Aparitaho ity ho ren-tany sy ren'izao tontolo izao

1. rabaradaka ( 12/07/2010 09:41)
Tout le monde est conscient que le premier responsable sur la mort de feue Mirana RABARIJAONA, Directeur Général des Domaines est le Ministre Hajo Andrianainarivelo. Ses pressions insupportables voire inhumaines ainsi que sa manière de conduire le Ministère et surtout son caractère inhumain et sans pitié sont la cause du décès de Mirana. Qu'il démissionne ou pas; la mort de Mirana pèse et pèsera sur son dos jusqu'à sa dernière souffle. Que la paix à son âme !
novalian'i zama92 ny 12/07/2010 16:34
2. pikatti ( 12/07/2010 13:13)
Io tary io anie ka efa t@ voalohany mihitsy no nivoady fa na hinana taim-poza aza lery ny tanjony dia ny hitrady seza , ary nedala izao no favoris-dry Rajoelina ao, izany hoe na hamono na hivarotra ny fianakaviany izy seza ihany no adiny ao,
Maty ny tgv mpamono dia ho tonga indray ve ny mpamono [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
3. andrywi ( 12/07/2010 13:28)
atsaharo iany le teny ratsinlah ity fa voapala ndray mande eo ndray io PS io a!... anotanio an'i hery fa za no nitalaho tamlery namerenana an'io ps nlah io ...
4. ouioui ( 12/07/2010 14:59)
Tsy mahiata avaly intsony wiwi hihihi, fay tsara ialahy izay , vitaketsa tao ilay ps mamoafady iny mantsy hihihi, aza misosoka alahelo e hihihi, lohan'angidina hihihi
5. andrywi ( 12/07/2010 16:30)
fananiko nopehana mitsy anie iny ps nlah iny rawix e, zao elah fay tsara zao , sady elah angah mahay mitondra elikoptera nefa za nanamboatra mofo baolina fa tian'i Ratsirahonana lety ny mijery coupe du monde raha ohatra 20% fotsiny ny population mifidy amity de lany ho filoha konikoa zahako raha mbola mahay mitondra elikoptera nareo de afaka atoroko ny fitondrana azy fa i Ramino Paul hono no lasa gaigy fa very ny sainy ka tia kobaraviny konikoa izy rahapitso zany ny fotoana hanaovana anle plisy plisy J&B a, sao d ilaozanlah sy rawix zahako a,
6. andrywi ( 12/07/2010 16:32)
fa inona ity resaka tsy loabody ataon'ity bandy ty le ..

mila amboarina kely ny sainy?
7. zama92 ( 12/07/2010 16:34)
----- ka ny TIM kosa anie rapika refa tsy hanao zavatra fona de aleo mba ho faizin'ny TGV ny zafera e !....

sady lisany koa angah mahay mitondra elikoptera ? nefany zahako konikoa mahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2123