Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i MTN, milahatra araka ny daty
MTN ( 06/06/2007 19:16)
te hatory
Ahoana kay ny hevitra fa tena te hatory be foana aho isaky ny mijery ecran ordinatera? Nefa izaho tsy maintsy mampiasa ordinatera foana isan'andro. ps: za amle olona tsy mahazo misotro kafe matetik... tohiny
MTN ( 12/01/2007 02:17)
tsy tafiditra chat
Izaho wa tsy mety tafiditra amin'ny karajia serasera mihitsy eh. Misy an'ito foana: 20:50] *** Welcome to CGI:IRC 0.5.7 (2005/06/19) [20:50] *** Looking up web2.epiknet.org [20:50] *** Connecting... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/01/2007 12:28
MTN ( 02/01/2007 17:19)
frantsay
Ahoana ianareo amin'ireo Le Pen sy Sarkozy nirotsaka president ireo?... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:57
MTN ( 03/12/2006 15:51)
momba ny sary
Raha ny hitako tatsy amin'ny sary tatsy dia misy tsikera tsy fehy tsikera fotsiny fa tena fanenjehana olona mihitsy. Koa tsy mety ve raha afaka aisorin'ny tompon-tsary ireny? :wink:... tohiny
novalian'i kitjo ny 06/12/2006 14:12
MTN ( 21/11/2006 02:04)
daomy
Ataoko fa mahalala an'i 18.3 daholo ianareo an. Ilay mpanao rap gasy ireny. Dia amin'ny hiran-dry zareo misy ilay "ilay razoky tena nisenina nahakobo daomy double valo". Dia nihomehimehy daholo ny... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 26/11/2006 11:17
MTN ( 14/11/2006 18:19)
Rap gasy
Nareo kay sao mahita ilay rap gasy talohaloha ireny. Na ilay ambany gorodona na tsy?... tohiny
novalian'i laalah ny 27/11/2006 21:14
MTN ( 03/11/2006 01:57)
mpihira malaza
Iza ndray kay zao ry reto no mpihira malagasy malaza? Raha mety dia mba atoroy ahy ny rohe mankany hoe eh... tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 11:50
MTN ( 03/11/2006 01:47)
bds 2006
sao dia mahita krakina borland developer studio 2006 ianareo? :}... tohiny
novalian'i MTN ny 05/11/2006 20:37
MTN ( 26/10/2006 20:41)
mahay
-firy ary ny isan'ny kaontinanta eto an-tany? -fito, za lazain'ny olona hoe tsy mahatadidy isa fa iny kosa mba tadidiko iny.... tohiny
novalian'i kiali ny 27/10/2006 15:07
MTN ( 28/07/2006 09:30)
Nahazaka PDG
-zany hono dia PDGn'ny sekoly Anjekakio ny sipan-dry y? -ndreiss, aoka fotsiny (sady mijery hoho) -fa angaha moa misy PDG ny sekoly ohatran'io? -ye koa, prof de gym tany Ambodikorofy izy taloha.... tohiny
novalian'i MTN ny 07/08/2006 18:12
MTN ( 13/07/2006 11:40)
diso toerana
somary diso toerana ny nanasivan-drazozy azy, na mety tsy ho diso ihany satria vaovao tetsy sy teroa ilay izy http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b623baad3bd... tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 06:46
MTN ( 01/07/2006 12:54)
masaka ilay google earth
nijery google earth aho tato ho ato dia lasa nitombo be ny resolutionan'ilay izy, hita daholo ireny Ankatso,Analakely,... na ny any ambanivohitra aza kobo. Andramo ange eh... tohiny
novalian'i MTN ny 07/07/2006 16:39
MTN ( 20/06/2006 10:13)
boky
Fa maninona kay ny vehivavy no mahay mamaky boky noho ny lehilahy eh? Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy? nefa ny maha-samy hafa ny lhl sy y vhv ve tsy reny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 11:31
MTN ( 12/06/2006 13:44)
belge indray
Feno diana gaoma sy blanco ny ecran'ny ordiany.... tohiny
novalian'i totofy ny 22/06/2006 07:21
MTN ( 06/06/2006 11:51)
Amiba
Izany hono rehefa voan'ny amiba indray (ilay kankana kely dia kely ao amin'ny tsinay) dia tsy mety afaka tanteraka intsony? Manalefy azy fotsiny hono ny fanafody?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:10
MTN ( 29/05/2006 16:33)
Mitady: Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy kilalao
Tsy haiko na Lolo sy ny tariny na Mahaleo na ... no mihira ity. Fa tamin'ny radio Don Bosco tany Dago ihany aho naheno azy. sao misy manana ianareo. Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy lalao Zo... tohiny
MTN ( 28/05/2006 20:08)
Fampianarana amin'ny teny gasy
Tena miertitreritra marina ve ianareo fa ny fampianarana tamin'ny teny gasy no tsy nampadroso tamin'ireny fotoana ireny sa ny sosialisma malagasy?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 16:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0193