Ny demokrasiantsika
1. zakilinina
(
23/12/2009 19:51)
Mbola misy sahy milaza ve fa tsy mihemotra ny demokrasia eto amin'ny firenentsika ?
répondu par fijo le 25/12/2009 19:56
3. ramosekely
(
23/12/2009 23:01)
ataovy hanatra fanonganampanjakana eny andalana ity ,jereo ny vokany ankehitriny
4. falifenosoa
(
24/12/2009 00:18)
Demokrasia marefo no efa nisy teo saingy mbola nianam-pandeha dia voafingana :oops:
