Ny demokrasiantsika

1. zakilinina ( 23/12/2009 19:51)
Mbola misy sahy milaza ve fa tsy mihemotra ny demokrasia eto amin'ny firenentsika ?
novalian'i fijo ny 25/12/2009 19:56
2. AndriambyII ( 23/12/2009 22:58)
Question d' habitude io ry kala zakilinina .
3. ramosekely ( 23/12/2009 23:01)
ataovy hanatra fanonganampanjakana eny andalana ity ,jereo ny vokany ankehitriny
4. falifenosoa ( 24/12/2009 00:18)
Demokrasia marefo no efa nisy teo saingy mbola nianam-pandeha dia voafingana :oops:
5. feticon ( 24/12/2009 00:29)
lalina be izany analysenao izany ry falifenosoa
6. fijo ( 25/12/2009 19:56)
tsy mbola nisy demokrasia izany tao mada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533