Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 30/05/2014 11:36)
Tsy hahavita "2 mandats" ny HVM
Ireny hitantsika tamin'ny Télévision ireny zany no ekipan'i Hery hitondra ny firenena mandritra ny 5 taona, tsy ho lasa lavitra ireo raha ny fahitako azy ary tsy hahavita mandat roa ireo satrai ireo... tohiny
rabaradaka ( 30/05/2014 11:24)
Tafatsangana ny HVM saingy manilikilika ry zareo akaman'i Hery
Malahelo an'i Kolo Roger Premier Ministre aho leretsy a, raha ny logique politique dia tokony ho izy "en tant que PM en exercice" no Filohan'ity HVM ity na farafaharatsiny Secrétaire Général. Indri... tohiny
rabaradaka ( 16/05/2014 13:11)
taomy ny namana rehetra ho ato no hanao forum
tena tsoriko fa malalaka ny serasera eto, tsisy sivana, aoka kosa tsy hiteny ratsy na teny mamoafady isika, aoka koa mba samy hifanaja. Tiako be ity serasera ity... tohiny
novalian'i hery ny 23/06/2014 10:33
rabaradaka ( 16/05/2014 13:08)
Ny zanak'Israely tany Egypte, tena marina ve ?
Tena tonga tany Egypta tokoa ve ny zanak'Israely ary nampijalian'ny Egyptiana tokoa ve ? Ny fouille archéologique natao mantsy dia tsy nisy trace na iray aza mikasika ny zavatra notantarain'ny EksodÃ... tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:47
rabaradaka ( 16/05/2014 12:23)
esory haingana ny fako manoloana ny EPP Anosisoa
raha teo anoloan'ny fianaran'ny zanaky Hasina Andriamanjato na ireo mpitondra ireo ny fako mivangongo manoloana ny EPP Anosisoa làlana mankany Ambohimitsinjo Ambohimanarina dia mino ve enao fa mbola ... tohiny
novalian'i 5laody ny 17/05/2014 10:38
rabaradaka ( 10/05/2014 10:38)
tena mibaribary fa tsy mahay ny PM Kolo
raha ny zava-misy teny Tsimbazaza aloha dia mazava fa tsy mahay ny PM Kolo Roger, tena tsy ao amin'ny zavatra hainy ity fitantanana raharahram-panjakana ity. Koa ho hita eo zany ko ! Io no niantefan'n... tohiny
rabaradaka ( 10/05/2014 09:22)
tsy mamely ny ao amin'ny fiadidiana ny repoblika
tena hita hoe amateurisme be mihitsy ary voaporofo izao ny ataon'ireo ao anaty lapa, aiza ve ka Olom-panjakana ambony (samy exécutif) nefa dia indray andro no hisehoany télé, PM teny Tsimbazaza, He... tohiny
rabaradaka ( 03/05/2014 07:58)
Ny fitsinjaram-pahefana tao amin'n KOLOTV ny sabotsy omaly, avo lenta ny resaka
Tsara ilay fandaharana ary nahafinaritra tokoa ny ady hevitra mikasika ny fitsinjaram-pahefana tao : mpanao politika ny iray, mpikaroka manam-pahaizana ny iray ary administrateur civil ny iray. Fa ny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2014 09:04
rabaradaka ( 30/04/2014 13:05)
Ho esorina sahady i Pazza
Tsy tian'ny Zandary i PAZZA izay sekreteram-panjakana misahana ny Zandary satria tsy manana experience de commandement i Pazza. ... tohiny
rabaradaka ( 30/04/2014 12:35)
CV an'ireo Ministre izay be mpiresaka hay izy ireto tapi-pahaizana daholo, ô leretsy a !
http://www.presidence.gov.mg/?p=1103... tohiny
rabaradaka ( 30/04/2014 12:33)
CV an'ny Dadafara, manam-pahaizana indrindra amin'ireo ministre ny lehilahy fa nareo no ten mialona azy
http://www.presidence.gov.mg/wp-content/uploads/2014/04/CV_Min-Elevage_Randriamampionona-Joseph-Martin.pdf... tohiny
rabaradaka ( 16/04/2014 17:36)
PM manodidina ny 50 - 60 taona no tsara
ny tena tiako aloha dia Praiministra tsy antitra be toa an'io KOLO io. I BERIZIKY tsy ratsy fa be resaka sady saro-tahotra loatra e !... tohiny
rabaradaka ( 16/04/2014 17:32)
miray tsikombakomba ny Police sy ny Fokontany ao Ambodihady
rehefa tratra ireo jiolahy namaky ny biraon'ny fakan'ireo be antitra pension teny Analamahitsy dia fantatra fa basin'ny POLICE avy ao amin'ny borobory tany faha-VI Ambohimanarina ny basy. Dia jerena f... tohiny
rabaradaka ( 16/04/2014 17:28)
Fialokalofan'ny jiolahy ny fitondrana
Vao voapetraka ny PM dia misarangotra daholo ireo jiolahy politika, ohatra izany Holijaona Rabaonarijaona izany izay DGA an'ny FLAMCO dia nananan'ny karana vola an'arivony tapitrisa, efa nigadra in-dr... tohiny
rabaradaka ( 19/03/2014 09:39)
Iza marina no fivavahana mahatonga any an-danitra
milaza ry Maihlol, ry zareo silamo, ny sekta isan-karazany ny FFKM, ny hindou sy ny sisa fa raha tsy izy ireo tsy tonga any an-danitra ny fanahy. Marina ve izany ?... tohiny
novalian'i mpankafhy ny 03/05/2014 06:14
rabaradaka ( 19/03/2014 07:26)
vaovao tselatra : efa mandehandeha any ny anarana ministre, asehoy eto zay mahita
vaovao tselatra : efa mandehandeha any ny anarana ministre, asehoy eto zay mahita... tohiny
rabaradaka ( 19/03/2014 04:48)
Mitomany ho ministre dia miseho télé isan'andro
Tena trop loatra ity fisehoana télé ataon'ny SG Ministère de l'Intérieur ity, saika isan'andro ary dia tena miseho azy ho vedette mihitsy. Mitomany ho ministre i Thierry dia miseho télé foana ne... tohiny
rabaradaka ( 19/03/2014 04:32)
Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra
mahagaga ihany ity Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra ity rey olona, mba marina e ! Aiza ve zany raha tsy mankany ivelany dia tsy sahy handray fanapahan-kevitra ? Dia ho lasa mpitsangatsangana iza... tohiny
rabaradaka ( 18/03/2014 06:15)
Misy izany anjelisoa mainty izany mampiesona ny olona fa zanaka an-tranon'ny monsenera hono
Misy izao anjelisoa mainty izao milaza ho zanaka an-tranon'ny monsenera Odon mampiesona izao olona rehetra izao fa lazainy fa afaka mampiditra olona ho DG, ho ambassadeur, ho ministre ary ho PM mihits... tohiny
rabaradaka ( 15/03/2014 12:31)
Fantatra ireo olona manakana ny fodian-dRavalomanana Marc
ny vaovao farany sady marim-pototra dia ity : i Andry Rajoelina sy monsenera Odon Razanakolona no mitady izay fomba rehetra tsy hiverenan'ny Ravalomanana. Miantso etsy sy eroa mihitsy izy ireo mitady ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0436