Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 12/07/2007 08:13)
Tsy hain'i Zoharimihaja ny mitarika ny TIM
Vao voafidy hitarika indray ny TIM io razoky io dia efa niteny aho hoe tsy vitany io TIM io. Dia hoy nareo menakavy tamin'izay hoe io ndray Rabaradaka. De zao hitatsika zao ny fisavorotahana. I Zohari... tohiny
novalian'i kanota ny 12/07/2007 13:40
rabaradaka ( 16/04/2007 14:13)
Sendra mba niditra Ministera
Gaga aho leiretsy fa mba nanontany zavatra tao amin'ny Ministeran'ny Fambolena dia izao : tsy misy zavatra mandeha ao fa mbola tsy misy voatendry ireo direktera. Dia hoy aho hoe miandry an-dRavalo hat... tohiny
novalian'i hertix ny 12/07/2007 19:23
rabaradaka ( 16/04/2007 14:05)
Hijoro ho vavolombelona izahay
Hanoratra amin'ny gazety rehetra ny mponina manakaiky sy manamorona ny tranon'Atoa RAVALOMANANA Marc hilaza fa "tsy nisy izany saika hamono azy tamin'ny 3 aprily hifoha 4 aprily izany ary tsy nisy olo... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2007 06:22
rabaradaka ( 10/04/2007 07:35)
Mibaribary loatra ny hala-bato
Tena tsy miafina intsony kosa nama ry zareo mpisolelaka sy mpomba an-dRavalo mangala-bato a ! Aiza ve nama dia zara raha nisy nifidy tany SAVA sy DIANA nefa dia mbola ambony be ny taux de participatio... tohiny
rabaradaka ( 27/02/2007 13:31)
Momba ny Faritany mizaka tena
Manomboka eo amin'ny article 130 dia ny structures des provinces autonomes no resahina. Ny loza dia ity kay tsy tena fantatry Ravalo tsara izy ity... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2007 23:40
rabaradaka ( 27/02/2007 13:18)
Hita mibaribary ny bontolon-Ravalomanana
Mibaribary rey olona ny bontolon-dRavalomanana : ambaraky ny efa difotry ny rano sady miakatra ny vidim-bary dia ny 4 avril havaovana referandôma ihany. Manahy aho fa tsy hisy hifidy ny vahoaka, fa n... tohiny
rabaradaka ( 13/02/2007 06:50)
Mitarazoka ny raharaha
Toa mitarazoka ny raharaham-panjakana. Ity ilay nolazaiko hoe toa miandry an-dRavalo daholo ny zavatra atao rehetra, na ny fanendrena haut fonctionnaire aza. Dia teho prezidan'ny fokotany, tehoPraimin... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:14
rabaradaka ( 28/01/2007 08:19)
Ny niafaran'ny ben'ny tananan'Antananarivo
Dia iny lasa Linistra iny izany ingahy Ben'ny tanàna. Fa masin-teny ihany ange rabaradaka ry zareo e, efa impiry no nilaza aho hoe mialà rehefa tsy mahavita ny tanàna dia iny izy no lasa. Fanesoran... tohiny
novalian'i mercure ny 12/02/2007 18:44
rabaradaka ( 28/01/2007 07:58)
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay ireo Ministra mbola voatazona. Misy mantsy tena mampihaiky ny vahoaka mihitsy ny tsy fahaizany sy ny fitondrany nefa dia mbola io ihany sady novana Departe... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:45
rabaradaka ( 09/01/2007 06:00)
Indraindray miala maina
Miarahaba ny mpiandraikitra sy ny mpiserasera. Tamin'ny faramparan'ny taona teo sy vao tsy ela koa izay dia tsy azoko mihitsy ny fifandraisana amin'ny serasera, na na azo aza dia tsy mety lasa ny hafa... tohiny
novalian'i Zina ny 23/01/2007 01:21
rabaradaka ( 08/01/2007 06:31)
Ary ahoana ilay hoe tsy manaiky ny 2007
Sendra henoko tamin'ny radio hoe nisy andian'olona nitokona fa tsy mazoto ny handraisana ny taona 2007 dia hoe nandefa taratasy tany amin'ny ONU hoe aza asiana 2007. Dia inona izany e ! Maninona ireo ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 15:46
rabaradaka ( 08/01/2007 06:25)
Saika nisy nififi ny aiko hoy Ravalo
Sangisangy ratsy tokoa anie no niseho tamin'ny saika hamonoan'ny olona ny Filoha. Mpikarama an'ady afrikana maromaro sy frantsay maromaro no efa teto saingy vao tsy nahomby ny nataon-dRafidy dia nitso... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2007 20:43
rabaradaka ( 08/01/2007 06:16)
Efa mandeha ny fanangonana CV
F'angaha tsy raharaha indray fa dia efa mandeha sahady ny fanangonana CV etsy sy eroa ary na antoko politika na fikambanan-drazana na fikambanam-pihaviana dia manangona CV. Samy tehoministra sy samy t... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/01/2007 19:28
rabaradaka ( 30/12/2006 11:13)
Mbola misy ny fanamelohana ho faty
Etritreritra mandalo ity ry zareo hoe dia ny zanakolombelona miaina amin'izao taon-jato izao dia mbola misy manameloka ho faty toa ny nahazo an'i Sadam Houssein. Aminao mety ve ny fanamelohana ho faty... tohiny
rabaradaka ( 15/12/2006 06:38)
Tsapan-dRavalo ve ny fitiavan'ny vahoaka azy
Io fanontaniana io dia apetraka satria raha ny TIM no nandrasany dia zara raha nahazo 35% Ravalo. Zao mantsy ireo mpitarika TIM dia efa tsy tian'ny olona intsony sady tsy mahay politika. Koa ho tsapan... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:05
rabaradaka ( 15/12/2006 06:32)
Izay resy tsy akoraina ary izaymandresy tsy hobiana
Io fitenintsika malagasy io no hiatrehantsika jiaby ny fety fa azo itarafana ny toetsaina mahay fair play koa izany... tohiny
novalian'i maditra ny 15/12/2006 18:45
rabaradaka ( 11/12/2006 06:46)
Zahay koa tehiova
Asa na fanahy iniana na entin'ny hamamoana fa lehibena andrim-panjakana iray mamo tao amin'ny Hotel Colbert Antaninarenina dia namoaka vava hoe zahay koa tehiova sady efa manankarena aho. De hoy rabar... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/12/2006 05:15
rabaradaka ( 11/12/2006 06:31)
Iza no tena namana
Mibaribary tsara izao hoe iza no tena namana, iza no namanamana ary iza no be resaka tsy namana. Vita hatreo aloha ny momba an-dry Mahafaritsy, député Yves Aimé, ry Kaleta, eny fa na dia ry Zoharim... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:04
rabaradaka ( 28/11/2006 08:57)
Izay mety ho firafitry ny governemanta aorian'ny 3 desambra
Efa any amin'izay mety ho firafitry ny governemanta amin'ny janoary 2007 ny itodian'ireo mpitady seza indrindra fa ireo IMMR. Fa tokony ho 100% ekipan-dRavalo no hapetraka eo fa ampy izay Ministre exA... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 04/12/2006 09:30
rabaradaka ( 28/11/2006 08:53)
Une vote sanction pour Marc RAVALOMANANA
Manahy aho fa hanao vote sanction an-dRavalo ny mpifidy amin'ny faritra sasany noho ny adalana ataon'ny olona apetraky Ravalo any, ohatra ny adalana tsy roa aman-tany ataon'ny chef de région du Vakin... tohiny
novalian'i piso45 ny 28/11/2006 10:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0524