Liste des messages

Liste des messages, inserés par zakilinina, par ordre de date
zakilinina ( 07/10/2010 20:03)
Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra
07/10/2010 - Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra En direct de Madagascar « Tonga ny ora ». Io no nanombohan'ny fiaraha-mientan'ny mpiasam-panjakana Malagasy (F3M) ny fa... suite
répondu par rijadolly le 09/10/2010 17:20
zakilinina ( 31/08/2010 11:49)
Aleoko ihany i dadanay hoy i Dadah (Mahaleo)
Ao amin'ny gazety basy vava no nahitàna izany. Jereo haingana fa mihodina malaky ilay gazety. http://www.basyvava.com/songadina/ Tsy manao dokam-barotra akory Razakilinina fa gazety milaza ny parina ... suite
répondu par rijadolly le 01/09/2010 14:25
zakilinina ( 24/08/2010 09:12)
JIOLAHY MANAFIKA MPANONGAM-PANJAKANA
Variana mihitsy aho rey anaka isany amin'ny afitsok'ireo jiolahy sahy manafika tranon'ny mpitondra fanjakana : mpanao politika, jeneraly sns. Dia mihevitra ve "sanatria" ireo jiolahy ireo fa vokatry n... suite
répondu par zakilinina le 26/08/2010 21:31
zakilinina ( 20/08/2010 17:08)
10 aogositra
Nahagaga ihany ny tsy nandrenesam-peo na dia iray aza tamin'ny 10 aogositra ny momba ilay diaben'ny fahafahana. Nasesisesiko ireo gazety mpivoaka isan'andro eto amintsika fa tsy nisy tokoa na iray aza... suite
répondu par andrywui le 24/08/2010 08:12
zakilinina ( 17/08/2010 18:40)
Ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8
Toy izao ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8 : izay ministra tsy mahavita azy dia nesoriny malaky. Izay ministra voatsoaka dia lasa fahavalony. Loza fa tia saosy loatra ny gasy ka atao ambanin-... suite
répondu par xxwx le 19/08/2010 12:28
zakilinina ( 07/06/2010 12:47)
Mpitari-bato vilam-bava
Tao amin'ny tranonkala "gazetyavilavitra" no nahitana ny tenin'ny ben'ny tanàna t@ fametrahana ny vato fehizoron'ny fanarenana ny lapan'ny tanànan'Antananarivo toy izao : "Nanentana moa ny Ben’ny ... suite
répondu par fijo le 08/06/2010 20:54
zakilinina ( 28/05/2010 16:24)
Misy ministra tsara ve ao amin'ny Faty ?
Tehefa nijery ireo CV aho dia gagagaga ihany fa ohatra ny misy olona tsara. Manontany tena aho hoe : raha tsara tokoa izy ireo, maninona moa raha mba manampaharetana kely aloha miandry ny governemanta... suite
répondu par terrywui le 28/05/2010 20:55
zakilinina ( 14/05/2010 19:19)
Ferapara @ teny anglisy
Betsaka ny Malagasy firinga mihevotra mpisehoseho sy mihevi-tena ho ambony nohon'ny hafa. Ny mahagaga kely ahy anefa teo ampamakiana ireo ferapara ao amin'ny midi dia amin'ny teny gasy sy teny frantsa... suite
répondu par diloo le 16/05/2010 21:41
zakilinina ( 12/05/2010 20:07)
Radama II nokendain'ny Menamaso
... m azava ny tantara : nampiatra ny gaboraraka sy ny fanjakan'i Baroa Radama II. Nolazain'ny Menamaso fa TSY MENDRIKA ny hitondra fanjakana Radama II ka nokendain'izy ireo.... suite
répondu par fijo le 12/05/2010 21:13
zakilinina ( 12/05/2010 11:14)
volana mey sa volana may ?
mey sa may no fandikana ny mai (frantsay) amin'ny teny malagasy ? Ny may mantsy dia mitovy fanoratra amin'ny zavatra nodoran'ny afo. Toa mey no fahalalako azy.... suite
répondu par fijo le 12/05/2010 18:36
zakilinina ( 10/05/2010 07:35)
Lasa jiolahy mpangalatra
Nihidy ny toeram-piasana nohon'ny zava-mitranga efa ho herintaona mahery izay. Tsy misy intsony ny asa na dia mandondom-baravarana hatraiza hatraiza aza. Tsy misy azo atao afa tsy ny mangalatra fa ny ... suite
répondu par Mirananirina le 11/05/2010 14:01
zakilinina ( 08/05/2010 06:53)
Asan-jiolahy mahagaga
Mirongatra tsy misy toa izany ny asan-jiolahy eto Madagasikara. Very tondroavaratra izy ireo satria tsy fantany intsony ny maodely tokony arahana. Mahatsapa izy ireo fa tontolon'ny halatra no iainan... suite
répondu par pikatti le 09/05/2010 23:46
zakilinina ( 10/04/2010 13:08)
Fanjakan'ny tany/Fanjakan'ny lanitra
Efa azon-dRajoelina izao ny fanjakan'ny tany. Ahoana kosa, araka ny hevitrao, no tokony hataony mba hahazoany ny fanjakan'ny lanitra ?... suite
répondu par rijadolly le 11/04/2010 14:04
zakilinina ( 02/04/2010 19:29)
Fihaonana
Tao aorian'ny fitsidiham-pahitra nataon'ny misintra frantsay teto Madagasikara dia misy feo milaza fa hihaona hono ny filoha voafidim-bahoaka sy ny filoha nanongam-panjakana. Ilaina ve io fihaonana io... suite
répondu par pikatti le 06/04/2010 11:58
zakilinina ( 26/03/2010 22:24)
Manana ny ampy ny havanay fa tsy jiolahy
Nahatalanjona ahy ny nahita an'ity lahatsoratra ity. http://www.madaplus.fr/samihafa___laquo_manana_ny_ampy_ny_havanay_fa_tsy_jiolahy_raquo_hoy_ireo_fianakaviana-ao_raha-1-3298-gasy.html... suite
répondu par ndotofetsy le 27/03/2010 23:23
zakilinina ( 26/03/2010 21:28)
Ratsisikalitao
Any ambanivohitra alavitry ny tanàn-dehibe no misy ahy ka tsy dia mahara-baovao loatra. Tafiakatra eto an-drenivohitra aho anefa ka ny zavatra nahagaga ahy dia ny firesaky ny olona maro momba izany R... suite
répondu par ndotofetsy le 27/03/2010 23:25
zakilinina ( 19/03/2010 22:36)
Ny andron'ny fifidianana ihany hono dia ho azo ny vokatra
Heveriny fa adala angamba ny vahoaka ka tsy mahafantatra fa efa fantatra mialoha ny fifidianana ny valin'ny fifidianana.... suite
répondu par pikatti le 22/03/2010 18:21
zakilinina ( 06/03/2010 16:13)
FIVORIAN'ALIKA SY RESA-KETOTRA
Ankamatatra ity, izay mahay milaza : "Oviana teto Madagasikara no nisy fivorian'alika farany izay tsy nandrenesana afa tsy resa-ketotra ?"... suite
répondu par pikatti le 07/03/2010 23:35
zakilinina ( 27/01/2010 20:21)
Tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana
Ny zavatra tsy azoko dia izao : maninona no tsy mahavita mampanao fitokanana fahobe ny ara-dalana ? Io ihany araka ny hevitro no ahafahana mamerina ny ara-dalana amim-pilaminana. Raha tapaka ny lamasi... suite
répondu par fijo le 29/01/2010 20:53
zakilinina ( 24/01/2010 09:53)
Malgachisation de l'enseignement
Hitako tao amin'ny l'express de mada. ity ka ampitaiko. La malgachisation à suivre La dernière conférence à Ouagadougou pourrait relancer le débat sur la malgachisation de l’éducation. ... suite
répondu par AndriambyII le 26/01/2010 09:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.028