avy eo, ary i Marc Ravalomanana rehefa nahita fa vokatran'ny fihetsiketsehan'ny mpanohana an'azy any frantsa any d lasa tia azy ny frantsay d avy eo koa i Marc Ravalomanana hiaraka @ frantsay d milamina ny tantara satria voalaza foana fa ny frantsay no mpanakorontana eto Madagasikara fa ny Sinoa no hanao terabitro hameno an'i Madagasikara hihihi....
novalian'i Oay ny 14/03/2009 10:04
3. Oay
(
14/03/2009 09:20)
Ka elah izao no antenaina fa d misaotra an'elah nanotrona klé saotra betsaka lesy nihaino a!
Sa ilay hetsika no tsisy kil aloha é! azavao fa tsy mazava hihihi....
Sa ilay hetsika no tsisy kil aloha é! azavao fa tsy mazava hihihi....
5. Oay
(
14/03/2009 10:04)
xxx:
:-@ :-@ :-@
inn lety no dikany ireo sary kely ireo fa tsy mazava klé, izay hoy aho no ilana an'itony mba angatahana fanazavana refa misy zavatra tsy azo.Misaotra an'elah letsy ry XXX mitondra fanazavana a!
