Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i zakilinina, milahatra araka ny daty
zakilinina ( 23/01/2010 14:04)
Miantso ny miaramila ireo mpomba ny demokrasia
Hitako tao amin'ny sary video miely ankehitriny fa miantso ny miaramila ireo mpomba ny demokrasia mba hisambotra ireo tontakely fa tsy hamono ireo miandrandra ny ara-dalàna amin'ny alalan'ny tolona a... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:43
zakilinina ( 09/01/2010 09:32)
foibe koltoraly Albert Camus
Hitako tao amin'ny gazety iray fa koltoraly no andikana ny culturel. Angaha tsy efa hoe kolo na kolontsiana no andikantsika ny culture ?... tohiny
zakilinina ( 30/12/2009 14:44)
Fako misavovon'Antananarivo. Aiza i Mialy tsy manome maodely
Efa nataon'ny vadin'ny filohan'ny fat ny manome maodely ny mponin'Antananarivo amin'ny fanadiovana ny tanàna. Misavovona be ny fako ka mijaly ilay antsoina hoe vahoaka. Aiza ianao é !... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:13
zakilinina ( 28/12/2009 21:47)
Demokrasia ato amin'ny serasera
Tena ato no misy ny demokrasia satria malalaka ny fitenenana. Misy ny mpomba ny fanonganam-panjakana. Misy ny mpomba ny fiverenan'ny ara-dalàna. Hatramin'izao aloha dia mbola tsy voakaton'i Nathal... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/12/2009 12:34
zakilinina ( 25/12/2009 15:04)
Ho menatra izy ireo rehefa tsy eo amin'ny fitondrana intsony
Manahy aho hoe ho menatra hisitri-belona izy ireo rehefa mirodana io fitondrana azo tamin'ny herisetra io. Hianarana any amin'ny praogramam-tsekoly mantsy ny tantara. Ho menatra ny zanak'izy ireo satr... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/12/2009 02:53
zakilinina ( 23/12/2009 19:51)
Ny demokrasiantsika
Mbola misy sahy milaza ve fa tsy mihemotra ny demokrasia eto amin'ny firenentsika ?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 19:56
zakilinina ( 19/12/2009 17:16)
Torohevitra ho an'i Manorohanta
Tompoko, Tsy zakanao ny nisian'ny ra mandriaka teo amin'ny Malagasy ka nahatonga anao nametra-pialana tamin'ny andron'i Dada. Ankehitriny anefa dia nanaiky ho praiministra ianao kanefa eo ambavahoan'... tohiny
zakilinina ( 11/11/2009 11:15)
NY TENA FILOHA
Araka ny hevitro, ary eken'ny rehetra, dia Fetison sy Rakotovahiny no co-président de Conseil de Présidence. I Andry dia Président fotsiny ihany, izany hoe mpikambana ao amin'io Conseil io. Dini... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/11/2009 16:17
zakilinina ( 26/09/2009 09:56)
Vaovaon'ny Mahamasina
Tantarao... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:52
zakilinina ( 19/09/2009 13:19)
nahamenatra ingahy visy praiministra tao @ TV5 monde
Toa nampifandraisany tamin'ireo olon'ny Vichy ny tsy olon'ny Fat : http://www.tv5.org/TV5Site/emission/emission-8-Afrique_Presse.htm?epi_id=0&video=http://www.viewontv.com/tv5/metas/afriquepresse/1... tohiny
novalian'i menalamba ny 19/09/2009 18:22
zakilinina ( 10/08/2009 11:15)
Resy tanteraka ve Ra8 ?
Ahitsio raha diso ny analiziko : 1)- Nanaiky izy efadahy fa i Andry ihany no filoha ambony indrindra ao Mkara. Reconnu ho légal izany ny fanonganam-panjakana, ary tsy déchu Ra8 fa nametra-pialana; ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:06
zakilinina ( 21/07/2009 17:34)
saondazy : mpitondra halam-bahoaka indrindra
Araka ny hevitrareo, iza no mpitondra halam-bahoaka indrindra teto Madagasikara hatramin'izay ? Raha misy vitsivitsy dia mba alaharo kely azafady indrindra.... tohiny
novalian'i milamm ny 23/07/2009 00:28
zakilinina ( 20/06/2009 05:36)
MITADY MPIANDRY
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna ... tohiny
zakilinina ( 02/06/2009 16:37)
Ireo be galona
Fahiny dia tsongonolombolo ireo be galona indrindra fa ireo jeneraly izay tsy tambo isaina intsony ny isany ankehitriny. Araka ny voalaza anefa dia maro amin'izy ireo HONO no voafidy vola tamin'ny fa... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:27
zakilinina ( 21/05/2009 16:48)
radio vazo gasy : hira fitiavan-tanindrazana
Hery, Amin'izao raharaham-pirenena mihotakotaka izao dia azo asiana hiran'ny fitiavan-tanindrazana matetitetika ve ao amin'ny radio vazo gasy ? Misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:14
zakilinina ( 10/04/2009 21:35)
Ny mpandala ny fanjakan'i Baroa no mpampiasa ny anarana xxx
Fa nahoana no tsy sahy miseho masoandro toy ireo ??? Iza koa ireo tsy mpiseho masoandro ?... tohiny
zakilinina ( 14/03/2009 17:39)
Amin'ny 26 jona 2010 vao hilamina ny firenena
Nohon'ny nafitsoky Andry sy ireo naniraka azy no anton'izao. Amin'izao fotoana izao aloha dia mbola ho azo leferina ny fitotonganan'ny harin-karena malagasy. Amin'ny herintaona kosa dia tsy ohatr'izao... tohiny
zakilinina ( 14/03/2009 13:08)
Tara kely i sobika
Izao indray no tao amin'ny topmada 15:40 - Communiqué officiel du gouvernement : « ‘Ils ont pris la Primature’, mais ils n’ont pas le pouvoir que donne le peuple par des élections démocrati... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 13:25
zakilinina ( 14/03/2009 12:32)
raha hiroso amin'ny fifidianana isika ...
... manahy aho fa ho lany indary Ra8 satria mbola betsaka loatra ireo tia azy. Vokaly : amin'ny 2014 indray ny fifidianana manaraka. Saingy : tsy hahandry 2014 indray ireo tsy mahari-boa-kena ka hir... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 13:28
zakilinina ( 14/03/2009 12:08)
Les USA jugent inacceptable toute forme de coup d'Etaa
11:00 - « La crise à Madagascar est entrée dans une phase dangereuse (…) Les différends doivent se résoudre par le dialogue » a déclaré le porte-parole du Département d’Etat des Etats-Uni... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281