Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Solitikabe, milahatra araka ny daty
Solitikabe ( 13/12/2006 02:31)
Ho anareo mpanohitra
Mba hianaro ny ataon'i Herizo, mba manaiky izay vokatra azo. Fa tsy hanao alahelon-toerana eto foana ka hanakorontana ny efa milamina. Dia mazotoa amin'ny fiomanana afaka dimy taona. Fa tsy hoe efa h... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 21:36
Solitikabe ( 12/10/2006 04:35)
Bibilava lehibe any Didy
Asa ianao raha nahita bibilava lehibe. Fa ao amin'ny henihenin'i Didy dia misy bibilava lehibe izay tsy fahita firy. Ka lazain'ny olona fa io no tompon'ny Rano ao Didy. Fony mbola tsy nahita aho dia t... tohiny
Solitikabe ( 28/09/2006 20:24)
Fanontaniana eh
Nga Pierot afaka mivoaka an'i Frantsa eh? Sa niova indray ny fe-petra mikasika ireny mpitsoaponenana ireny.... tohiny
novalian'i prime ny 02/10/2006 12:34
Solitikabe ( 18/08/2006 01:36)
Ho an'ny Mpanao gazety
Asa aloha leiretsy na ahoana na ahoana ny fomba fifanajana misy amintsika Malagasy na ahoana. Fa efa ela ihany no nandinihako, fa na misy tsy mety aza ataon'ny Filoham-pirenena, dia tokony hajaina ami... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/08/2006 06:15
Solitikabe ( 13/08/2006 23:44)
Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Hono ho'a ry reto, mba finoana inona na fivavahana inona marina no mba mitandro ny fahamarinana, fa arahiko?... tohiny
Solitikabe ( 18/07/2006 21:16)
Jesosy dia siantifika
'Sambatra ny mahantra am-panahy, fa izy ireo no handova ny tany" Moa tsy efa ho tanteraka va izany. Izay tia karokaro no handova ny tany. Raha tena tanteraka tokoa mantsy ny fikarohana mikasika ny me... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:13
Solitikabe ( 27/06/2006 23:29)
Franc macon
Ia no mba mahalala ny mikasikasy an'io? Andao indray io no hadihadiana eh Iza marina no hiafenan'ny mpikatroka ao anatiny?... tohiny
novalian'i Achia ny 12/08/2006 06:02
Solitikabe ( 27/06/2006 02:02)
Mpanao gazety
Nanao famelabelaran-kevitra tamin'ny mpanao gazety ity Minisitra iray. Vita ny famelabelarana ary nanomboka ny fanontaniana sy ny fanamarihana. I Ngahy azy ao amin'ny Basivava no nanomboka : "Atoa Mi... tohiny
novalian'i sasa ny 01/07/2006 04:01
Solitikabe ( 19/06/2006 05:43)
Antananarivo tsy kitay, tsy varimaina
O ry Antananarivo, lehibe aman'isa ianao raha mibaby ny antapitrisany mponina. Saingy lehibe tsy hihinanana toa vilin-tsahona. Fa dia zary rajakom-bazaha sy tompon-tanana matsaka rano maloto. Ny nofar... tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:55
Solitikabe ( 17/05/2006 01:47)
Ho an'i CNS
Dia tena mampiteny ratsy mihintsy rangahy. Fa raha ny any amin'ny faritra no misy loza dia tonga daholo ity fangataham-bola sy fandefasana fitaovana isan-karazany ity. Matin'ny havandra izao ny varin... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:36
Solitikabe ( 01/03/2006 00:53)
Takelaka ho an'ny tantara
Asa ry mpiandraikitra isany fa tena mba hitako hoe tokony mba hisy takelaka iray ho an'ny tantara eto amin'ity sehatra ity. Ahoana ny hevitrao? Ahoana ny hananganana azy?... tohiny
novalian'i hery ny 16/08/2006 08:39
Solitikabe ( 28/02/2006 05:01)
Aleo aloha mandeha heritreritra sao tanterak le izy
Lasa ho'a ny saiko, fa miaramila Frantsay no hoe hanofana ny any Toamasina @ famonoana moka. Dia roa andro aty aorianan'ny nahatongavan'ireo miaramila ireo dia manomboka mody ny vahiny sasany sy ny mp... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:10
Solitikabe ( 17/02/2006 14:04)
Kala, sy Lita
Hono ho'a ry reto, izaho mba te hampme kely, fa le tononkalo X kely izay, de azo alefa eto ve... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/03/2006 04:40
Solitikabe ( 03/02/2006 06:53)
Bema sy Lita
"Bema" hoy i Lita "ao angaha i bavin'ialahy isany?" "Ie, fa ahoana?", Bema "Hanatitra ny akanjony aho fa adinony tany aminay ity", Lita Ny ampitson'iny mbola nisy akanjo adino ihany tany ary mbola ... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/02/2006 16:13
Solitikabe ( 25/01/2006 04:14)
Mba heivtra eh
Tokony mba atao anatin'ny sivana amin'ny filatsahan-kofidiana koa ny fananana drafitr'asam-pampandrosoana fa tsy hoe izay misy saosy sy feno taona fotsiny akory. Dia rehefa tsy manaraka io drafitr'as... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:01
Solitikabe ( 19/01/2006 22:32)
Mitady boky Tompoko
Izay mba manana ity boky ity na mahita ny dika mitovy aminy dia aza fady indrindra manorata eto "Histoire des Afomarolahy: Clan Tandroy, extrême-sud de Madagascar" Misaotra mialoha Tompoko ... tohiny
novalian'i Ralay ny 20/03/2006 13:40
Solitikabe ( 19/11/2005 23:48)
FFKM sy ny fanjanahana, na ny fiangonana sy ny fanjanahana m
Zaza navelan'ny fanjanahana teto amintsika ny fivavahana. FFKM io, ka dia mivindrona tsara izy ireo. Ary manoatra noho ny ataon'ny tany Kaominista no ataony. Mba nandinika izany ve ianao?... tohiny
Solitikabe ( 18/10/2005 04:56)
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy? Solitika be... tohiny
novalian'i jaira ny 15/11/2005 10:27
Solitikabe ( 13/10/2005 00:07)
Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy?
Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy? Io fanontaniana io no mipetraka raha mijery ny fandrosoan'ny sinoa sy ny Japoney ny mpitazana. Dia jerena koa ny tany vaventy rehetra, fa tsy misy i... tohiny
Solitikabe ( 13/10/2005 00:01)
Saika vita omaly ny fara-fitondran-dRa8
Tena nidiran'andro Ra8, ka dia efa saika faly be ny mpanohitra. Fa nidofotra ilay Helico tany Fandriana.... tohiny
novalian'i jentilisa ny 04/11/2005 07:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2696