Ray aman-dreny mijoro sa ray aman-dreny minono

1. rabaradaka ( 12/07/2010 09:53)
Tsy hoe manazimbazimba an-dry dadatoa ray aman-dreny akory zahay, tsia dadatoa ary tsia. Fa ireto lazaina hoe ray aman-dreny ireto ange ka tsy mendrika izany hoe ray aman-dreny izany e, jereo ange fa i pasitera Raminon Paul izay AAVI sady saribakolin'ni Ratsirahonana dia tsy azo inoana satria TGV be io pasitera io, ireto sasany indray dia sady efa halam-bahoaka no tsy mahay raha ! Ny henonay farany dia hoe minono ny volan-dRajoelina fotsiny no adin-dry lematy ireo
novalian'i swann ny 15/07/2010 08:56
2. zama92 ( 12/07/2010 12:26)
aza mandainga be enao ry rabaradaka a, zah AVI 100% zah fa Ramino Paul tsy AVI zany fa izy ary vao nianatra nitondra helikoptera tamin'ny herinandro iny , sady izao koa !... tsy mahay mijinja vary izany i Ratsirahonana fa ny politika n'ny kibo sy ny politikan'ny fanamboarana caca pigeon no tena tiko atao ry reto a! mahay manaja olona be manko za rehefa miarahaba ,ka mba omeo sopapa momba ny fanaovana mofo akondro aho mba hianarako ze mahay ary ! satria Ramino Paul koa tia an'ireny koba ireny !
3. pikatti. ( 12/07/2010 18:31)
ireny ramino paul ireny lesy tary akamanay ireny ,mpiara manao bizna @ko iny tany dago tany,
4. ziva6 ( 12/07/2010 21:06)
ty lesy ry zama d omeo reo RADminono reo a

5. mpandrindra ( 13/07/2010 03:25)

pikatti. - 12/07/2010 20:31
ireny ramino paul ireny lesy tary akamanay ireny ,mpiara manao bizna @ko iny tany dago tany,

Mahaiza manavaka ny pikatti sy i pikatti.(misy teboka ny farany)
Misy pikatti hafa sao afangaronareo ny tena pikatti

Misaotra
6. Noue ( 13/07/2010 07:22)


Mahaiza manavaka ny pikatti sy i pikatti.(misy teboka ny farany)
Misy pikatti hafa sao afangaronareo ny tena pikatti

Misaotra
kay letieee ! kay misy teboka marina ilay pikatti fosika !!! sohiany fa nolazain'mpandrindra eee
7. andrywi ( 13/07/2010 11:16)
mbola fopla iany koa io mpandrindra io ry Noue fa atansio toi a ... gaigy ty marina !!

i zama alou no mpi-fopla be indrindra ato fa asa na mba tokony ho Ogan'i rahery ato ve ireo bandy adala ireo mba ahafay ny sasany !!??
8. bazylou ( 14/07/2010 12:23)
Resaky ny mpanamoly marina ny ato kleeeee

Beuuuurrrrkkkk
9. xxwx ( 15/07/2010 03:48)
Koa efa hoe manamôly i wiwi, fa nareo ve ahoana e, jereo fotsiny t'y resany!!manononofinofy izany foana, mahita paradisa ao anaty môly
10. swann ( 15/07/2010 08:56)

mahita paradisa ao anaty môly ???...... hain hain hain hain hain hain ..!! angah refa mifoka moly lety de maiata paradisa zany fa lasa mafibe fotsiny zany elah a !...hain hain hain
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5411