Liste des messages
Liste des messages, inserés par zakilinina, par ordre de date
zakilinina
(
14/03/2009 09:25)
Ra8 déchu hoy ny sobika
12H02 : Andry Rajoelina est attendu place du 13 mai
12H00 : L'opposition annonce aujourd'hui que "le président a été déchu".
Misy afaka hanamarina io vaovao io ve ?...
suite
répondu par Noue le 14/03/2009 11:24
zakilinina
(
12/03/2009 22:20)
Feno 50 taona amin'ny herin-taona (2010) ny fahaleovan-tena
50 taona kanefa toy ny mbola mangery am-pataloha ny firenena. Sa efa antitra tsy mahatàna kàkà intsony kanefa mampalahelo satria tsy mba nety ho olon-dehibe mihitsy ! Mbola minono amin'ny renimalal...
suite
répondu par xxx le 13/03/2009 11:22
zakilinina
(
10/03/2009 22:21)
Neutre ve ny Frantsay amin'izao korontana izao ?
Tsy misy zavatra azoko fa mikorontana be izy izany. Miandany amin'iza ny Frantsay ? Aiza ny Amerikanina ? Inona no andraikitry ny Afrikanina Atsimo ? Ny Anglisy toa vao haingana no manohana ny filoha ...
suite
répondu par tafondro le 11/03/2009 01:01
zakilinina
(
10/03/2009 21:59)
Tovolahy 2 voatifitra teny ANKARAOBATO
Voalazan'ireo fianakams fa nandalo teny amin'ilay toerana fandrobana ilay lehilahy zokiny 27 taona no voatifitra. Voalazan'ny fianakams ihany koa fa nilalao teny akaikin'ny toeram-pandrobana ilay tovo...
suite
répondu par yuka le 11/03/2009 06:57
zakilinina
(
05/03/2009 21:46)
Tsy isaky ny 10 taona ny korontana eto Madagasikara
Diso ireo mpandinika satria tamin'ity indray mitoraka ity dia naharitra 7 taona ny asa fanakorontanana 2002 - 2009. Mampalahelo satria voasakantsakana ny asam-panarenana. Misy tokoa ve olona faly dia ...
suite
répondu par xxx le 05/03/2009 21:54
zakilinina
(
01/03/2009 11:21)
Ao ambadik'izao ve ny Frantsay ?
Misy amintsika ve manana porofo na vaovao marim-pototra raha ao ambadik'izao korontam-be mandrava izao ny Frantsay ?...
suite
répondu par belakely le 02/03/2009 02:49
zakilinina
(
26/02/2009 22:20)
Fifampidinihan'ny ankolafin-kery rehetra no tokony hatao
Ny ankolafin-kery rehetra eto amin'ny tanin'ny Repoblika no tokony hifampidinika fa tsy ny FFKM miaraka amin-dRa8 sy Tgv fotsiny. Mbola Ra8 no majoritaire. Vao 2 taona monja no nahalany filoha azy ary...
suite
répondu par andrywui le 27/02/2009 08:39
zakilinina
(
18/09/2008 20:29)
Mihemotra tokoa ve ny demokrasia eto Madagasikara ?
Raha marina fa mihemotra, oviana re ny fotoana nampandroso azy ?...
suite
répondu par penguin le 15/10/2008 13:15
zakilinina
(
18/09/2007 20:35)
Dikan'ny déontologie
Misy mahay mandika amin'ny teny malagasy ve ny déontologie azafady ? Misaotra mialoha !...
suite
répondu par soanja le 16/11/2007 06:57
zakilinina
(
12/09/2007 20:44)
Dikan'ny paysage
Misy mahay mandika amin'ny teny gasy ve ny paysage ?
Ny tontolo iainana mantsy dia toa environnement no dikany....
suite
répondu par benasy le 07/04/2009 10:34
zakilinina
(
01/05/2007 13:34)
ody sola
Sola be ny vadiko kanefa tsy nahita fanafody mahomby izahay. Mba te hahafantatra aho raha efa nisy nandre hoe ny fanafody prostate hono mampaniry volo raha atao daozy kely....
suite
répondu par xxx le 22/06/2007 15:49
zakilinina
(
01/05/2007 13:32)
slam
Te hahafantatra ny hevitrareo aho ny mahatsara sy ny maharatsy ny slam raha ampitahaina amin'ny tononkalo manara-dalàna....
suite
répondu par mandrindra le 29/09/2007 12:39
zakilinina
(
27/12/2006 09:07)
Mitady mpampianatra malagasy
Misy amin'ireo mpisera eto ve no mpampianatra teny malagasy ? Araka ny hevitrareo, tokony hijoro ve izy ireo handray anjara amin'ny fanitsiana ny tsipelina sy ny fahadisoana isankarazany ato ?...
suite
répondu par chipie1 le 27/12/2006 18:46
zakilinina
(
20/12/2006 20:44)
Be loatra ve ny poeta ?
Mahafinaritra tokoa fa betsaka ny poeta malagasy eto amin'ny vetso serasera. Toa manomboka sempotra aza izahay mpamaky. Indraindray anefa mandiso fanantenana fa misy amin'ireo tononkalo mahazo isa 5 n...
suite
répondu par JMR le 30/01/2007 13:30
zakilinina
(
20/12/2006 13:58)
0% tamin'ny fifidianana
Inona no lesona azo tsoahina mba tsy hiverenan'ireny 0% ireny intsony ?...
suite
répondu par fijo le 21/12/2006 22:42
