Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 23/01/2009 10:25)
Mbô tsy rariny kosa e
Betsaka dadatoa ny tsy rariny ataon-dRavalo sy PM a : ohatra iray ity, nalain-dRavalo ny tokotanin'ny Gendarmerie nationale any Fort-Dauphin dia hananganany MAGRO? Zany ve mbô izy ? Manao aferana tan... tohiny
novalian'i ngoiha ny 24/01/2009 06:50
rabaradaka ( 22/01/2009 08:13)
Hiverina aho dadatoa sy nenitoa
Miarahaba dadatoa sy nenitoa isany, niverina aho fa tena miharatsy dadatoa ny toedraharaha. Fa nareo tokoa ve lasa adversairen-dRavalo daholo e ? Zaho aloha tsy contre Ravalo fa mpanao analyse politik... tohiny
rabaradaka ( 26/04/2008 14:05)
Hiala aho
Hitako fa tsy mahatanty ady hevitra ny mpiserasera, tsy mahagaga izany satria ny demokrasiantsika malagasy dia demokrasian'ny mpanan-karena ka izay be vola no mahazo laka. Izahay tantsaha moa ho aiza ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 23:49
rabaradaka ( 21/04/2008 11:42)
Ravalomanana sy ny 5V
Ilay V mikasika ny vakana (ody gasy) no resahiko. Efa ny 80%-n’ny mpitondra fivavahana no mahafantatra fa diso mahatoky ny odiny sy milona be ao anatin’ny acte de satanisme loatra Ravalo. Jereo ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/04/2008 12:28
rabaradaka ( 21/04/2008 11:36)
Tsy nampiasa éphéméride ny Ntaolo
Diso ary tena diso ilay hoe ny 06 aprrily lasa teo ny alahamady be, tena diso. Nolazain’ireo mpanomana fa mampiasa éphéméride sy logiciel hikajiana ny andro izy ireo ary nanome an’io daty io. T... tohiny
novalian'i rush ny 21/04/2008 11:45
rabaradaka ( 16/04/2008 14:14)
Hivaky tsy ho ela ny TIM
Aorian'io éléction sénatoriale io dia tsinjo sahady ny fivakisan'ny TIM. Ohatra tsotra : misy mankasitraka n-dRajemison ho président du sénat, Ravalo anefa mibosesika tsy hanendry an-dRajemison f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/04/2008 15:05
rabaradaka ( 04/03/2008 05:42)
Leo an-dRavalomanana ny FJKM
Tato ho ato dia tsapa sy hita fa leo an-dRavalomanana Marc sy RASENDRAHASINA Lala ny mpino FJKM. Lasa toriteny sy fanentanana politika sy fanaovana ronono an-tavy ny piolpitra Masina. Lozanareo izany ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/03/2008 11:53
rabaradaka ( 07/02/2008 06:49)
Misavoritaka ny mpitondra fanjakana
Mampiomehy fa dia tsy mahita tory mihitsy ny mpitondra hany ka na ny conseils des ministres fanaon-dRavalo isaky ny Talata sy Alakamisy aza zara raha misy indray mandeha isam-bolana. Ny TIM koa miady ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/02/2008 14:38
rabaradaka ( 13/12/2007 07:36)
Matahotra ho voaroka ny mpiasan'ny TIKO
Mpiasan'ny TIKO maro no mangovitra ny ravipatalohany fa matahotra ho voaroaka satria tsy voafidy ny candidat Hery Rafalimanana. Ampio izy ireo ry dadatoa sy nenitoa hijery an'ity site misy ny serasera... tohiny
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:37
rabaradaka ( 13/12/2007 07:32)
Mahaiza manao analyse politika
Lazaina foana hoe very seza na miteniteny fona i dadatoa rabaradaka rehefa milaza ny zavamisy. Ka efa nilaza teto aho fa victoire ecrasante no ho azon'ny Andry TGV dia izao. Analyse politika ireny ary... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2007 08:02
rabaradaka ( 08/12/2007 11:53)
Mitady clé Internet Download Manager 9
Mba alefaso dadatoa raha manana clé sy code na licence an'ny IDM 9. merci d'avance dia mazotoa daholo e... tohiny
novalian'i xxx ny 17/07/2006 20:28
rabaradaka ( 08/12/2007 11:44)
Olon'ny teo aloha
Salama dadatoa sy nenitoa, lazaina fa olon'ny teo aloha i andry TGV, fa iza moa no tsy olon'ny teo aloha ? Iza ? F'angaha tsy olon'ny teo aloha i Ranjeva, i Razaka Elisé, i Radavidson, i Jacques Syll... tohiny
novalian'i tontavao ny 11/12/2007 07:31
rabaradaka ( 26/11/2007 12:40)
Mandainga ny fitondrana
Tsaronareo ve ry dadatoa 3 volana lasa izay dia nampananttena be i Patrick Ramiaramanana fa ho tapitra atreo ny delestazy. Zao any Majunga, Maevatanana (efa 1 volana tsy misy jiro), Toliary, Ambanja, ... tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 05:45
rabaradaka ( 26/09/2007 12:30)
Ahoana no ahazoana crack FIFA 2005 EA SPORTS
Mba ampianaro hoe ry dadatoa ny ahazoana crack an'ity FIFA 2005 lalao atao amin'ny PC ity. MBola vendrana i rabaradaka amin'io lafiny iray io. Merci e... tohiny
novalian'i monstre ny 06/10/2007 06:27
rabaradaka ( 26/09/2007 12:16)
Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo
Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo Mibaribary izao ny haharava tsy ho ela ny fitondran-drazoky be Ravalo. Mety ho gaga nareo hoe fa ny TIM aza no ho be ao Tsimbazaza. Tsy izay fa ny fandresen-... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/09/2007 03:00
rabaradaka ( 21/09/2007 05:32)
MBA NIANATRA TAIZA ITY RAVALOMANANA ITY E
Sombitsombiny tamin’ilay article navoakan-drabaradaka an-gazety tamin’ny Jona 2007 Tamin’ireo Filohan’ny Repoblika rehetra nandalo na tamin’ny repoblika voalohany izany na tamin’ny andr... tohiny
rabaradaka ( 21/09/2007 05:29)
RAVALOMANANA sy ny 5V
RAVALOMANANA sy ny 5V Lahatsoratra iray niparitaka eran-tany mihitsy izy ity fa ho fintinin-dRabaradaka amin’ny teny Gasy. Inona moa aloha ny 5V ? 5V = Vola-Voninahitra-Vakana (ody gasy io)-Vehi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/09/2007 13:23
rabaradaka ( 14/09/2007 12:35)
Le Ministre Ratolojanahary veut défier Ravalomanana
Aleo adikako ilay izy ry dadatoa : Mazava ny ao anaty MAP fa 2 à 5 tonnes par hectare no rendement an'ny vary amin'ny 2012 nefa ingahy Ratolojanahary milaza fa ao anatin'ny 2 taona dia ho 6 tonnes p... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 09:10
rabaradaka ( 20/08/2007 07:05)
Kanosa nefa tehanao
Izay hakanosana izay no hita amin'ingahy Razoharimihaja Solofonantenaina Filohan'ny TIM amin'izy izao hilatsaka izao nefa dia laharana faharoa. taiza nama no nisy ka filohan'ny antoko eo amin'ny fiton... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:12
rabaradaka ( 12/07/2007 08:22)
Mpitondra tsy mahay miteny frantsay sy anglisy
Ela ny ela fa tamin'ity fitondrana ity no ahitana Ministra sy Président de la république tsy mahay miteny frantsay. sarontsika sara angamba ny teny frantsain-Ravalo fony izy voafidy, hoy izy hoe "j'... tohiny
novalian'i lehmm ny 21/08/2007 13:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0516