Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 08/04/2009 09:13)
Taratasy misokatra ho an'ny Filoha RAVALOMANANA
Ho an’Antoa Marca Ravalomanana, Filohan’i Repoblikan’i Madagasikara, Tsaroko tsara ny teninao nandritra ny fifidianana ny Ben’ny Tananan’Antananarivo hoe : raha voafidy eo io Andry io dia h... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:39
rabaradaka ( 06/04/2009 07:05)
Manomboka sahady ny aferafera any amin'ny ministera
Tena mamba noana tokoa ve dadatoa ireo ministra ireo (Ny Hasina, Hajo, Oganesy, sy ny sisa) fa mahazo vahana sahady ny aferafera. Aiza ve ka andro antoandro be zao de sahy milaza ny mpitsara (dadatoa ... tohiny
rabaradaka ( 30/03/2009 07:01)
La fin est proche pour TGV et Ratsirahonana
Après le massacre perpetré pa le CAPSAT samedi dernier, j'ose dire que la fin est proche pour TGV et Ratsirahonana. La déclaration de M. Joyandet changera incontestablement les donnes politiques ca... tohiny
novalian'i KALACK ny 30/03/2009 08:50
rabaradaka ( 25/03/2009 10:56)
Mikasa hanaisotra an'i Andry TGV sahady i Ratsirahonana
Resaka mandeha ao Ambohitsorohitra ao fa dia efa miala any sahady ny hevitra hanonganan-dRatsirahonana an'i AndryTGV. Ny tena marina dia ity Ratsirahonana ity no mitady ny toeran'ny HAT. Tsy mandingan... tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:45
rabaradaka ( 23/03/2009 07:54)
Appel aux corps diplomatiques
Je suis un corps diplomatique et je fais appel aux Nations Unies et àtous les corps diplomatiques de retirer (faire rentrer) ses personnels étrangers à Madagascar car Andry TGV et ses militaires du... tohiny
novalian'i Noue ny 23/03/2009 09:48
rabaradaka ( 17/03/2009 06:32)
Tsy tian'ny mpitolona i Sylla-mangany
Tena tsy reven'ny vahoka i dadatoa Sylla satria efa malaza fa mpamadika namana foana, zay no parcours professionnels an'ni Sylla-mangany, mpamadika namana. tsy mankasitra azy ny mpanao politika rehetr... tohiny
novalian'i andrywain ny 17/03/2009 08:15
rabaradaka ( 12/03/2009 07:01)
D'efa tsy mahalala menatra intsony ve i Organes e ?
Dadatoa Organes a, mba mahalalà menatra e, lehilahy lehibe sy mpiandry toa anao zao ve de ho viravirain'ny olona. Enao ange tsy ho ministre mihitsy mandrakizay e, tsy tian'ny polisy koa enao satria b... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 08:58
rabaradaka ( 12/03/2009 06:51)
Tsy aritro ty tao amina Ministera
De mba nanontany zavatra tao amin'ny ministeran'ny fanajariana ny tany aho de natoron'ny olona ny Cabinet du ministre. Inona hoy nareo no henoko tao ? Ireo mambran'ny Cabinet du Ministre kay horera av... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:44
rabaradaka ( 10/03/2009 07:19)
Lalaovin'ny katolika ny firenena
Efa tokony ho tamin'ny 18, 19, 20, 21 fevrier no natao ity fihaonan'ny mpanao politika rehetra ity fa lalaovin'ny dadatoa monsenera Odon Razanakolona ny fotoana. Efa impiry moa Ravalo no naneho izany ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:15
rabaradaka ( 10/03/2009 07:01)
Aiza ny fanaovana telechargement pinnacle studio 11
Bonjour dadatoa, efa ho 3 volana no nitadiavako pinnacle studio 10 na 11 hatao telechargement fa eee , tsy mety. Mba andefaso site tena sura tsara hi-telechargé-ko azy io. Merci d'avance dadatoa... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/03/2009 14:03
rabaradaka ( 09/03/2009 06:49)
Fa maninona ny bandy no tia vavy antitra
Tato ho ato dia mifandrombaka mitady vehivavy plus de 50 ans ny bandy, fa nahoana ? Be vola sa mahay manao sa tsy atahorana ho bevohoka intsony sa mahay milalao azy tsara ? Mba itadiavo za dadatoa ho ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 29/05/2009 08:51
rabaradaka ( 09/03/2009 06:42)
Ary marina ve fa pelaka hono i Ivohasina
Mba nampieritreritra ahy dadatoa ilay hoe pelaka hono i Ivohasina.... tohiny
novalian'i kofbay ny 04/05/2009 12:27
rabaradaka ( 09/03/2009 06:33)
Nitsoaka sa namita iraka
Lasa any Amerika ny ministry ny fanajariana ny tany Marius Ratolojanahary. Nitsoaka sa namita hiraka? Dia mbola sahin-dry zalahy ministre foana ve ny mandeha manao mission ry dadatoa ? Dia hitsoaka ko... tohiny
novalian'i mion ny 09/03/2009 09:11
rabaradaka ( 04/03/2009 06:01)
Manomboka ny fankahalan'ny olona an'i TGV
Efa hatramin'ny voalohany aho dadatoa no nampiseho hoe tsy haharitra ela izao hetsika ataon'ny dadatoa Andry izao satria tsy ampiheverana loatra fa feno fankahalana fotsiny. Tena mihena be ny "cote de... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:03
rabaradaka ( 03/03/2009 06:24)
Ny vahaolana no tokony ho jerena
Zao dadatoa ndao hiaraka hijery vahaolana fa tsy misy dikany izany hoe zaho mpomba an-dRavalo izatsy miaraka amin'ny TGV. Efa manomboka sempotry ny crise ny vahoaka ka raha tsy voavaha alohan'ny 15 ma... tohiny
rabaradaka ( 06/02/2009 09:29)
Sarotra atoro sa be monkon-doha
Sarotra atoro sa be mokon-doha ity Ravalo ity ry dadatoa fa tena manomboka miharatsy ny raharaha. Ny Ministre Jean Louis sy ny namany efa nanome hevitra mba hijerena izay hampilamina fa tena mihahenja... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/02/2009 13:06
rabaradaka ( 04/02/2009 06:45)
Miandry inona Ravalo
Mahagaga fa inona no andrasan-dRavalo tsy manova ny Gouvernement, sa andrasana raikitra tanteraka ny ady vao hikoropaka indray ? Efa mibaribary fa halan'ny olona ny Gouvernement dia tokony ho soloina... tohiny
novalian'i gimini ny 04/02/2009 12:32
rabaradaka ( 28/01/2009 05:49)
Hiatrika ny krizy ny fitondran-dRavalo
Paikady (stratégie) fampiasan'ny firenena tavaratra ireny tsy ahitan-teny ireny rehefa mirotaka ny vahoaka. Fa izao zany vao hihetsika ny fitondrana. Zao anefa toa tsy manana fahefana ny praiministra... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 11:57
rabaradaka ( 23/01/2009 10:33)
Tena nisy ve Jesosy
Boky maro sy texte en latin sy grec maro no novakiako mikasika ny monde israel entre II siècle avant JC et IIIe siècle après JC fa tsy nisy niresaka an'ity zanak'Andriamanitra ity. Ilay théologien... tohiny
rabaradaka ( 23/01/2009 10:27)
Tsy mandeha ny forum site web TIM
Dadatoa a, tsy mandeha mihitsy ny forum ao amin'ny site oficiel TIM. F'angaha matahotra tsikera e ! ... tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 17:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0709