Tena ankafiziny tovolahy ny vehivavy 50 taona mahery

1. rabaradaka ( 20/01/2010 08:34)
Asa ry dadatoa na tsy hita intsony ny jeune fille fa tena ifandritahana mihitsy ange izao ny vavy antitra e, ireny 50 TAONA MAHERY ireny izao no la mode. Asa mahay ... tsara angamba sa be hena koa
novalian'i milamm ny 11/02/2010 19:29
2. xxx ( 20/01/2010 09:00)
rabaradaka:

Asa ry dadatoa na tsy hita intsony ny jeune fille fa tena ifandritahana mihitsy ange izao ny vavy antitra e, ireny 50 TAONA MAHERY ireny izao no la mode. Asa mahay ... tsara angamba sa be hena koa



:lol: :lol: mijereva lay émission zone intérdite dia ho hitanao ao ny valiny. fa raha io mahay... sy be hena io ndray !!! :roll: :roll: tsy tokony ny mifanohitra @ io ve?mihena ampitoerana hotrany fenantitra.tsy hain,isé ve io kaozy gasy io e.
3. xxx ( 20/01/2010 09:39)
samy manana ny tiany io ,fa matoa ny bandy kely miaraka an'ireny efa ramama ireny dia mba spons hoazy ,fa raha mitovy ihany ve tsy aleo mbola miaraka sipa kely :* :* :*
4. rakapy ( 20/01/2010 09:41)
Toa mampi-gadra koa hono lesty ny miaraka @ vavy antitra??? Indrindra ho an'ny kofboay tsy ampy taona!!! :-D :-D :-D
5. ANARIM ( 20/01/2010 09:53)
:-D :-D :-D :-D tsaroako tampoka zay oul zay nanao menace anà oe toriako enao madama!!
6. xxx ( 20/01/2010 09:59)
entana efa miroraka sy malazo ve tsy aleo miaraka @ sipakely e , :-D :-D :-D
7. rakapy ( 20/01/2010 09:59)
Ho toriany fa naninona hono?
8. Mirananirina ( 20/01/2010 10:15)
tsaroako tampoka zay oul zay nanao menace anà oe toriako enao madama!!
Ho toriany fa naninona hono
fa ahoana tokoa hono anarim?
ireny 50 TAONA MAHERY ireny izao no la mode. Asa mahay ... tsara angamba sa be hena koa
rehefa feno 50 taona aho afaka 13 taona dia tantaraiko anao hoe nahoana :-D :-D :-D :-D no tian'ny bandy kely :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 20/01/2010 10:48)
spons be e sa ahoana
10. ravonjison ( 20/01/2010 13:11)
Ny ahy kosa aloha izany " tsaramaso mikainkona " izany tsy dia manaitra ahy e.
11. xxx ( 20/01/2010 18:42)
ravonjison:

Ny ahy kosa aloha izany " tsaramaso mikainkona " izany tsy dia manaitra ahy e.


rabofinay aloha 50ans fa tena mbola mitira be mintsy e!
:D :D
12. Mirananirina ( 21/01/2010 08:46)
rabofinay aloha 50ans fa tena mbola mitira be mintsy e!
aza miteniteny foana ry anona an!!!!!!!!!!!!ngaha nareo miaraka amin'i mamanareo no mahalala izany :roll: :roll: :roll:
13. rakapy ( 21/01/2010 08:51)
aza miteniteny foana ry anona an!!!!!!!!!!!!ngaha nareo miaraka amin'i mamanareo no mahalala izany
=)) =)) =)) =))
14. xxx ( 21/01/2010 20:03)
physique sy aparence no tiana lazaina ranona a!sao dia higadragadra foana eo nareo! :lol: :lol:
15. xxx ( 21/01/2010 20:18)
xxx:

physique sy aparence no tiana lazaina ranona a!sao dia higadragadra foana eo nareo! :lol: :lol:


Nga izany mampigadra? Ny milaza hevitra ????
Tena ratsy tokoa moa raha le "gant de toilettes" ireny nefa efa nampinono no betsaka raha io taona io! Disgracieuse no be sy ny bobaka @ ireo vehivevy ireo indrindra raha tsy nanao spaoro be fa nihinana ny tsy fihinany!
:-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P :-P :P 8) :lol: 8O
16. Papoose ( 21/01/2010 20:32)
rabaradaka:

Asa ry dadatoa na tsy hita intsony ny jeune fille fa tena ifandritahana mihitsy ange izao ny vavy antitra e, ireny 50 TAONA MAHERY ireny izao no la mode. Asa mahay ... tsara angamba sa be hena koa



ka zany zany hoe antitsa mbola mitana no tinadiny! :-P
17. Djhamhal ( 22/01/2010 07:13)
Antitra mampiady kalo ka antitra antitra ihany ! ny zavatra refa antitra dia mamy tsara ; oh we pi basy - akondro sns é! sady ela nihetezana ka lava volo kou ! :-D :-D :roll: :roll: =)) =)) =))
18. ELISANTIENNE ( 22/01/2010 09:18)
ANARIM:

:-D :-D :-D :-D tsaroako tampoka zay oul zay nanao menace anà oe toriako enao madama!!

f maninon hon?

19. xxx ( 22/01/2010 09:28)
fa aona?
20. xxx ( 22/01/2010 16:30)
Djhamhal:

Antitra mampiady kalo ka antitra antitra ihany ! ny zavatra refa antitra dia mamy tsara ; oh we pi basy - akondro sns é! sady ela nihetezana ka lava volo kou ! :-D :-D :roll: :roll: =)) =)) =))


fa raDjhamhal nga efa dimapolo taona?fa ireny akondro efa antitra be reny ve aloha ! tena mamy ehi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4485