Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 31/07/2010 06:15)
Fantatra ange ireo nanafatra sigara "good look" fôpla e
Ilay rangahy mpisandoka antsoina hoe Leboul (Tiana Andria) izay milaza azy ho DG de la maison Chine-Madagascar, sy ireo HAT (Mômy) no tao ambadik'iny resaka fanafarana sigara fôpla iny. Ovay ron'ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/08/2010 09:47
rabaradaka ( 31/07/2010 06:08)
Hilatsaka ho fidiana Filoha hono i Hajo
Misy ry dadatoa olona tena efa ho lasa adala mihitsy sa miseho azy ho be saina, jereo ange ity e : malaza be fa hilatsaka ho Président hono i Hajo Andrianainarivelo, Ministre de la décentralisation ... tohiny
novalian'i xxxy ny 01/08/2010 19:39
Rabaradaka ( 30/07/2010 12:53)
Sahy tokoa ve isika e !
Hetsi-bahoaka ihany hoy ny sasany no hanalana an'ny dadafara kely (Andry TGV) io, ao indray ireo milaza fa gidragidra no tsy maintsy hatao. Fa sahy ve isika ry dadatoa a ?... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:13
Rabaradaka ( 28/07/2010 09:57)
Kely sisa
Dadatoa a, zao vao sahy miteny aho hoe efa hifarana ity crise ity. Inona ny antony hoy ianao ? Tsotra be dadatoa, samy efa reraka na ny vahoaka na ry zareo HAT na ny mpangalatra vato soa sy bois de ro... tohiny
novalian'i xxxw ny 29/07/2010 12:36
rabaradaka ( 14/07/2010 09:39)
Tokony hanova stratégie amin'izay ny 3 mouvances
Ny sosokevitra dia arosoko avy hatrany : aleo manomana amin'izay ny ho gouvernement d'union nationale hidiran'ny rehetra fa tsy hamory olona etsy sy eroa intsony... tohiny
rabaradaka ( 12/07/2010 09:53)
Ray aman-dreny mijoro sa ray aman-dreny minono
Tsy hoe manazimbazimba an-dry dadatoa ray aman-dreny akory zahay, tsia dadatoa ary tsia. Fa ireto lazaina hoe ray aman-dreny ireto ange ka tsy mendrika izany hoe ray aman-dreny izany e, jereo ange fa ... tohiny
novalian'i swann ny 15/07/2010 08:56
rabaradaka ( 12/07/2010 09:41)
Aparitaho ity ho ren-tany sy ren'izao tontolo izao
Tout le monde est conscient que le premier responsable sur la mort de feue Mirana RABARIJAONA, Directeur Général des Domaines est le Ministre Hajo Andrianainarivelo. Ses pressions insupportables voi... tohiny
novalian'i zama92 ny 12/07/2010 16:34
rabaradaka ( 03/07/2010 10:21)
Raha izao moa no ovana katsaka ny vary dia ahoana ?
Ny firenena mihinam-bary rehetra dia kely vatana : Chine, Japon, Indonesie, Gasikara, satria ny rizzine ao anatin'ny vary tsy mampitombo taolana. Dia raha soloina katsaka dia lasa goavana ny gasy sady... tohiny
rabaradaka ( 03/07/2010 10:17)
Valio re tompoko fa sahirana ny saiko e
Maharesy lahatra ve ny vehivavy na lehilahy tsy tiana akory nefa mampitsiriritra ny hanao firaisana aminy... tohiny
novalian'i ledala ny 21/10/2010 20:11
rabaradaka ( 03/07/2010 09:34)
Les secrets de la mort des grands hommes malgaches
Voilà chèrs internautes un sujet que rabaradaka vous exposera d'ici peu sur les secrets de la morts des Grands hommes malgaches. Il s'agit de Ravony Francisque, empoisonné et le Cardinal Razafindra... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2010 21:43
rabaradaka ( 04/06/2010 06:20)
Mangalatra ireo HAT ary sahy ve ny BIANCO
Azo eritreretina ho fitaovana hanagadrana ireo mpitondra HAT izay tena mangalatra sy manodinkodina ny vola sy fitaovam-panjakana ve ny BIANCO? Raha eny ny valiny dia tokony higadra daholo ny HAT rehet... tohiny
rabaradaka ( 12/04/2010 11:21)
Reraka aho ry zalahy a !
Izay phrase-n'ny dadatoa Andry TGV izay no averiko amintsika mpiserasera. raha ny fandehan-javatra dia mety hanipy baolina amin'izay i laikely fa tsy zakany intsony. Lasa misotro toaka be sy mandrongo... tohiny
rabaradaka ( 17/03/2010 11:50)
Miandry an'i Pety ny vahoaka
Efa manomboka hita ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ny samy HAT ary i dadatoa Pety no misongadina. Tsy ho ela dia hitroatra i dadatoa Pety hiady amin'ny zandrikelmy Andry TGV. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 09:08
rabaradaka ( 28/01/2010 06:06)
Iza avy ireo mamaky vaovao eto ??
Tsyb tehamerina intsony ny vaovao aho fa izay lazaiko eto ry dadatoa dia vaovao misy preuve avokoa. Tadidinareo ilay nilazako hoe potsiro ny voamasiko raha raikitra io 20 marsa io !!! Fa izao e : mba ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2010 22:45
rabaradaka ( 25/01/2010 08:58)
Fanambarana avy amin'ny mpiasan'ny MATD
FANAMBARANA - Manoloana ny tsy fahaiza-mitantana ataon'ireo tompon'andraikitra eto amin'ny Ministeran'ny Fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana izay manomboka amin'Atoa Hajo ANDRIANAINARIVEL... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:37
rabaradaka ( 21/01/2010 10:03)
Hitondra inona i dadatoa Jean PING (pong)
Toa ataon'ny GIC ping-pong fotsiny i Jean PING ry reto a ! Ity Jean PING ity ange efa nomen'ny Frantsay vola be mba hampandry hadrisa amintsika e ! Tadidinareo sa adino sahady ilay tao amin'ny Carlton... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2010 21:17
rabaradaka ( 20/01/2010 08:34)
Tena ankafiziny tovolahy ny vehivavy 50 taona mahery
Asa ry dadatoa na tsy hita intsony ny jeune fille fa tena ifandritahana mihitsy ange izao ny vavy antitra e, ireny 50 TAONA MAHERY ireny izao no la mode. Asa mahay ... tsara angamba sa be hena koa... tohiny
novalian'i milamm ny 11/02/2010 19:29
rabaradaka ( 19/01/2010 06:21)
Ho rava tsy ho ela ny HAT
Dadatoa a, samia mivonona amin'izay fa ho raikitra izy ity. Inona moa izany, hoy ianao ? Ny fanalana an'i Andry TGV sy ny HAT. I hetsika atao eo Anosy io no hifaranan'ity fitondrana TGV ity. Raha tsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/01/2010 21:05
rabaradaka ( 12/01/2010 07:13)
Fa maninona no tsy mety rava ny HAT sy Andry TGV
Mampanontany tena ihany ry dadatoa ny zava-misy hoe fa maninona no elabe no hanalana an'ireto HAT sy ity Andry TGV ity. Ny mpitarika ny eny amin'ny MAGRO (Fetison, MAmy) dia tsy manana experience loat... tohiny
novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:44
rabaradaka ( 06/01/2010 07:23)
Ho rava tsy ho ela ny HAT
Tratry ny taona aloha ry dadatoa. Ny vaovao azo ambara dia izao : ambivitra ny ain'ny HAT ary na inon-kidona na inon-kihatra tsy maintsy rava ny HAT ary ho voapetraka ny institution. Ny tanjona aloha ... tohiny
novalian'i jarifa ny 07/01/2010 04:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0523