Liste des messages

Liste des messages, inserés par kanota, par ordre de date
kanota ( 06/07/2008 05:08)
"Elite" Gasy hono tsy mahatafavoaka ka vizana ny firenena
Hoy le vazahabe hoe samy manana ny manampahaizany ny firenena rehetra fa ny tena mahasahirana an'i Madagasikara dia nohon'ny "Elite"-Gasy tsy mahatafavoaka. :roll: :roll: ... suite
répondu par kanota le 09/07/2008 12:44
kanota ( 23/06/2008 02:03)
Nivadika ny tantara fa hery kay no kidoropamba
Dia rakatra fa hery sefo hajainan'ny SERASERA kay no kidoropamba. Hita ny fironan'ny serasera. Mody manao mpanohana anjambany ary mitady ahatezitra ny olona.... suite
répondu par tsimati le 30/06/2008 03:00
kanota ( 22/06/2008 02:37)
Fisandohana ny milaza fa TIM manao resaka mamono tena
Izay rehetra milaza sy manoratra ho TIM dia tsy misy afaka manamarina eto fa TIM tokoa ilay olona. Milaza TIM kidiropamba nefa resaka mamono tena ary manimba ny TIM no ataony. Mazava hoa azy fa tsy TI... suite
répondu par penguin le 24/06/2008 13:03
kanota ( 20/06/2008 02:28)
Tokony hamboarina ny Prison fa mijaly ny gadra
Toa hoe mitaraina daholo ny mpigadra fa ratsy loatra ary mila hamboarina sy hitarina ny figadrana hono e =)) =)) =)) . Ny gadra politika ihany hono no miadana =)) =)) =)) ... suite
répondu par tsimati le 03/07/2008 14:47
kanota ( 19/06/2008 13:42)
kidoropamba sa sesikidoro. Mamely Ravalomanana ankolaka
Efa leon'ny manenjika mivantana ry kidoropamba dia mody fankasitrahana vendrana no entina hanimbana ny fitondrana. Rakatra ianao fa tsy mihoatra ny adiny dimy dia kobo. Fahaizana manokana lasa sesikid... suite
répondu par kanota le 22/06/2008 02:51
kanota ( 17/06/2008 11:39)
Bye Bye fa tsisy Jeankely tsony ooo
Vao niantso ahy teo ra-JK ary nalahelo fa voaheloka ary tsy ahafaka mandray anjara @ serasera intsony ka dia mampamangy hono e. Izay hono no veloma farany ooo... suite
répondu par betsi2 le 20/06/2008 15:08
kanota ( 26/04/2008 14:54)
Tsy ampy V rabaradaka dia mitony hiala. Kaikaikai
Fa tsy ampy firy ny V n'i baradaka. Saika haka ny irain'ny sasany ve ? Mangina zaza o. Aza mibaradaka e :lol: :lol: :lol: :lol: ... suite
répondu par Jeankely le 26/04/2008 23:39
kanota ( 10/04/2008 00:19)
Andriana Vendrana + Andevo Nandra = Vahoaka tsy Mandroso
Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ... suite
répondu par penguin le 24/04/2008 06:20
kanota ( 28/09/2007 13:55)
Mpanohatra tsisy ilana azy dia izay no vokany
Felaka tehamaina ho an'ny mpanohatra koa izany. Efa lazaina fa tsy ilan'ny vahoaka mbola be resaka ihany. Tsy aleo maka aina rehefa mba ampy taona sa mitady ho afabaraka tsara?... suite
répondu par Jeankely le 03/10/2007 04:08
kanota ( 16/08/2007 07:15)
Ny vazaha aloha manana fijery hafa tia GIDROGIDRO
Mihatsara ny zana-gidro rehefa manambady vazaha... suite
répondu par kanota le 18/08/2007 05:07
kanota ( 12/08/2007 03:09)
Tonga ny wanted Polifika tsisy vahaolana.HIHIHI
Aiza e? Tonga ve ry tsisy vahaolana. Ny vahoaka no tadiavina ho taingenana koa mody mitapy eo. Ny mijery ZEDEZILY koa mbola adalaina amin'ny Polifikam-bendrana indray. Vahao ny olana raha mahay fa aza... suite
répondu par Jeankely le 14/08/2007 08:55
kanota ( 04/08/2007 03:40)
Ny nana Politika potserina hivoaka (nanas)
Na iza faly na iza tsy faly tsy nitondra an'i Madagasikara nankaiza ny Mpanao politika hatramin'izay. Maloto ary faran'izay maloto. Avy nanimba ny firenena avy eo miseho miresaka fahantrana nefa mbola... suite
répondu par kanota le 07/08/2007 02:12
kanota ( 28/07/2007 01:36)
Pifa"haut fonctionnaire de l'état" hono mandrahona.HIHIHIHI
Rehefa avy nanontany hoe:[b]“Fa in zalah l ataon-dRavalo ah!”[/b] i pifa ary novalian'ny namana dia nilaza hoe:"[b]Hotsaroko ny site nao sy pseudo nao refa [u]en pôle position[/u] za. tsarovy ko ... suite
répondu par Jeankely le 01/08/2007 07:35
kanota ( 27/07/2007 09:00)
Efa mangotraka nefa tsy hita Bazylou+Zazala PILITIKY
Aiza ry PILITIKY Bazylou + Zazala fa mangotra ka a=))=))=)).Mbola tsy handaka baolina ihany ve?... suite
répondu par kanota le 02/08/2007 03:16
kanota ( 24/07/2007 10:46)
Tezitra n'a pas le droit d'abuser notre PRESIDENT
Tezitra tsy manana fahafahana mitabataba ny Filohan'i Madagasikara. Ny vazaha izay ahasoa azy no tokony ataony fa tsy mitsabaka ny andraikitry ny Malagasy. Mba firy ny investisseur netinao fa tsy ny v... suite
répondu par Jeankely le 24/07/2007 13:55
kanota ( 22/07/2007 03:57)
Hafahafa toy ny vazaha mihinamparaky (bazylou+Zazala...)
Fanina toy ny vazaha nihinamparaky ry bazylou sy Zazala ka miteniteny foana. Izay tratra dia azo fa izany tsy midika fa hiandry fahanana vary ao ambavany ny vahoaka. Zatra ny mpitaingina vahoaka loatr... suite
répondu par rahiratra le 27/07/2007 09:41
kanota ( 20/07/2007 11:01)
Dray tapaka ny Salaka niseo Zazala
=))=))=))Dia ahoana ry bazylou? Fa naninoa hono Razoky wanted izany?=))=))... suite
répondu par Jeankely le 22/07/2007 05:01
kanota ( 17/07/2007 08:37)
Tsisy adika indray ve ry SALAKA SY RAVIMBODY(bazylou+Zazala)
Mbola eo ampitadiavana "Articles" atao "copy & paste" i Salaka sy ravimbody dia mihenahena sahala ny inona. Tsisy resaka indray angaha ve ry bazylou sy Zazala a?=))=))=))=))=)). Tsy mety mahafaty baol... suite
répondu par rahiratra le 27/07/2007 09:44
kanota ( 13/07/2007 10:45)
tsy misy tokony afaka mamaky ny mombamomba ny hafa
Dia gaga sy talanjona ny namako ary mba manontany ny tompon'andraikitra f'angaha moa afaka mamaky ny mombamomban'ny hafa ny olona hafa. Tezitra mihintsy ny namana satria nisy nandefa hafatra ary avy d... suite
répondu par xxx le 16/07/2007 08:06
kanota ( 13/07/2007 07:03)
Iza ilay nilaza reraka tsy nahafaty baolina?
baolina politika hono no lalaovina. Ka iza ary ilay reraka mivazavaza nefa tsy mampiditra but ny akamany ooo? Manomboka @ renintsoratra?... suite
répondu par kanota le 15/07/2007 05:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0218