Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 07/08/2014 10:52)
Rehefa tsy mahay dia mialà
Inona indray ity ataon'ny communication an'ny Prezida mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa mamy hoditra sady tian'ny vahiny Hery Rajaonarimampianina tany Etazonia, ataon'ny vahoaka malagasy inon... tohiny
rabaradaka ( 05/08/2014 08:12)
Fa iza tokoa moa ity RABARADAKA ity e ?
Be dia be ianareo no manontany sy mandefa hafatra hoe fa iza tokoa ity rabaradaka ity ? Ho valiako izany anio. Betsaka no nieritreritra fa olon'ny mpanohitra aho nandritra ny fitondrana TIM nentin'Ato... tohiny
rabaradaka ( 04/08/2014 08:27)
Tsy ho tafody mihitsy i Ravalo raha mbola ireo ekipany ireo no antenainy
In'enina angamba i rabaradaka no niresaka an'ity fa averiko eto indray. Fotoana tokony hakan'ny mouvance Ravalomanana hevitra izao, na hijanona ao amin'ny fitondrana satria tsara ny seza sy ny voninah... tohiny
rabaradaka ( 04/08/2014 05:59)
Hafahafa ity fitondrana ity
Mba hafahafa mihitsy ity fitondrana ity : rehefa karana (SOCOTA Antsirabe) na vazaha no manasa an'ingahy KOLO Roger dia tsy mahatan-damba mihitsy ny naoa lahy. Tena mahamenatra ange izany e, tena hita... tohiny
novalian'i andrywui ny 07/08/2014 20:05
rabaradaka ( 01/08/2014 06:06)
Tsy mba menatra amin'ny fahafaham-baraka ny fitondrana ankehitriny
Saika tsy navelan'ny amerikana nandeha ho any aminy raha tsy navotsotra ny mpanao gazety ary nomena ny passeport an'ingahy Ravalomanana. Baraka tsisy ohatra an'ity leretsy a... tohiny
rabaradaka ( 31/07/2014 04:15)
Tapenam-bava sahady ve ny mpiserasera ? Sao mba tsy rariny ?
Matahotra an'ity Loi sur la cybercriminalité ity daholo izao ny mpiserasera rehetra amin'ny alalan'ny internet. Mba hitondra inona ho an'ny firenena io Lalàna io e ? Hitondra fampandrosoana sa ahafa... tohiny
rabaradaka ( 30/07/2014 17:18)
Hafahafa mihitsy ity fitondran-dRajaonarimampianina ity
Taiza no mbola nisy hoe efa abrogé ilay DG dia mbola natao intérim ihany ? Abrogé ingahy TATAFENO Raymond DG INFA ary nosoloina an'ingahy PILAZA Joreh izay journaliste tsy manana traikefa mikasika ... tohiny
rabaradaka ( 27/07/2014 10:49)
Ireo mpanao gazety tokony higadra
Raha misy mpanao gazety tokony higadra dia i Lalatiana sy Rolly Mercia. Hazavaiko kely : i Lalatiana no namporisika ny olona nandoro ny TVM sy RNM ary ny MAGRO rehefa nomen'i Andry Rajoelina vola sy f... tohiny
rabaradaka ( 26/07/2014 05:32)
ALAHAMADYn anio no tena daty tena izy araka ny fanisan'andro Malagasy
ARAHABA TRATRY NY ASARAMANITRA E Miarahaba antsika Malagasy rehetra tratry ny ALAHAMADY - TAOMBAOVAO MALAGASY 2014 ary manasa antsika rehetra hiara-hankalaza ny Asaramanitra eny Anosimanjaka anio 26 ... tohiny
novalian'i hadji ny 27/07/2014 04:52
rabaradaka ( 25/07/2014 08:30)
Enim-bolana toa tsy nahitam-bokatra akory
Enim-bolana anio no naha-filoha an'Atoa Hery Rajaonarimampianina, Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka ary tena tian'ny maneran-tany koa. Inona no vokatra azo ? Toa tsisy an ! ... tohiny
rabaradaka ( 25/07/2014 08:26)
Enim-bolana tsy nahitana na vokatra iray aza, an'iza ny tsiny ?
Enim-bolana anio no naha-filoha an'Atoa Hery Rajaonarimampianina, Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka ary tena tian'ny maneran-tany koa. Inona no vokatra azo ? Toa tsisy an ! ... tohiny
rabaradaka ( 25/07/2014 05:00)
L'Etat mal dirigé
Mr Henri Rabary-Njaka, donne une longue interview dans le quotidien "L'Express de Madagascar" pour accabler les journalistes, en indiquant que "les sanctions sont des principes de l'Etat de Droit" et ... tohiny
rabaradaka ( 25/07/2014 04:34)
Taratasy misokatra ho an'Atoa Rivo RAKOTOVAO
Andriamatoa Rivo RAKOTOVAO, Minisi-jakana, Antananarivo Tompoko, Raisiko ho voninahitra lehibe ho ahy, olom-pirenena tsotra nefa kosa mpandalina politika sy mpanoratra ary mpikaroka eo amin'ny sehatry... tohiny
rabaradaka ( 24/07/2014 11:25)
Mba akama mahay omena toerana e
Mba maazendana ity fitondrana ity, ry Rakotozafy Martin hita amin'ny sary eto ange ka olona multimilliardaire amin'io resaka aferana lasantsy io e, nefa dia io izy mahazo sehatra io, sa hoe naman'i Ri... tohiny
rabaradaka ( 23/07/2014 08:50)
Ratsy vava ny Mpitondra ary hanody azy izany
"Ça servira de leçons à tous les Journalistes", dixit Henry Rabary Njaka SGP de la Présidence. Ratsy vava mihitsy ity Bary-Njaka ity. Sao lahy ka ny Fitondran'Atoa Filoha mamim-bahoaka sady voafid... tohiny
novalian'i 5laody ny 23/07/2014 09:46
rabaradaka ( 23/07/2014 04:43)
Razoarimihaja Solofonantenaina : fa taiza no izao vao taitra e
Tena tsy mahay miaina ity Razoarimihaja Solofonantenaina ity. Io rangahy io no nitsoaka voalohany sy nanipy gant tamin'ny 2009 raha vantany vao rava ny fitondrana TIM. Dia izao izy indry no mitomamy ... tohiny
rabaradaka ( 23/07/2014 04:25)
Toa mbola manao propagandy ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka Hery
Raha mihaino ny kabarin'Andriamatoa Filoha hajaina mamim-bahoaka sy vofidim-bahoaka Hery Rajanoarimampianina dia toa mbola kabary fanaovana propagandy no heno na ny ambiansy aza tena mbola ambiansy pr... tohiny
rabaradaka ( 23/07/2014 04:16)
Fitaovana famoretana ny BIANCO
Tena lasa fitaovana politika ny BIANCO sy ny SAMIFIN. Maninona raha foana ireo ? Na avelao izy hahaleo tena... tohiny
rabaradaka ( 18/07/2014 13:38)
Hippoaka ihany ange izy ity e
rAHA ny marina dia zero budgeting ny Etat malgache, tena tsisy vola azo ampiasaina fa miandry ny Loi de finance rectificative. Mahagaga anefa fa manofa avion ny directeur de cabinet, ny SG mandeha man... tohiny
rabaradaka ( 12/07/2014 16:44)
Mangingina izy izany leretsy a
Mangingina izy izany leretsy a... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0511