Liste des messages

Liste des messages, inserés par KALACK, par ordre de date
KALACK ( 10/06/2009 17:41)
Aza omena vahana fotsiny n TIM ra tiana hiady ny baolina eto
Zay no mba fangatahan'ny ekipan'ny TGV rehetra eto amin'zay mpitantana sy mpiandraikitra ny serasera .org : Aza omena vahana be loatra ny TIM fa rehefa kary de tapaho ny lohany ! --efa hisaorana alo... suite
répondu par yuka le 11/06/2009 05:13
KALACK ( 27/05/2009 15:24)
Nidina be ny vidim-bary, hanomboka hidina koa ny PPN ...
-Efa hita ny lalan-kizorana ankehitriny ! -Efa miha mazava ny dian'ny Firenena fa manaiky ny Fitondrana vaovao daholo ny Firenenadehibe ny ankabeazany ! -Efa hidina koa fa kely sisa étape lalov... suite
répondu par xxx le 28/05/2009 10:09
KALACK ( 18/05/2009 08:44)
TSY MISY SADEC HO AVY ETO M/CAR ZANY FA HIDINIKA KELY ANGAH
Ny SADEC mihitsy no efa malaina hanampy ANDRAVALO !! mbola namafisindry zalah SADEC ndray aza fa ry zalah tsy mampirisika sady tsy mila ANDRAVALO hiverina eto M/car zan fa manakorotana ny efa milammm... suite
répondu par xxx le 18/05/2009 11:15
KALACK ( 06/05/2009 08:48)
Niaraka tamin arabo foan Ratsiraka!! naninn isika zao ???
I Saddam hussein (IRAK) mihitsy no namana volohany sy mpiaradia tamin'ny fanjakana malagasy hatramzay ary nolazaina mihitsy aza nalefa tsaho fa oe misy fiadina napetraky saddam hussein sy ratsiraka t... suite
répondu par xxx le 06/05/2009 16:03
KALACK ( 01/05/2009 08:19)
tena malahelo mafy ny TIM mihitsy ny tenanany ka, ory aho !!
Fety androany de tsy miasa daolo isika de andao hiresaka milammm eto daholo ary ,, aza misy misendaotra fa mbola ho ela vao ho hariva , Ka izao : ny tena mampalahelo ahy aminareo Tim e , ty Ndafy ty z... suite
répondu par fijo le 01/05/2009 19:34
KALACK ( 25/04/2009 16:31)
Mila fahendrena sy fananana fanahy hendry ny miaina !!
Rehefa hita fa mbola mafanafan aloha ny ankilany ary tsy mbola te hokorotanina sy rangitina aloha izao de tokony mba hialana aloha ny fanoherana bontolo ! indrindra indrindra ka olona vao nahazo fahef... suite
répondu par andrywui le 25/04/2009 20:58
KALACK ( 17/04/2009 10:56)
tsy ho avy iJohnny hallyday noho n vono olona nataon TIM iny
Noho iny vono olona nataon dravalomanana teo Ambohitsirohitra tamin'ny 7fevrier iny dia manome tsiny 100% an'i Ravalo i Johnny Hallyday ary manozona azy mihitsy le ngama fa olona tsy vanona mpamono ol... suite
répondu par xxx le 17/04/2009 16:20
KALACK ( 16/04/2009 17:15)
Mila vatandehilah matanjak 5000lahy ny TGV hiaro am fahavalo
Mety hanani bohitra ny Fahavalo sy ny mpanongampanjakana ka dia handray olona eo amin 5000lahy eo ny TGV hiaro ny lapampanjakana sy ny Fiandrianampirenena mitady ho voahosihosin'ny Fahalompirenena ... suite
répondu par mihitsy le 17/04/2009 05:48
KALACK ( 12/04/2009 20:58)
TRATRY NY PAKA DOLY RY TIM ISANY O! DE AMBOARY NY SAINA E
Efa tsipaky ny miala aina io ataovareo io ry TIM malala isany fa mba mangina amzay de aleo mba hiasa malalaka ny Fanjakana sy Gvt vaovao fa aza somparana lava toa izao ry TIM tia korontana a... suite
répondu par rapresi le 13/04/2009 13:34
KALACK ( 10/04/2009 16:49)
mandoava hetra ry vahoaka fa mila vola ny Fanjakana a
Manao antso avo amin'ny vahoaka Malagasy rehetra zany ny Fanjakana mba handoha hetra sy ny taxes sy ze impot rehetra tokony ho anjaratsika isika fa mila vola ny Fanjakanan-tsika hanarenana ity Firenen... suite
répondu par xxx le 14/04/2009 10:49
KALACK ( 10/04/2009 09:09)
VERY HEVITRA NY TIM RY PENGUIN FA TSY METY DAOL ZE ATAO
Hita mihitsy fa tsy misy mety ze strazia rehetra ataon'ny TIM , asa na le mpanomana (protocole) ao amindry zalah ao no tsy mamely na le olona kony ko no efa tsy te hanova intsony fa de oe aleo rangah ... suite
répondu par pikatti le 12/04/2009 22:35
KALACK ( 09/04/2009 10:04)
Ho tafavoaka ny tonelina i M/car, hiodina ny machines admin
Re izao fa efa eo ampamoahana vola hanampiana an'i Mcar vonjy rano vaky na hampiodinana ny machines admin haingana ny vondron'ny firenena miteny frantsay , tapaka fa ho alefa haingana ts misy hatak'an... suite
répondu par bazylou le 10/04/2009 09:48
KALACK ( 08/04/2009 13:47)
SOKI-NANANI-BATO ty n Tim ka ts hita ze ho aleh sy atao
Tsy hitan'ny Tim tson ze ten lala-kombana fa misafotofoto be ihany ny zavatra tiany ho kinasa , [b]ny andrasana ho avy ty tsy antenaina[/b] , ny [b]teo antanana votsitra[/b] , ny [b]nantenain-kanirina... suite
répondu par fijo le 08/04/2009 20:16
KALACK ( 07/04/2009 07:55)
ROA VOLANA SISA DE METY HIVOAKA NY VOLA AVY AM FRANTSA
ra be indrindra de mety ho roa volana eo kosa angamba de mety hivoaka ny fanapiana voalohany ho an'ni Madagascar zay atolotry ny frantsay ! ka mety hivaha manomboka eo ny tsy fahampiambola sy ny fahas... suite
répondu par fijo le 07/04/2009 22:20
KALACK ( 30/03/2009 09:23)
Rah ten te hampandroso an gasikara de aleo hialmn amzay
De mbola manao antso avo ihany aho ray olona , mbola tsy vizana aho miteny ny TIM oe,: aleo aloha hiasa io Fanjakana vaovao io na atao oe taona vitsy2 2 na 3 fotsiny iany aza fa hitombo anie ny fati a... suite
répondu par xxx le 30/03/2009 13:27
KALACK ( 28/03/2009 16:40)
Fa aiz no handrasan ireo ol voatifitr teo am13 mei on ?
Za ts mihome otran andrywui an , fa manotan ze mahall ah oe aiza on no handrasan ireo ol maty androan teo am 13mei ? ny sobika sy topmada ,vaovao TV sns ... aloh milaza fa oe ts mis maty e, nef ny vao... suite
répondu par xxx le 28/03/2009 19:48
KALACK ( 27/03/2009 18:19)
Miandras fifidiann fa idada ef lasana ts hivern itson tompok
Mba mahaiz miononnn re ry ol rehtr zay Tim ato fa lasa mampivern alahel , mamoh fotamandr sy fery ef mikombn fotsn eo nareo ; fa i dada efa lasana ; miandrasa re fifidianana afak taona vitsivitsy fa n... suite
répondu par fijo le 27/03/2009 22:19
KALACK ( 26/03/2009 17:45)
TS AZON FIRENN HAF IDIRAN NY RAH2 TOKATRN RAH TS MIS GENOCID
Genocide (famonoan'olona faobe) na ny mitovy2 amzay no mitranga am firenen iray mikorotn na miady atrano (basy, grenade , ...armes lourds) d ts azon'ny firenena haf itsabahana miiits na hidirany ny ra... suite
répondu par fijo le 26/03/2009 20:52
KALACK ( 26/03/2009 10:29)
Ho be lavitra amty ny TIM ho voatifitra noho ny TGV maty
Ref nanao fanadihadian tsotsotr ah de nahit fa ten ho be lavitr ny TIM ho votifitr amty noho n TGV efa vita hatramza ny anton:: --- Vao haingana loatra l Fitondrana vaovao --Ny CAPSAT mbol mafanafa... suite
répondu par Oay le 26/03/2009 16:32
KALACK ( 25/03/2009 14:48)
Hitifitr n miaraml am zoma,sabots rah mandik lalàna ny TIM
Mitandrem tsar zan ho antsik hamonj Ambohijatv f hitiftr n miaraml ra vao mandik lalàna eo ,k tsartsar angmb n mand ampahndren amze atao d mody f ef be ian zay las sorona teto Iariv izay k tsar ny ma... suite
répondu par fijo le 25/03/2009 21:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0228