Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 23/06/2009 11:09)
Mihaino de mitadidy
Zay no misssion ry dadatoa sy nenitoa : mihaino de mitadidy. ... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 12:50
rabaradaka ( 22/06/2009 12:39)
Gidragidra ao amin'ny HAT
Tsy manaiky dadatoa Monja Roindefo sy ny ekipany fa tsy maintsy esorina ho HAT ry dadatoa Alain Ramaroson, Lahiniriko, Daniel Ramaromisa sy ireo goaika anti-mola politika. Namaly bontana ry Alain (iza... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:24
rabaradaka ( 08/06/2009 13:06)
Tanora antitra
Ty ry dadatoa no tena gaigy a, tanora no lazaina fa hoe nivory tao Mahamasina nefa antitra no maro an'isa. Fa hatramin'ny firy taona no tanora e, sa rehefa hoe tanora TGV dia mety foana na dia efa 65 ... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 09/06/2009 04:47
rabaradaka ( 29/05/2009 06:24)
Hay ve ka fôpla ireo lazaina hoe mpandraharaha saoudien
Vola be no lanin'ny fitondrana TGV tamin'ny fandalovan'ireto lazaina hoe opérateurs économiques avy any Arabie Saoudite. Hay ry le maty reo tsy nanam-bola fa ny fitondrana TGV no niantoka ny Carlton... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:51
rabaradaka ( 26/05/2009 07:16)
Hanipy baolina i Andry TGV
Tsy zakako intsony ity, hoy i Andry TGV fa i Monja sy Ratsirahonana no mbola manery ahy hijanona eto. Midika izay teny izany fa ho rava ity resaka HAT ity... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:43
rabaradaka ( 20/05/2009 10:51)
Fampihavanana, hoy Monsenera Felix RAMANANARIVO
Olona akaiky an'-dRavalomanana no nahafantarako an'ny dadatoa Felix RAMANANARIVO evekan'Antsirabe. Izy izao no mitarika ilay hevitra hoe fampihavanana sy fifamelana. Tsara ny heviny ary manaiky ry Rah... tohiny
novalian'i piozila ny 23/05/2009 05:42
rabaradaka ( 11/05/2009 12:30)
Tokony hanome amnistie Ravalo
Nisy betsaka taminareo no nanakiana ity hevitro ity nefa taorian'ireny kabarin'ny M. Boidin ao amin'ny Vondrona Eropeana ireny dia izao : ampiova tanteraka ny toejavamisy politika ankehitriny ny hanom... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:53
rabaradaka ( 11/05/2009 12:14)
Avereno ny KARAJIA ao amin'ny Radio Don Bosco
Dadatoa a, Toa nangina daholo ireo nitaky ny hamerenana ny fandaharana KARAJIA ao amin'ny RDB. Izao no fotoana tokony hamerenana izany raha sahy i Odon Razanakolona. Manahy aho fa tsy ho sahy io ranam... tohiny
rabaradaka ( 08/05/2009 05:49)
Manomboka ankahalain'ny HAT i Alain Ramaroson
Ady sy savorovoro no misy ao Ambohitsorohitra efa ho herinandro izay ry dadatoa a ! Mifanipaka toa valala an-karona ry Sareraka sy Ratsirahonana ary Alain. Ity farany zao dia halan'ny HAT satria na ny... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:48
rabaradaka ( 30/04/2009 13:08)
Aparitaka ny sarin'ny Andry TGV
Aparitaka amin'ny Ministera ny sarin'ny Andry TGV hasolo ny an-dRavalo. de tsy menatra ve lay kely iny sy ireto olon-dehibe misolelaka azy mijery ny sary misamboady ? Tena kilalaon-jaza ity... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:18
rabaradaka ( 30/04/2009 06:11)
Very hasina ny mahaolona
Raha ny fomba nisamborana an'ny dadatoa Manandafy, Ihanta sy ireo Colonel dia tea very hasina ny mahaolombelona. Mitombina mihitsy fa tena mandrongony ry Cdt Charles sy ny namany. De na dia ny mahaolo... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:04
rabaradaka ( 28/04/2009 05:52)
Afabaraka i Monja Roindefo tamin'ilay ampamoaka
Zany tokoa dadatoa ka hoe tokony mahay tsara vao mitondra firenena. Nisy nanontany ireo ministra nanao ilay "deballage" na ampamoaka hoe misy tarehimarika ve azonareo omena ? Tsy nisy sahy namaly na i... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:01
rabaradaka ( 23/04/2009 10:12)
Mety hitsoaka tampoka i Andry TGV
Ny vaovao farany dadatoa de ity : tamin'ny alatsinainy teo dia niteny i TGV, vavolombelon'izany i Ratsirahonana, hoe aleo zaraina ny fitondrana fa tsy vitako intsony ity. De zao no navalin-dRatsiahona... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:31
rabaradaka ( 23/04/2009 06:54)
Vaovao avy amin'ny namana miaramila
Voaporofo fa tsy mandray baiko intsony avy amin'ny lehibeny ny Zandary sy Polisy ary ny miaramila. Omaly i Alain ramaroson dia niantso andian-jatovo avy eny amin'ny tanàna ambany (bas quartier) ho ka... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:54
rabaradaka ( 21/04/2009 09:55)
Fa nankaiza ny FFKM e ?
Mahagaga dadatoa fa tsy heno intsony ny FFKM. Fa nankaiza e ? NY FJKM aloha efa nitsoka, ny FLM indray sahiran-tsaina amin'ny ataon'ny Organes, ny Anglikana toa hoe miady mafy ny tsy hahatongavan'i Pi... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:37
rabaradaka ( 20/04/2009 08:16)
Mihasarotra ny raharaha
Dadatoa a, mihasarotra ny raharaha amintsika miteny izao. Ireo Généraux maro tsy miteny ireo dia misy dikany goavana. Vao mainka moa nahatezitra tanteraka ny tafika ny nanendrena an'i Colonel Noel (... tohiny
novalian'i pyar24969 ny 20/04/2009 14:45
rabaradaka ( 17/04/2009 07:05)
Nahoana no Manandafy ny lasa PM ?
Ny marina dadatoa de izao : tsy misy olona afaka hiresaka amin-dRatsiaka sy Zafy afa-tsy Manandafy irery ihany ary izao koa efa niresaka izy ireo talohan'izao fanendrena izao, raha ny marina dia tamin... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:10
rabaradaka ( 16/04/2009 10:18)
Iza moa ity Ambroise nilaza ny fiverenan'i Ravalo ity
Iza moa i Ambroise RAVONISON? Legionnaire tany Frantsa izy sy ny rahalahiny atao hoe Lava, saingy maty voatifitra ilay rahalahiny noho ny fanendahana nataony tany Frantsa ihany. Mipetraka eny @ Ci... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:44
rabaradaka ( 15/04/2009 07:29)
Quelques informations importantes
Les informations que je vous transmis ce jours ont été sures et bien recoupées. Lisez avec un esprit bien démocratique. 1- Quelques officiers supérieurs (Lieutenant-colonel et Colonel) de l’... tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:47
rabaradaka ( 10/04/2009 07:43)
Mila fahasahiana ny vahoaka
Ny vahoakan'Antananarivo indray de sahy miatrika ady. Fa mila fahasahiana koa ny mpitarika ny tolona raha tiana ny handresy. Sahia manao amnistie, sahia manangana gouvernement d'union nationale, sahia... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 23:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0529