Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Solitikabe, milahatra araka ny daty
Solitikabe ( 20/06/2008 02:12)
Aleo aloha ambara
Aleo ambarako fa izaho Solitikabe no nangataka ny mpikarakara ny hanalana an'i Jeankely. Ny antony tsy hoe izy mpanohana ny fitondrana na hoe ahoana, fa ilay fifanajana mifehy ny fiseraserana no tsy t... tohiny
novalian'i penguin ny 23/06/2008 23:46
Solitikabe ( 13/06/2008 03:32)
Sold sold, tongava izay hividy eh
Ho anareo vahiny, tsy Gasy tsy Karana na Sinoa teratany, tongava mividy fa Madagasikara no amidy. Ireto ny santionany koa aza miveravera. [url]http://www.panafrican.com/documents/MRA%204%202005%20-%... tohiny
novalian'i rahiratra ny 18/06/2008 03:21
Solitikabe ( 06/06/2008 19:21)
Mada mihoatra amin'i Sina
Nahoana i Sina no lasa lavitra? Dia satria ny Sinoa sy ny Fanjakany tsy mamela mihintsy ny hoe olona na kaompania vahiny no mitrandraka ny hareny. Ary nahoana ny Malagasy no mahantra foana nefa lazai... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 16:42
Solitikabe ( 11/04/2008 12:27)
Risorison'ny tontolo iainana eto Madagasikara
Dradraina eto amin'ny sehatry ny tontolo iainana ny hoe Bonne gouvernance, ary anisan'ny andaniam-bola. Kay... Nankatoavin'ny ONG International miasa amin'ny tontolo iainana eto Madagasikara ny fanom... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:05
Solitikabe ( 02/04/2008 03:52)
Carbone eh, Karibona, Karibonetra, kary manao bonetra
Ry Malagasy, aza dia manaiky ny ataon'ny Conservation International sy ny Banky Mondiala fitaovana fitadiavam-bola lava izao, satria ny vola ho azy aloha vao ny anao. Atao antso avo ny fivarotana kar... tohiny
novalian'i Ratoa ny 20/10/2009 00:27
Solitikabe ( 15/09/2007 05:08)
Ra mba te hijery ireo karazam-bato avy any Mada ianao
http://www.gggems.com/ ... tohiny
novalian'i booboo ny 16/09/2007 11:08
Solitikabe ( 07/09/2007 18:49)
Ikaretsaka ah
Toa mahaliana ihany ilay purgatory anao ary amin'ny blog ary saingy vizaka be aho amin'ny fandikana ilay izy mba ho azon'ny lohako. Raha misy dikany Tenigasy any dia mba omeo ihany ny tary. Tena efa ... tohiny
novalian'i cutie ny 09/09/2007 17:45
Solitikabe ( 07/09/2007 02:13)
Sao mba misy mahay an'ty
Te hampitsiry coco na voanio aho, ka sao mba misy mahay anie eh... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/04/2010 00:02
Solitikabe ( 30/08/2007 14:34)
Ity mba jereo
Ity mba misy rohy na-podcast mikasika an'i Mada nalefan'ny namana ka mba zaraina kely aminareo www.mynameisbill.com ... tohiny
novalian'i cutie ny 05/09/2007 21:07
Solitikabe ( 28/08/2007 19:51)
Izahay ihany no eto
sikidy sikidy. Aza matahotra aza misafotofoto, fa izahay ihany no eto, ny olona no nisolo fa nihevitro mitoetra. Ny olona mpandimby mbola olona niaraka tamiko na olo-nisandratra tamin'ny androko. Koa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/09/2007 03:22
Solitikabe ( 07/08/2007 14:05)
mba tsiaritra fotsiny
Salama daholo Mitarazoka lava be amin'ny gazety ny BEPC nivoaka nialohan'ny fanadinana, sy ny raharaha mikasika an'ireo ankizy notanana mikasika an'io raharaha io. Ny mahavariana ahy kely fotsiny al... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:21
Solitikabe ( 14/04/2007 03:47)
Dinika ho amin'ny fampandrosoana an'i Mada ve io sa?
Ho an'ny rehetra, Misy dinika izay atao mikasika ny Madagascar MIllenium Challenge, amin'ity taona ity, koa izay manana taratasy te halefa amin'izany dia afaka manoratra amin'ity conference.madagasca... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/04/2007 17:54
Solitikabe ( 22/03/2007 14:30)
29 Martsa
Mba nahalasa saina ahy kely fotsiny eh Nahoana no isaky ny akaiky ny fahatsiarovana ny 29 Martsa dia mody manao fihetsehana lehibe foana ny Aliansa fransezy? Fanarian-dia ny vahoaka ve sa fampanadin... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2007 21:50
Solitikabe ( 01/03/2007 03:32)
mainty fijery
Salama daholo eh Misy olona mainty fijery, ka tsy mahita noho ny jamba. Fa mirary loza noho ny varatra ary miantso atambo noho ny havandra. Ka mampifendrofendro fahavaratra. Nefa tsy mahailika taian-... tohiny
novalian'i Robert ny 01/03/2007 22:37
Solitikabe ( 22/02/2007 07:03)
Zandary mitifitr'olona any Boeny
Sendra mba nijery Express aho nahita an'io. Tsy dia hita moa hoe iza no marina na diso, fa ireto kosa mba nisy zavatra hitako. Tany Mahasolon'i Tsiroanomandidy ny volana Jiona 1990, taona nialoha ny ... tohiny
novalian'i xl ny 28/02/2007 12:25
Solitikabe ( 21/02/2007 23:57)
Manindry, mizesta
Tary @ tetsy sy teroa tary ito no entiko eto indray. Mahagaga mihintsy fa tsy mety zakan'ny olona Malagasy toa ahy ny mahita ny namany faly mba milaza ny zavatra vitany. Fa dia lazaina manindry sy mi... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2007 12:55
Solitikabe ( 21/02/2007 00:02)
vetivety fotsiny eh
Iza kay ny anaran'ny minisitry ny tontolo iainana izao?... tohiny
novalian'i melody ny 24/02/2007 18:40
Solitikabe ( 10/01/2007 15:07)
fanaovam-beloma an'i Fort-Duphin (Taolagnaro)
Hanomboka ny fitrandraha fasi-mainty any Taolagnaro. Koa dia hanomboka koa ny faharavan'i Tanana. Tsy ho azo honenana intsony mantsy ny toerana noho ny fiakaran'ny taratra radio aktifa rehefa voasarak... tohiny
Solitikabe ( 23/12/2006 06:13)
WWF
Ity ry Cutie misy iray an http://www.wickedwildlifefund.com/test.html... tohiny
novalian'i cutie ny 04/01/2007 23:01
Solitikabe ( 16/12/2006 00:10)
Mihinana ry reto gidro an
Kay matsiro tsy misy tahaka izany ny gidro ka izany no tena mba hihinanan'ny olona azy koa. Ianareo ve efa nihinana? Tsy haiko koa ny mametraka ilay sary eto koa... tohiny
novalian'i cutie ny 18/06/2007 18:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5301